Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 09/05/2003 09:52)
Masturbation
Manontany tena ihany aho ry zalahy hoe hatramin'ny firy taona ary ny bandy no mbola vosariky ny masturbation fa izaho izao 23 taona nefa dia mbola manakny foana e! Na manana sipa ary dia toa mbola il... tohiny
xxx ( 03/05/2003 12:04)
Hatao inona ny namana?
Hatao inona ity takelaka ity? Hitadiavana namana sa hitadiavana vady? Marina fa mety hisy ny fitiavana fa betsaka ny finamanana mety miforona eto. Na arak'asa izany, na ara-pivelomana, na ara-pinoana,... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 19:14
xxx ( 24/04/2003 16:31)
Sosokevitra kely
Manaôna daholozay mamaky! Zao e:tsy hitanareo tsaratsara ve raha toa ka mba miezaka daholo ny namana ato mba hametaka ny sariny (na sary mbola kely aza)!tsapako fa efa maro ny namana nefa vitsy noma... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2004 04:52
xxx ( 16/04/2003 15:12)
fitsapana
Zà de vehivavy 21 taona. Miaraka amina lehilahy izay tena tiako aho. 2 taona izay no niarahanay. Natahotra anefa aho fa miala bala foana izy rehefa manomboka miresaka ho avy izahay. Tsy maintsy mitan... tohiny
novalian'i jm ny 22/12/2003 20:46
xxx ( 15/04/2003 19:10)
Tsy maintsy hanambady?
Fotoana efa mahalehibe ahy izao. Kanefa isaky ny mahita vehivavy iarahana aho dia tonga dia vady foana no eritreretiny. Dia tsy maintsy izany foana ve? Izaho anefa mbola tsy vonona amin'izany satria m... tohiny
novalian'i shala ny 02/10/2013 06:40
xxx ( 14/04/2003 15:40)
Izany daholo ve
Efa taona maro nivadina izahay ary 2 ny zanakay ,nanontany olona hafa koa fa dia mitovitovy @ izay ihany: Tsy dia te hanao firaisana firy @n' ny vadiny mihoatra ny in-droa isam-bolana,ny antony rerak... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 09:56
xxx ( 14/04/2003 11:52)
Kely zavatra
Ah ah ah, tonga dia tsoriko ny resaka. Fa za toa mahatsapa hoe kely ny fandehanjavatra ka mihomehy ny jôba. Firy cm kay ny norm e? Ary raha sendra kely dia atao ahoana? bbbrrrrrr wwwaaaaaazaaa... tohiny
xxx ( 14/04/2003 08:50)
inona no ataoko?
Tsy tia ahy io vehivavy io taloha.Nitory fitiavana tamin'io vehivavy io ao taloha de tsy nanaiky izy de zaho koa tsy nisisika.Kanjo ankehitriny nony ny niaraka tamin'ny vehivavy hafa aho dia zay izy v... tohiny
xxx ( 14/04/2003 08:35)
Inona no ataoko?
Misy olona tia ahy any.Niaraka tamiko zany olona zany nandritra ny fotoana fohy.Zao nefa izy efa tsy tiko satria mampirafy.De nialako izy,de hatramin'izao izy dia mbola misisika amiko foana nefa izaho... tohiny
novalian'i pisoin ny 09/04/2005 11:51
xxx ( 13/04/2003 08:04)
tsy teho bevoka
Ahoana kay ny fomba atao raha tsy te ho bevoka kanefa ilay olona miaraka amiko te hanao firaisana foana kanefa tsy tiany mampiasa kapôty. Inona le fanafody hanina iny moa?... tohiny
xxx ( 12/04/2003 15:43)
Inona no ataoko?
Fantatro fa mampirafy lé sipako. Izaho anefa tia azy. Isaky ny miteny azy aho dia lazainy fa tsy sérieux fa manenjika azy. Mahita excuse fona izy. Hisaraka aminy ve aho?... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 09/10/2015 03:48
xxx ( 11/04/2003 13:21)
mony
Ny argile verte ve manamaina ny mony @ tarehy ? sa tokony asiana crème de beauté après ? atao masque ve ? sao mba misy afaka manoro hevitra ahy 'nareo ? Misaotra indrindra !... tohiny
novalian'i xxx ny 28/07/2004 23:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2421