mony

1. xxx ( 11/04/2003 13:21)
Ny argile verte ve manamaina ny mony @ tarehy ? sa tokony asiana crème de beauté après ? atao masque ve ?
sao mba misy afaka manoro hevitra ahy 'nareo ?
Misaotra indrindra !
novalian'i xxx ny 28/07/2004 23:01
2. tenanamana ( 12/04/2003 17:31)
ataovy daholo izay mampety azy ka mifanandrify @ heritreritrin-ndry aky a! mino aho fa izay mintsy no ahatsara tarehy andry io fa za lo tsy de manana hevitra be loatra atoro satria za tena naturelle be tsy mampiasa nininn zany e! hihihi ny fiainana koa hiarahana mahita lol izay ary fa mihatsara e!
3. xxx ( 14/04/2003 11:39)
Raha misy mony akia dia tsy mety raha tonga dia asiana argile verte, fa tsy maintsy hamainina aloha ilay mony, sao mamela takaitra.
Ny tsara dia manantona dokotera, nefa hay ihany moa ity fahasahiranana, ka afaka asian hexomédine na crème antiseptique.
Indraindray aza dia hilana antibiotique vao maina ilay mony. Io koa moa miankina amin'ny taonanao.
rehefa maina ilay mony vao manao masque ianao : argile verte asiana rano matimaty, dia atao pâte.
Hatao masque izy io ka 30 mn eo no temps de pause. Afaka 30 mn mantsy dia maina ilay argile ary mihenjana daholo ny hodi-tava. Kobanina amin'ny rano matimaty, tonga dia asiana crème.
fa aza mitady lavitra é : huile d'amande douce dia efa mety, atao kely fotsiny dia ampy. Hariva no tena tsara hanosorana azy io amin'nizay dia misy effet mandritra ny alina, ary tsy mamiratra menaka ka hanahirana.
Indray mandeha isan-kerinandro dia afaka manao gommage koa ianao. Na atao amin'ny crème de gommage vidiana eny amin'ny commerce, na yaourt nature 1 sotreo, asiana sira vovony iray sotro dia kosehina moramora amin'ny tarehy.
somary manaikitra kely, ka vetivety dia esorina.
Tena faly aho raha nahavaly ny fanontanianao.
4. niribakoli ( 23/04/2003 13:41)
pommade cidermex no tena tsara sady haingana fa andramo
5. niribakoli ( 23/04/2003 13:43)
pommade cidermex no tena tsara sady haingana fa andramo
6. njivo ( 13/05/2003 11:39)
vao maraina vao mifoha vao iny dia ilay rano nanotsanana vava iny no isasana tarehy,
7. jaha ( 15/05/2003 18:00)
tsara ihany koa ny manao firaisana ara-nofo angamba, mba ahafaka an'izany
8. xxx ( 20/05/2003 11:09)
Fomba haingana tena efficace raha efa manao firaisana enao de aza asaina alefa any ny sperm an'le bandy fa tatazana de ahosotra eo. Ataovy matetika fa tsy misy intsony sady lasa madio be ny tarehinao. raha izao no sipanao mantsy an! Ny fahafinaretana azo ny tarehy manja kely
Ny manao koa anie fanafody tsara e! Angamba tsy tonga ny anao rhf manao ianareo fa tia tena angamba lery. Azoko atao ny manao an'zany aminao sady hahazo fahafinaretana isika. Rh ilainao de omeko ny add-ko enao.Valio
9. xxx ( 21/05/2003 09:56)
Tena misy olona mpanome torohevitra ratsy mihitsy ka!!!!!!!!! Izao ve dia mety, : rano avy nanontsanm-bava no hanasana tarehy, na koa sperme no atao crème. Fa taiza avy re no namoronana izany é??????????
10. jahary ( 23/05/2003 10:52)
Aza tezitra fa ny hevitra tera-bary e! Tahaka an'ilay dadabenay zay hoe io Ranomena-tsika io leity fanefitr'izany SIDAnareo izany an!!!

Fa lainga kosa aloha fa ny Manao koa fanafodin'ny mony e! Vehivavy no milaza izany an
11. prince ( 15/08/2003 19:38)
Ny ahy dia torohevitra tsotra fotsiny no atoroko.Izaho dia tsy dia mankafy be loatra an'ireny produit vazaha ireny,fa ny ahy dia miainga amin'ny natiora daholo.Totototoy ny persile dia ny ranony avy eo no ahosotra amin'ny tare ka avela eo mandritrin'ny 25mn à30mn dia sasao amin'ny rano matimaty avy eo.Fa ho hitanareo fa misy vokany izany ary vao maika mampadio tare izany.
12. xxx ( 15/08/2003 08:39)
Rehefa mihinana akondro ianao dia alaivo ilay hodiny iny, ahosory ny tarehinao (ilay fotsifotsy ao anatiny); Ho hitanao fa vetivety dia hadio tanteraka ny tarehy.
Lehilahy aho no miresaka aminao ary tena mampihatra io lazaiko io.
13. xxx ( 29/08/2003 11:41)
Tss! fitia te hanao fotsiny ny an'ilay bandy io e! mba matotra rehefa manome torohevitra fa hafa ny vazivazy e! mapiasa aky savonin'i ratsimamanga fa io koa no haingana.
14. ni ( 10/09/2003 09:33)
Aza tia manositra zavatra loatra @ tarehy akia fa raha manositra dia zavatra naturelle ihany atao. Ny ahy aloha ny tena fampiasako dia voatabia e! ahosotra @ tarehy 30mn eo dia avy eo sasana tsara dia afaka ataon-dry matetika izany , herin'andro eho eho dia ho hitan-dry ny fiovana
15. eritreritra ( 23/09/2003 10:58)
ny fanafodin'ny mony mora indrindra de tsy mihinana zavatra matavy, fa ny hanimaintso no atao betsaka, raha vao resaka hanina mifandray @ aretina'aty dia tsy tokony hohanina, fa anisan'ny mampifongatra ny mony. Fa raha vao asiana ireny karazana produits e, karôty e, concombre e, de vao maika betsaka. De fanampin'izay, misotroa rano betsaka isan'andro de manaov fanatan,jahatena fa ho hitanao fa ho afaka daholo ny zavatra ratsy rehetra eny @ tenanao, na tsy ny mony fotsiny aza. Torohevitra ny ahy, fa tsy ho voatery harahina akory, nefa tena mahomby!
16. koty ( 03/10/2003 09:27)
aza mihinana epices,dia mievoka percil
17. xxx ( 21/10/2003 08:15)
Raha te-hanamaina ny mony eo amin'ny tarehy de tsotra kely no sady "EFFICACE" fa andramo anie :
Zao : makà vongan'ALAMO kely de lemo ao anaty rano, de hosory eo amin'ilay mony fotsiny (fa tsy ny tarehy rehetra akory an) de aleo ho maina eo. rehefa maina izy de somary misy vovoka fotsifotsy zay de aleo ho eo. Ny tsara kokoa de amin'ny hariva izany hoe enao efa ao an-trano efa tsy hivôbôka iny intsony.
De lazao za raha tsy mahomby fa zavatra hafa zany.
Zay
mba andramo
18. pisobe ( 04/11/2003 13:41)
Salut!
Tsy voatery hitovy akory ny hodi-tavan'ny tsirairay, misy ny manana hoditra maina, ny sasany hoditra matavy. Ary ny mahatonga ny mony tsy voatery ho aretin'aty, fa mety ho vokatry ny tsy fahampian'ny firaisana. Manana io olana io za efa ela ela ihany, nandramana avokoa ny torohevitry ny olona rehetra, fa tsy nety e.
Ny tena tsara dia manatona dokotera ( hoditra), fa ho asainy manao examen de sang, dia manao ny traitement " roaccutane" mandritra ny 6-8 mois eo. Mazana be nefa raha vehivavy ny tena ka tsy mbola manambady dia aleo ihafiana ny à izay. Eny fa na lehilahy koa anie afaka manao ilay traitement raha toa ka tena tsapa fa olana be ilay izy e. Satria za efa nanao traitement hafa talohan'io fa vao najanona ny antibiotique sy ny Diane-35 dia niverina indray ny mony.
Ny tantely no ataovy @ tarehy, ohatra hoe isaky ny 2j, fa io antibiotique naturel.
Bye
19. isrine ( 14/11/2003 14:35)
Salut!
Za alou raha nahalala ny fanafodin'ny mony hatry ny ela toy ny nolazain'i X eo ambanin'i Jaha io de nataoko. Fa na izany aza, ny tsy fahampian'ny firaisana hono no mahatonga an'le izy de aiza anefa no ahita olona afaka hanome e.
Sa azonao omena ahy ve ny adresse-nao e?
20. rinakely1 ( 16/12/2003 11:06)
refa mitohana hono d misy mony! kozy bobaka daholo zany fa refa mihinana sakafo b produit loatra d mivoka hoazy izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2673