mony

21. isrine ( 19/12/2003 20:37)
Rinakely: vao zao indray akia zany no henoko a. Mety marina zany, satria pb 1 koa ny mitohana ho ahy. Fa resaka hormone koa anie hono no mahatonga ny mony e.
22. rinakely1 ( 05/01/2004 12:45)
zany hono fa tsy haiko an!
23. isrine ( 07/01/2004 18:43)
ekena e!
24. xxx ( 13/01/2004 15:45)
zao e! mandraisa fanapahankevitra iray @ ireo torohevitra ireo fa za tsy manana torohevitra.Sao de mivadika ramjah eo ny tarendry
za mantsy misy rehefa akaiky en règle sady tsy de betsaka fa ny ahy avelako maina hoa azy eo tsy kitihiko mihintsy mba tsy manome tache amin'izay
25. xxx ( 28/07/2004 23:01)
itovizana ilay andininy farany ary izaho koa tsy mikasika fa avelako eo , misy mamaritra ihany anefa ny sasany an .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2476