Toaka !

1. xxx ( 19/03/2010 14:40)
aty dago za manoratra io an! fa mba misy fanontaniako amintsika bandy mpirevy ty : inona ry zalahy ny toaka fotsy mba tsara â!zany we lé tsy dia mampakafoka be reny refa avy misotro azy na ny gout ny zany é! précisé ko lé fotsy ! fa za tsy tia tôka mena !
novalian'i walte ny 22/07/2010 08:33
2. Mirananirina ( 19/03/2010 17:51)
aza misotro toaka izany rangaha a! :? :)
3. ikaretsaka ( 22/03/2010 15:19)
ambodivoara tsy lohany fa le eo ampovoany (any ifotony mihitsy alaina) .. dia asiana girofle sy vanille na izay tianao mandritra ny tapa volana.. de tsy atao gokan'omby fa revena milam... :wink:
4. 3188 ( 22/03/2010 18:48)
ny toaka gasy =)) =)) =)) =)) =))
5. ikaretsaka ( 22/03/2010 19:21)
fa maninona ny toaka gasy? misy milay @ ireny a
6. xxx ( 23/03/2010 06:09)
Dizina ndray lery de ataony mivanivany
7. Seeno ( 24/03/2010 07:23)
ivanstoff lesy no tsara ah, sady tsy mapakafoka no ca va be fa ny tena tsara dia tsara, sady fotsy no manala hetaheta tanteraka no mahasalama dia ny rano lol a!
8. milamm ( 28/03/2010 17:56)
xxx,miankina @ ze mety2@ lelany akama ihany io,na mafy daka na tapany na bota lol
fa zao e ny toaka(rhum) rehetra aorinany distillation(na1 na2 na 3) de fotsy dolidoly,style le rhum sy ny tsirony ary ny havesany(Alcohool Beverage Volume)de azo ovaina any anaty barika ampesaina na @ filtration-ny hahazaoana gout/flavouring effect hafa,vanilla,caramel toffee,cinammon alohany ny andehanany any anaty tavoahangy,oh.zao oe ny rhum cuban de maivana koko(bacardi)mihoatra ny barbados,Martinique,ny charette ao la Reunion de eo antenatenany sns...ny any amintsika zao ao dago de ohatrany any @ nosy hafa mamokatra raoma
.ambodivoara lohany lazainy ikaretsaka io de le antsoina " aqua vitae " na eau de vie( na methode industriel io na traditionnel)
.le eo antenantenany de mitapoka rano madio voasivana tsara ary azo afangaro @ fanatsarana ny tsirony
.ilay farany de ilay natao ho takatry ny sarambabem-bahoaka kamora amidy vetivety,misy regulation izy reny ny % sy quality control vao mahazo alalana satria poizina manko ny toaka ra tafahoatra.
Ny hevitro aza mizatra misotro zany fa manimba veitivty reny,na lanjalanjao ihany ko e, peace out
9. AndriambyII ( 26/04/2010 15:12)
Vodka tena original raha mahazo no manja amiko alou !! !! ny betsa sy ny TG misy tena manja rehefa sendra ilay olona tena mahay an' ilay distillage raffiné !! :idea: :idea:
10. xxx ( 05/05/2010 09:06)
vodka ve tsy ivanstof ihany ?? za nisotro an'io taloha fa io hono no tin'ny vadiko ny fofony refa avy misotro an'io za (tsy dia be fofona toy ny rhum rehetra ) fa ny blem dia ôtran'ny marary zany ny hatoko refa maraina dia novaiko ndray ! lé eau de vie dia mitovitovy @ tôka gasy ihany (lé any fianarantsoa io) fa tsy zakako ny fofony ! fa ny itako fa milay dia t@ za nandalo tany ambilobe dia nividy non copé tany; zany we mbola 95° dia za ihany no manao ny coupage ny @ eau vive ! fa tandremo fa tena mahery sady tsy dia be fofona ilay izy ary mety hanaovana rhum arrangé tsara miitsy an !
11. walte ( 22/07/2010 08:33)
Ny Cuvée Blanche no tena tsara sady mora atelina koa kah, mmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1263