midevierge

1. xxx ( 29/03/2010 17:19)
Salut

Inona kay no tombony amin'ny midevierge sipa fa tsy azoko.
novalian'i gasyassas ny 18/04/2013 18:08
2. xxx ( 29/03/2010 17:23)
Tsy misy tombony fa vao maika ary marary ny bobota koa hihihiih , fa de mizetra fotsiny hoe" zah no voalohany"
3. maryline ( 29/03/2010 23:31)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
4. sipagasy ( 30/03/2010 09:33)
misy raha la sera hhhmmmmm
5. Mirananirina ( 30/03/2010 14:07)
Inona kay no tombony amin'ny midevierge sipa fa tsy azoko.
ny tombony dia vhv madio ary mendrika ny hiarahanao,nefa avy eo....
6. rakapy ( 30/03/2010 14:38)
Hoy i Mirananirina
ny tombony dia vhv madio ary mendrika ny hiarahanao,nefa avy eo...

Madio ahoana ary? Izaho efa nandre hoe vierge fa nisy sifilisy sy aretina ohatran'izany ko! Tsy hoe efa niray izy fa nofindran'arentina vokatry ny tsy fitandremana na tsy fahalalana.
7. soanja ( 31/03/2010 12:34)
rakapy:

Hoy i Mirananirina
ny tombony dia vhv madio ary mendrika ny hiarahanao,nefa avy eo...

Madio ahoana ary? Izaho efa nandre hoe vierge fa nisy sifilisy sy aretina ohatran'izany ko! Tsy hoe efa niray izy fa nofindran'arentina vokatry ny tsy fitandremana na tsy fahalalana.


Mampihomehy ka! Izay re no fisainana ry Rakapy e! Madio ny vehivavy virjiny! Tsy ilay vatany akory fa ny momba azy mihitsy: resaka psy be manadala.

Nefa raha izay madio amiko ka ho hampiasaina dia aoka hiandry Mariazy fa izay no tena hoe tena madio mangarahara tokoa ny fanambadiana!


8. 3188 ( 31/03/2010 13:29)
ny tombontso ve !mamaivay be ny lakana,folapolaka ny hozatra sns... :-$
9. 3188 ( 31/03/2010 13:34)
Madio ahoana ary? Izaho efa nandre hoe vierge fa nisy sifilisy sy aretina ohatran'izany ko! Tsy hoe efa niray izy fa nofindran'arentina vokatry ny tsy fitandremana na tsy fahalalana.hoy rakapy =)) =)) =)) de asina kapoty rakapy e
10. LAVASANGA ( 20/04/2010 06:49)
Ny tombony dia tena misy aloha e!
evo zany hoe mbola vierge ve lay vhv ko tsy tsara ve raha ianao no miray aminy mialoha,vhv tokony halaina vady zany satria mbola ianao no voalohany nanao taminy,raha toa ka soa na mendrika ilay vhv ny ho vadiana,ary tianao izy zany matoa manolotra ny fahadiavany aminao,sambatra be ianao nahazo azy
11. Djhamhal ( 05/05/2010 08:52)
ny tombony dia ny fahafinaretana manao "rodage" ! au moins 1000 km iny vô mirifatra tsara !! ary mitaky vitesse matanjaka fôna sy solika maharaka azy tsara ! :lol: :lol: :-D :-D :-D
12. haravoana ( 11/05/2010 09:57)
Azonao antoka fa tsara fitondrantena ilay vehivavy miaraka aminao, tombony ve misy ohatran'izany e, ianao no nisantatra!
13. McFy ( 10/06/2010 09:37)


Azonao antoka fa tsara fitondrantena ilay vehivavy miaraka aminao, tombony ve misy ohatran'izany e, ianao no nisantatra!


Tsy voatery ho marina foana fa satria ny 11 taona aza izao efa miteraka :)

Raha 30 taona kosa ilay vhv dia mazava ho azy ny teninao
14. hery ( 10/06/2010 09:59)
haravoana:

Azonao antoka fa tsara fitondrantena ilay vehivavy miaraka aminao, tombony ve misy ohatran'izany e, ianao no nisantatra!


Io angamba no hitako tombony. Tsy dia ilay ara-batana loatra fa ny zavatra rehetra mifandray @ le maha virijiny. Ny vehivavy matoa virjiny dia tsy dia nahamaika azy loatra ilay firaisana ara-nofo. Mbola hendry izy izany.

Fa misy tombony hafa koa. Tsy mba manao fampitahàna izy (satria tsy misy ampitahaina @ taloha) fa ianao ihany no fantany dia ianao no tonga lafatra indrindra.
15. fijo ( 24/09/2010 19:29)
tsy voatery ho hendry fa mety matahotra koa ka.
16. gasyassas ( 18/04/2013 18:08)
Ianao no misantatra fa tsy ainao ze hitranga aveo. Tsy mitombona amiko ilay oe mendrika ny vierge atram mariage. Mendrika mendrika iany fa ra te irifatra izy aveo d aona ary??
Relatif b leizy.
Amiko refa vevavy manaja tokatrano izy d mendrika, ny lasa homba ny lasa. Fa tsy oe ko nge oe aka coxx ho vady enao e! Mba rationnel enao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3005