varina zah namaky le soratrareo hihihihhi. Tsy teo zah fa nandeha namangy le tiako faha2 tany dago de nolazaiko azy ny marina rehetra de hoy izy hoe atao ahoana fa tsy vitako ny miaina lavitra anao tia anao foana na de efa manana vady be aza ianao . vonona aho ny hanaja sy tsy anelingelina azy ireo satria fantaro fa tena FITIAVANA ny anao. satria ianao nilaza ny marina tamiko . dia izay no izy . tonga eto aho de faly koa nahita ity vady beko dia faly koa mitafa amin´ilay olon- tiako serasera.
Ny fampirafesana ry xxx de tena farany zay ratsy eo @fiainana a' fa tsy maintsy faharavana no hiafarany, fa eo ampanaovana azy tsy mahatsiaro tena fa ny vokany avy eo de nenina be vava sady tsy mbola nisy nilamina zany ny fiainan'ny olona mampirafy, aleo maka 1 de kolokoloy mba tsy hitadiavanao hafa tsony fa mety zany, de mivavaha koa mba hahatonga anao hanana fahononan-tena fa tsy haniry zao vevavy rehetra zao