expérience

1. xxx ( 05/04/2010 09:42)
Ho an'ireo bandy vetivety de tonga rehefa manao RS ity mba misy expérience kely mba hifampizarana sao de mba mahasoa. Za rehefa manao firaisana de vetivety de tonga. Indray mandeha za nampiasa presevatif. Vokany ela be vao tonga, nahatratra ora iray mihitsy. Ilay sipa amin'izany tena tsy hitany intsony ny atao fa malemilemy tahaka ny olona mamo ireny; Mba andramo ihany sao de mba mety main'laisany.
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 07:35
2. xxx ( 06/04/2010 10:00)
TENA MARINA IZANY LEIRETO A ! ALEO MAMPIASA CAPOTE FA SADY MIARO AMIN'NY ARETINA KOA ANIE IO E !
3. fijo ( 24/09/2010 19:27)
le tsy manao mihitsy no tena mety,tsy mety tonga
4. Dan23 ( 28/10/2010 07:35)

xxx:

TENA MARINA IZANY LEIRETO A ! ALEO MAMPIASA CAPOTE FA SADY MIARO AMIN'NY ARETINA KOA ANIE IO E !


Misotro beks 1 ko tong d ao tsara mits ko,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1722