Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/03/2010 03:19)
chatroulette - omegle - camtoya : tandremo ny ankizy e
Vetaveta ny 3/4 ny zavatra hita amin'ireny chat video @ olon-tsy fantatra ireny, kanefa toa misimisy ihany ny zaza tsy ampy taona mirozirozy any le! Ataoko fa samy efa miaro ny zanany amin'ny dange... tohiny
novalian'i sipagasy ny 27/03/2010 19:04
xxx ( 19/03/2010 18:18)
Daniella!
te hifandray @ i Daniella Rakotoarivelo za !nianatra tany majunga ny primaire 1982 st jeanne d'arc! avy eo notre dame ;dia tsy hitako tsouny ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2010 09:59
xxx ( 19/03/2010 14:40)
Toaka !
aty dago za manoratra io an! fa mba misy fanontaniako amintsika bandy mpirevy ty : inona ry zalahy ny toaka fotsy mba tsara â!zany we lé tsy dia mampakafoka be reny refa avy misotro azy na ny gout... tohiny
novalian'i walte ny 22/07/2010 08:33
xxx ( 17/03/2010 16:45)
Io fitiavana io sy ity serasera ity!
:oops: Miarahaba antsika mpisera e! Zao ry zalahy an! zah efa manambady. Eny e! tsy vadiko moa izany fa efa ela be izahay no niaraka nipetraka , efa ampolo taonan´ny mahery. lazaiko hoe " Tiako ... tohiny
novalian'i bonne ny 27/10/2010 20:23
xxx ( 16/03/2010 06:18)
Mitady an'i Lalaina Moramanga
Sao misy mahafantatra azy ianareo eto; indrindra ianareo aty Moramanga; ny num. phone ihany no ilaiko de ampy ahy ze manana (tsy maninona raha misy afaka mampita ty hafatra ty any aminy aza); resaka s... tohiny
novalian'i mamijo ny 24/05/2010 18:49
xxx ( 12/03/2010 06:35)
fitiavana 40 ans
efa mba fantatrareo ve zany oe refa tonga eo @ 40 ans eo ny olona (na lahy io na vavy ) dia manomboka miredareda be ndray hono ny afompitiavany ! ary tonga masiaka sy mirangorango ôtran\'lé fitiavan... tohiny
novalian'i siga_soa ny 13/06/2012 12:20
xxx ( 08/03/2010 09:21)
vao zaza 1 de tsy te hiteraka @ vadiko intsony aho.
Manahoana dahol nareo be fitiavana rehetra ato. Manana vady aho zany 2 taona ny zanakay voalohany zao , de lasa kamo be za hanamboatra ny manaraka satria ôtry ny be be kizitina le rafotsiko tao ao... tohiny
novalian'i princes ny 01/07/2010 19:21
xxx ( 08/03/2010 07:51)
Fa mba aiza hoa i ravao e???
Tsy izany fa ohatry ny efa elaela ihany izay no tsy nahitana an'i [i]ravatorano[/i] plus connu sous le nom de [i]ravao torana[/i] teto ka mba manontany vaovao ho an'izay mahalala e??? Misaotra! ... tohiny
novalian'i hery ny 31/05/2010 13:11
xxx ( 07/03/2010 19:58)
Mariazy menamena
Hi hi hi, nahalasa saina ahy foana izao hoe ... Ahoana ary raha tonga fotoana ny vehivavy amin'ny mariaziny ? Azo asiana kajikajy kely hoe tsy ho tonga amin'io ... Fa na izany aza firy volana aty aloh... tohiny
xxx ( 07/03/2010 18:25)
Safidin\'ny RAD !
izaho dia nipoitra tao ¨@ fianakaviana tsy dia nanana ny ampy loatra ! nanana olontiana aho ary noraran\'ny fianakavian\'ilay vehivavy tsy hiaraka izahay fa oe saranga tsy mitovy !refa nandinika ah... tohiny
novalian'i muro ny 16/03/2010 12:52
xxx ( 06/03/2010 02:07)
satria matavy ve?
Nony niteraka aho dia nahazo kg be, iray taona izao ny zanako, in enina angamba izaho sy ny vadiko no niray tanatin izay fotoana izay fa hoe matavy hono aho. 1m 56 aho ary 70 kg izao. Maivantsaina ve ... tohiny
novalian'i karinah ny 17/03/2010 13:12
xxx ( 05/03/2010 13:21)
afobe
Fanontaniana napetrakiny ny olontsotra iray.Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa ,dia inona tokoa araka ny hev... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:25
xxx ( 04/03/2010 06:02)
rafy vavy
niaraka t@ lehilahy iray aho t@ roa taona izay, nizotra nilamina tsara ny fiarahana ary tena tiako tokoa izy nefa rehefa afaka volana vitsivitsy dia nilaza tamiko izy fa efa manana vady be ary mianatr... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2010 09:53
xxx ( 03/03/2010 07:50)
Mpanapitrisa malagasy expatrié !!
Naita siontsion-dresaka momba ny malagasy iray mpetraka any andafy ,lazaina fa miltimiliardéra ah ! sô mba miss mahafatantra ianareo??... tohiny
xxx ( 25/02/2010 11:25)
Tiako ny ny vadiko fa tiako koa izy....
Salit dôôly nareo ato an. Za efa manambady, vhv za an, de efa niteraka koa zay, 2 ny zanakay. de zay mifankatia be fa saingy niverina niserana teo alohako indray lay voaloham-pitiavako??????? sanga... tohiny
novalian'i MIMA73 ny 16/06/2010 06:08
xxx ( 25/02/2010 10:37)
miasa saina mila torohevitra
Dia faly miarahaba anareo ry reto a, mila torohevitra e Manambady aho ary efa niteraka zay, vao 6 taona momnja no nahavitanay ny mariazinay. talohan'io mariazy io de tena romantique be, ary tena mamp... tohiny
novalian'i cowgirl ny 03/03/2010 14:28
xxx ( 24/02/2010 07:33)
ejaculation precoce : mitombina ve ito reflexion-ko ito
Zao ry zalà, ny bandy tsy matavy hono elaela vao tonga ny ejac sady mahazo erection optimale. Ny bandy matavy raim kely de tonga sady tsy mahazo erection tsara. Mila manao sport zany mba hanintsana n... tohiny
xxx ( 23/02/2010 14:36)
hery, le TIM borné sentimental
"tais-toi et mange" io no slogan vaovao navoakan'ing. hery tao aorinan'ny fandalovany taty France. Ka hitako hoe maha-be inspiraka angamba lé mandalo aty satria raha tadidintsika dia i prezida sark... tohiny
novalian'i zama92 ny 15/04/2010 07:14
xxx ( 22/02/2010 01:50)
vato misakana an'i Madagasikara
Olana ara-panahy no fototry ny olana ara-politika, ara-piarahamonina ary toekarena eto Madagasikara. Raha tsy vahaolana ara-panahy no misy dia tsy hisy fivoarana ny toe-draharaha misy ankehitriny fa ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 13:22
xxx ( 21/02/2010 12:27)
Mirehareha @ toetra ratsy
Dia tena misy karazan'olombelona faly sy mibitaka ary tsy menatra mihitsy mirehareha @ toetra ratsy fa tena mahagaga an! :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2010 21:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7856