ejaculation precoce : mitombina ve ito reflexion-ko ito

1. xxx ( 24/02/2010 07:33)
Zao ry zalà, ny bandy tsy matavy hono elaela vao tonga ny ejac sady mahazo erection optimale. Ny bandy matavy raim kely de tonga sady tsy mahazo erection tsara. Mila manao sport zany mba hanintsana ny tavy ireny bandy ireny de lasa miridiridy be ndray.
Bandy matavy= bandy be kibo.

Mitombina ve ry zalà zany sa misy zavatra hafa mintsy (tsy resa-panafody na produit) hi retarder-nany fahatongavana?
2. pikatti ( 24/02/2010 08:24)
:-D :-D :-D bandy matavy=tsisy tembo :-D :-D :-D
3. Mirananirina ( 24/02/2010 12:34)
ny bandy tsy matavy hono elaela vao tonga ny ejac
Ny bandy matavy raim kely de tonga sady tsy mahazo erection tsara
Mila manao sport zany mba hanintsana ny tavy ireny bandy ireny de lasa miridiridy be ndray.
hihihi...efa nahita ny mahia sy matavy aho aloha..fa tsy hitako izay mahasamy hafa.
bandy matavy=tsisy tembo
aza miteni2 foana re rapikatti an! :-D :-D :-D
4. xxx ( 24/02/2010 12:48)
tsy mitombona ny refléxion -nao fa misy dia misy tokoa ny lhl na matavy na be kibo mavita mitazona ny azy ela be.indray2 koa io saina na koa mety bandy zatra pamely makorelina ! dia izay hahatongavany haingana fotsiny sisa no atao. :-D :-D
5. mandrindra ( 24/02/2010 13:02)
saina no mibaiko an'io eee
6. cowgirl ( 24/02/2010 19:18)
:lol: :lol: :lol: je pass
7. Djhamhal ( 01/03/2010 11:12)
bandy matavy=tsisy tembo
:evil: :evil: :evil: nananananana!!!!!!!!
mamely mafy nareo zany kleu ! 'ty ary mitosaka tsara kou!
:lol: :lol: :-D
8. pikatti ( 01/03/2010 13:28)
aza miteni2 foana re rapikatti an! :lol: :lol: :lol:


mamely mafy nareo zany kleu ! 'ty ary mitosaka tsara kou! :lol: :lol: :-D

Matavy be angah leisy elah ry Djha :-D :-D :-D
Resaka iny ry Mirana kah , sipa no niteny hoe piti-drora hono ,fa tsy kosa tsisy kah :-D :-D :-D
9. maryline ( 01/03/2010 13:53)
hahahahahah mahita zalahy ireto hihihih
10. Djhamhal ( 02/03/2010 09:30)
tsy matavy be kosa klou za lesy ry pikatti fa ngôdangôda kely ! mampahatsiahy lé dinika nisy teto ihany lé we : azo hanasana tarehy miitsy ! sady mahatsara tarehy be ! :lol: :-D :-D =)) =))
11. Mirananirina ( 02/03/2010 16:16)
tsy matavy be kosa klou za lesy ry pikatti fa ngôdangôda kely ! mampahatsiahy lé dinika nisy teto ihany lé we : azo hanasana tarehy miitsy ! sady mahatsara tarehy be !
:-D :-D :-D :-D loza zany,1 zinga zany. :-D :-D :-D
Resaka iny ry Mirana kah , sipa no niteny hoe piti-drora hono ,fa tsy kosa tsisy kah
:-D :-D :-D
12. xxx ( 04/03/2010 05:07)
8O ha ha ha hi hi hi
13. pikatti ( 05/03/2010 06:25)
xxx11 nisy hitanao ve tany e??? :lol:
14. walte ( 22/07/2010 03:33)
Ny bandy matavy fohy bit
15. sapoty ( 22/07/2010 04:29)
sady le matavy ireny ange kely be nizavatra andesiny, raha amiko aloha de aleo tsimanao satria sady kely aveo vetivety dia tonga
16. walte ( 22/07/2010 07:28)
fa bandy ôtrin'ny ahoana no tena motondra anazy io, raha ny fahalalako azy aloha dia le lava mahia² sady le malemilemy ireny eh hihihh!!!
17. sapoty ( 22/07/2010 07:32)
le dandy tsara vatana reny tena mitondra le izy , sady reny ko mba maharitra raha manao sa ahoana ry namana
18. walte ( 23/07/2010 03:13)
Ary ny sipa manahoana ny tena misy kavaka hihihihi!!!
19. azamanadino1 ( 01/02/2011 20:25)
ptdr no commente
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1995