Io fitiavana io sy ity serasera ity!

1. xxx ( 17/03/2010 16:45)
:oops: Miarahaba antsika mpisera e!
Zao ry zalahy an! zah efa manambady. Eny e! tsy vadiko moa izany fa efa ela be izahay no niaraka nipetraka , efa ampolo taonan´ny mahery. lazaiko hoe " Tiako se vadiko toa tsy mitombina satria nahoana zah no mbola tia olon- kafa anokoatrany tsy azoko mihitsy . Misy sipa izay tiako izy tato @ ity serasera ity no nahitako azy dia efa niaraka izay ( ny tohiny tsy ho lazaiko eto fa lava loatra ) io sipa io anefa tsy mipetraka aty ivelany fa any dago . lazaiko hoe tiako indray io sipa io nefa zah tsy sahy misaraka @ le hoe : "Vadiko"
Ny olana dia izao zah sady tsy foiko le sipa sera no tsy foiko koa le vadiko hihihi nga tsy loza e! Ny manaraka tia olon- kafa indray koa zah tiako be io sipa io ary tia ahy mbola sera ihany io hihiihh nga tsy lalina e! hihih Lisany ve mba efa voan´izany hihih marihina fa izy roavavy voalohany tena saro- piaro loza be fa ity farany ity tena kalma be na dia hitany mirediredy ato ary zah tena tsy mikozy mihitsy izy e! ary ilay sipa faharoa tena mihevitra fa alaiko vady satria nohon´ny tahotro angamba de nampanantena azy aho fa hisaraka @ ilay hoe vadiko" ary miandry ahy izy io. ilay fahatelo tiako be tsy mbola niresaka t@ko izany hoe hanakorontana ny aminay sy le vadiko na ilay faharoa fantany daholo ireo. ny aminy koa fantatro . nefa ity fahatelo ity mbola tsy hitan´ny masoko nefa tena ohatrin´ny hoe miaraka izahay. Tiako izy e!
Vaky ny saiko ry zalahy fa toa ohatry ny milalao fitiavana aho izany sa ahoana ??
novalian'i bonne ny 27/10/2010 20:23
2. Ratoa ( 17/03/2010 22:24)
milalao fitiavana aho izany
izany mihitsy ary aza gaga raha may fa milalao afo! Hatraiza sy hatraiza moa ny fitiavanao ireo vhv ireo? Mandainga ianao raha milaza fa mitovy ny fitiavanao azy ireo.
Nytena marina dia ianao no mitaky sy mangetaheta fitiavana ka tsy mahafehy tena sy saina.
3. maryline ( 18/03/2010 00:02)
xxx:

:oops: Miarahaba antsika mpisera e!
Zao ry zalahy an! zah efa manambady. Eny e! tsy vadiko moa izany fa efa ela be izahay no niaraka nipetraka , efa ampolo taonan´ny mahery. lazaiko hoe " Tiako se vadiko toa tsy mitombina satria nahoana zah no mbola tia olon- kafa anokoatrany tsy azoko mihitsy . Misy sipa izay tiako izy tato @ ity serasera ity no nahitako azy dia efa niaraka izay ( ny tohiny tsy ho lazaiko eto fa lava loatra ) io sipa io anefa tsy mipetraka aty ivelany fa any dago . lazaiko hoe tiako indray io sipa io nefa zah tsy sahy misaraka @ le hoe : "Vadiko"
Ny olana dia izao zah sady tsy foiko le sipa sera no tsy foiko koa le vadiko hihihi nga tsy loza e! Ny manaraka tia olon- kafa indray koa zah tiako be io sipa io ary tia ahy mbola sera ihany io hihiihh nga tsy lalina e! hihih Lisany ve mba efa voan´izany hihih marihina fa izy roavavy voalohany tena saro- piaro loza be fa ity farany ity tena kalma be na dia hitany mirediredy ato ary zah tena tsy mikozy mihitsy izy e! ary ilay sipa faharoa tena mihevitra fa alaiko vady satria nohon´ny tahotro angamba de nampanantena azy aho fa hisaraka @ ilay hoe vadiko" ary miandry ahy izy io. ilay fahatelo tiako be tsy mbola niresaka t@ko izany hoe hanakorontana ny aminay sy le vadiko na ilay faharoa fantany daholo ireo. ny aminy koa fantatro . nefa ity fahatelo ity mbola tsy hitan´ny masoko nefa tena ohatrin´ny hoe miaraka izahay. Tiako izy e!
Vaky ny saiko ry zalahy fa toa ohatry ny milalao fitiavana aho izany sa ahoana ??



(l) (l) Lalina tokoa ny tantaranao ry xxx sarotra aloha le izy e! tsy misy tinao izany izy telo raha ny marina tena kilalao ny anao fa tsy tena " FITIAVANA"
KOURAZY ! Ahita sipa vaovao indray ianao atsy ho atsy de mitovy ihany de ho toy izany foana .
4. dhinah ( 18/03/2010 08:48)
tena marina mitsy ny tenin'ireo namantsika ireo,tsy marina zany oe mitovy ny fitiavanao anreo fa zao kosa e ra ts nanin anao kosa le voalohany naôna izy no de atao anzany?
tsy ainao angah le oe HAFA IANY LE VOALOHANY ra oatra ka tsy misy olana ny amnareo sad mbola anavao olona vaovao ndray ve?manody ane lesy io fitiavana io e!!!
le faharoa zao de manantena anao tsotr'zao,lalaovinao fotsiny ny fitiavany.
aza d milalao sentiment an'olona zany lesy fa mampalaelo izy a,eny fa na d diso iany ar izy nanaiky anao nef fantany enao oe efa manambady
5. soanja ( 18/03/2010 16:17)
xxx:

:oops: Miarahaba antsika mpisera e!
Zao ry zalahy an! zah efa manambady. Eny e! tsy vadiko moa izany fa efa ela be izahay no niaraka nipetraka , efa ampolo taonan´ny mahery. lazaiko hoe " Tiako se vadiko toa tsy mitombina satria nahoana zah no mbola tia olon- kafa anokoatrany tsy azoko mihitsy . Misy sipa izay tiako izy tato @ ity serasera ity no nahitako azy dia efa niaraka izay ( ny tohiny tsy ho lazaiko eto fa lava loatra ) io sipa io anefa tsy mipetraka aty ivelany fa any dago . lazaiko hoe tiako indray io sipa io nefa zah tsy sahy misaraka @ le hoe : "Vadiko"
Ny olana dia izao zah sady tsy foiko le sipa sera no tsy foiko koa le vadiko hihihi nga tsy loza e! Ny manaraka tia olon- kafa indray koa zah tiako be io sipa io ary tia ahy mbola sera ihany io hihiihh nga tsy lalina e! hihih Lisany ve mba efa voan´izany hihih marihina fa izy roavavy voalohany tena saro- piaro loza be fa ity farany ity tena kalma be na dia hitany mirediredy ato ary zah tena tsy mikozy mihitsy izy e! ary ilay sipa faharoa tena mihevitra fa alaiko vady satria nohon´ny tahotro angamba de nampanantena azy aho fa hisaraka @ ilay hoe vadiko" ary miandry ahy izy io. ilay fahatelo tiako be tsy mbola niresaka t@ko izany hoe hanakorontana ny aminay sy le vadiko na ilay faharoa fantany daholo ireo. ny aminy koa fantatro . nefa ity fahatelo ity mbola tsy hitan´ny masoko nefa tena ohatrin´ny hoe miaraka izahay. Tiako izy e!
Vaky ny saiko ry zalahy fa toa ohatry ny milalao fitiavana aho izany sa ahoana ??


Zaav-baobao amin'ny olombelona ny traikefa fampiharam-pitiavana ao anaty aterineto ka. Misahotaka aloha isika OLOMBELONA satria mbola tsy mahita mangirana. Mifangaro ao ny fitiavana toy ny entam-barotra sy ny fitiavana faniriana miafina ary ny fivoakan'ny tsy fahampiam-pitiavana avy any amin'izay misy. Tsy mbola zakan'ny olombelona sasany ny fomba fandraisana hoe ahoana marina ity fitiavana tsapako ho an'olona mbola tsy nihaona tamiko nefa ifandraisako sy mampifangia ahy sahady any anatiko any.

Tsy misy hoe ianao no ratsy sy tsara na hoe ianao milalao na tsia. Traikefa andalovana sy hakana lesona hijerevana akaiky ny momba anao/ antsika olombelona no misy fotsiny dia asavoritany aloha ny momba anao.

Fanafody azo omena dia mandray mora izay tsapa. Tsy atao hankarary ary tsy ho tsinotsinoavina fa izay ilay ianao ianao. Afaka mitia be dia be ohatra. Ao ny hita maso ary ao ny tsy hita. Ny tena zava-dehibe dia ny tsy hahavery saina kosa amin'izay atao ary ny fanajana ny hafa mba tsy hanimbazimba ny mahaolona azy, zany hoe ny fifanajana hatrany.

Mahereza!




6. dhinah ( 19/03/2010 08:12)
[ary ny fanajana ny hafa mba tsy hanimbazimba ny mahaolona azy, zany hoe ny fifanajana hatrany]
ka io teninao io indrindra ane ry soanja no matonga ahy iteny oe milalao sentiment an'olona fotsiny izy e,izy iany no efa miteny oe tsy foiny ilay voalohany koh





7. Mirananirina ( 19/03/2010 12:15)
raha amiko aloha dia tsy mitombona ny fitiavana olona 3 izany;2 mety hety,possible ny miaraka amin'olona maro fa 1 ihany no tiana.
na vadibe,mety hoe efa ela no niarahanao taminy sy miaraka mipetraka aminao dia malahelo azy ianao.
na sipabe hitanao teto serasera dia tianao taloha,efa leo azy ianao matoa mitady ilay faha 3.
na ity sipakely hitanao farany,izay mety efa nafindranao any ny fitiavanao .Io farany io izany no tianao.
Na koa hoe tsy misy tena fitiavana(amoureux) ao aminao fa atao kilalao fotsiny ny fitiavana.
8. xxx ( 19/03/2010 12:23)
Ny fahitako azy dia te handao ilay voalohany izy fa manana " dette morale" Ilay faharoa lavitra loatra ilay fahatelo toa afaka manala sorisory aminy . dia tsy hita ihany le izy e! Ny fahatelo TIA sy be fandeferana koa
courage fa tsy moramora ny mitia (l) (l) (l) (l)
9. xxx ( 19/03/2010 12:59)
Vaky ny saiko ry zalahy fa toa ohatry ny milalao fitiavana aho izany sa ahoana ??

SAMBATRA IANAO RY XXX AFAKA MANOME FITIAVANA MARO FA TSY MBA TOKANA TOY NY AN'NY OLONA REHETRA.
NOTOLORANAO FITIAVANA IZY TELO IREO KA ANJARAN'IZY IREO NO MANDRAY NA HANARY IZANY FITIAVANA IZANY.
NY FITIAVANA , IZAY ZAVATRA LEHIBE SY AMBONY INDRINDRA NO NATOLOTRAO FA TSY FANKAHALANA AKORY. MANKASITRAKA NY TENAKO.
10. xxx ( 19/03/2010 13:16)
miandry ny faha 4 za vô mahita ho lazaina !! :roll: :lol: :-D :roll:
11. xxx ( 19/03/2010 14:12)
maryline:



(l) (l) Lalina tokoa ny tantaranao ry xxx sarotra aloha le izy e! tsy misy tinao izany izy telo raha ny marina tena kilalao ny anao fa tsy tena " FITIAVANA"
KOURAZY ! Ahita sipa vaovao indray ianao atsy ho atsy de mitovy ihany de ho toy izany foana .



:* :* :* Maryline Manroe Tiako daholo izy telo ary samy hampiadaniko avokoa ianao le saika ataoko faha-efatra fa tsy nety fa hoe bedin´ny mamanareo hihihihih (l) (l) !Miadana be daholo izy telo ireo tsy misy miady ary reveko be daholo
12. xxx ( 19/03/2010 14:15)
xxx:

Vaky ny saiko ry zalahy fa toa ohatry ny milalao fitiavana aho izany sa ahoana ??

SAMBATRA IANAO RY XXX AFAKA MANOME FITIAVANA MARO FA TSY MBA TOKANA TOY NY AN'NY OLONA REHETRA.
NOTOLORANAO FITIAVANA IZY TELO IREO KA ANJARAN'IZY IREO NO MANDRAY NA HANARY IZANY FITIAVANA IZANY.
NY FITIAVANA , IZAY ZAVATRA LEHIBE SY AMBONY INDRINDRA NO NATOLOTRAO FA TSY FANKAHALANA AKORY. MANKASITRAKA NY TENAKO.


Misaotra leisy bainn fa elah micomprende ny bandy an! Elah koa ve manana bedabe ?? Rehefa romotra rafotsy de mahazo tambitamby @ le izy 2 fa aoka fotsiny leisy e! Tsy milalao fitia rehefa ataoko ny kaonty fa " polygamie" ohatran´ny an´i silamo io
13. soanja ( 19/03/2010 16:07)
dhinah:

[ary ny fanajana ny hafa mba tsy hanimbazimba ny mahaolona azy, zany hoe ny fifanajana hatrany]
ka io teninao io indrindra ane ry soanja no matonga ahy iteny oe milalao sentiment an'olona fotsiny izy e,izy iany no efa miteny oe tsy foiny ilay voalohany koh







Tsy misy mahadiso ny hevitrao mihitsy, dhinah.

Inona moa no atao hoe " Fifanajana" raha ny eto?

Ny fifanajana dia firesahana izay tena zavamisy tokoa ary miatrika azy izay miditra eo satria "mahalala" ho an;ireo olona rehetra tafiditra ao anaty harato. Raha mahafantatra izany sipa/vady an-trano hafahafa izany, moa ve hanaiky izay kilalao any ivelany izy?

Mino aho fa tsy mifankahalala ny fisian'ireo olona be dia be ireo amin'ny fiainan'ity bandy xxx ity ireo vehivavy tsiraidray. Izay no azoko tsiniavina tokoa aminy raha izay no zavamisy. Mandainga na be vinany amin'ny hafa.

Raha manana sipa na telo na efatra ianao na vady dimy. Tsy olana mihitsy izany amiko fa ny fampafantarana ireo olona ireo ny fahamarinana fa mivezivezy ny filahianao dia tena fanajana tokoa ny momba anao sy ny momba azy ireo. Ny soatoavin'i Silamo amin'ny fanambadiana maromaro dia ny fifankafantaran'ireo mpirafy/ mpirahavavy hoe vady iray no itambarany. Raha manaiky izy ireo dia azy ireo izany. Fa raha tsia, dia hoy aho hoe aza manararaotran'ny hafa fa tsy tsara.

Nefa tokoa iza no mahalala. Misy tokoa vehivavy vonona hiditra na amin'ny zavatra tsy dia misy ventiny sy mirefarefa loatra aza mba hamenoany koa izay banga any aminy.

Tsy zava-baovao anie ny olombelona e!


14. maryline ( 19/03/2010 20:44)
xxx:

[quote=maryline]

:* :* :* Maryline Manroe Tiako daholo izy telo ary samy hampiadaniko avokoa ianao le saika ataoko faha-efatra fa tsy nety fa hoe bedin´ny mamanareo hihihihih (l) (l) !Miadana be daholo izy telo ireo tsy misy miady ary reveko be daholo



Ntsssssssss Taiza koa izany ????? :lol: :lol: :lol: :lol:
15. Seeno ( 24/03/2010 07:35)
mampiresaka koa enao kah, si non, olona tsy matotra sy miala sakana, mbola mitsapatsapa fitiavana ary mbola mitady zavatra, raha hendry enao dia hisarahanao izay tsy mety @nao @izy telo, ka ny iray ihany no iarahana, dia refa tsy mety dray iny vao mitady le fah4, tandremo fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ka sao lay tsy ho zaka, mahereza
16. 3188 ( 24/03/2010 13:07)
hoy i seeno mampiresaka koa enao kah, si non, olona tsy matotra sy miala sakana, mbola mitsapatsapa fitiavana ary mbola mitady zavatra, raha hendry enao dia hisarahanao izay tsy mety @nao @izy telo, ka ny iray ihany no iarahana, dia refa tsy mety dray iny vao mitady le fah4, tandremo fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverin a ka sao lay tsy ho zaka, mahereza mety mampiresaka marina an ,le sipa faha 2 any dago de @ fomba aona no amantarany fa tia azy io sipa io,tena mtatasika marina leaza a!
17. dhinah ( 25/03/2010 12:15)
marina aky nendry ry Soanja a
fa izy ane zao na ho ela na ho aingana d ts maintsy hi-blessé olona 2 e!!!


18. xxx ( 29/03/2010 09:32)
:lol: Ohatran'ny nampiomehy izany ilay fitantaranao azy.
A bird in the hand is worth two in the bush hoy ry zareo anglisy. Tsy aleo ve ity lazaina vadibe, efa hita ny toetrany, maharitra anao no hasoavina toy izay hisambotra olana amin'ireto vaovao.
Mety mamy kokoa, tsy hiadin-kevitra satria mbola vao sady lavitry ny adiady sy ny henjikenjikin'ny fiainana an-davan'andro.
19. dadax ( 21/04/2010 11:36)
mazava b ange ra samy ts maka lagy iz 3 satria : ampy mizara l xxx e!;samy manana x 1 avy iz 3 kno!!!!!!!! feeeeeetsy. =D> =D> =D>
20. belakely ( 23/04/2010 01:39)
dia mahazo mpitehaka iray isany koa ve ry dadax ??????????????? :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4935