Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 29/05/2007 03:00)
Ny Baiboly (2)
- Iza no faly? - Iza no tezitra? :)... tohiny
LazaDaddy ( 28/05/2007 10:36)
Ny Baiboly
Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia: - misy ny faly avy hatrany - misy ny te hanenjika avy hatrany - misy ny tsy rototra izay fotsiny ihany :) Raha mitady porofo ianao dia vaki izay... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/05/2007 23:10
LazaDaddy ( 22/05/2007 04:33)
Ravalomanana
mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?... tohiny
novalian'i Imahaka ny 25/05/2007 12:55
LazaDaddy ( 14/05/2007 06:53)
ny fahamatesa-kambo
io no heloka voalohany indrindra eo anatrehan'Andriamanitra.... tohiny
novalian'i Zina ny 25/05/2007 13:32
LazaDaddy ( 11/04/2007 07:01)
Ilay vehivevy Janga mitaingina bibidia
1) "[i]Ary ravehivavy dia nitafy [u]lamba volomparasy[/u] sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana [u]kapoaka volamena[/u] teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-mal... tohiny
LazaDaddy ( 28/03/2007 11:16)
Vokatry ny Fanahy Masina
Inona avy ny vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ao amin'ny olombelona?... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 10:51
LazaDaddy ( 28/03/2007 00:25)
Aza mitsara
Rehefa nandinika aho hoe ahoana no tena endrika isehoan'ny "[i]fitsaratsarana[/i]" olona eto dia ito ny hitako mateti-pitranga: 1) ny fitsarana olona ho "mpitsara" 2) ny fanamarinan-tena (fitsar... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 11:47
LazaDaddy ( 27/03/2007 02:18)
Eo afovoantsika ve i Kristy?
"[i]Raha misy roa na telo no miara-mivavaka amin'ny anarako dia ho eo fovoany aho[/i]" hoy i Kristy. Ny ankabeazan'ny fotoam-pivavahana miaraka natrehako na notarihiko anefa dia tsy nahatsapako ny fis... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:05
LazaDaddy ( 26/03/2007 06:10)
torohevitra momba ny vavaka
Fitenin'ny olona matetika rehefa te "hiala bala" izy ny hoe: "mamaly vavaka Andriamanitra amin'ny fotoana mahamety azy". Inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 08:12
LazaDaddy ( 21/03/2007 06:55)
ahoana ny ataonareo?
Miala tsiny fa averiko ilay fanontaniako teo aloha fa misy manodin-dresaka sy faly hanelingelina fotsiny. Aoka ho matotra ny valiteny azafady fa tsy toerana fampisehoana tsy fahamatorana ito sehatra i... tohiny
novalian'i Zina ny 22/03/2007 14:56
LazaDaddy ( 21/03/2007 01:38)
Fitiavana ny Tenin'Andriamanitra
Mba mila torohevitra kely e :) Ahoana ny ataonareo mba hampitombo ny fitiavanareo ny Tenin'Andriamanitra? Indraindray mantsy misy Tenin'Andriamanitra tena manindrona ahy mihitsy (Hebreo 4:12) ka mi... tohiny
novalian'i Zina ny 22/03/2007 15:01
LazaDaddy ( 14/03/2007 06:13)
Tandremo ny fialana andraikitra!!!
Vitao am-pitiavana ny "adidy" dia "akombony ny vava". :) "Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 14:28
LazaDaddy ( 13/03/2007 05:48)
maraina mivavaka, hariva mangalatra akoho
Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy... tohiny
novalian'i prime ny 27/03/2007 06:59
LazaDaddy ( 27/02/2007 23:54)
Renin'andriamanitra?
Matetika dia [iniana] afangaro ny [u]naha-olona[/u] sy [u]maha-Andriamanitra[/u] an'i Jesoa. Anisan'izany ny fitenenana hoe "Renin'Andriamanitra" i Maria. Ny mety loza aterak'io dia fanompoana sy f... tohiny
LazaDaddy ( 22/02/2007 01:22)
vans
Mba te hanontany izay manana ireny " commercial vans" na "mini-bus" tsy misy seza afa-tsy 2 ireny e! Omby fandrianan'i "mpanjaka vavy" (Queen size bed) ve izy ireny sa tsia? Mba manontany aloha mia... tohiny
novalian'i cutie ny 05/03/2007 23:17
LazaDaddy ( 06/02/2007 23:41)
Fampianaran'i Kristy momba ny fiverenany
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2007 06:02
LazaDaddy ( 06/02/2007 01:23)
Pan's Labirynth
ooops! pan's Laza-rinth ao @ Palace Nova rahalina rehefa avy mihinana Laza-gna. hahaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 12:36
LazaDaddy ( 02/02/2007 02:08)
low fat - fat free - Fett arm
aiza no misy sakafo matavy fa toa tsy ahavoazana ity sakafo mahia isaky ny mandeha ity e? Sady ny sakafo matavy mora kokoa =))... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/02/2007 09:11
LazaDaddy ( 02/02/2007 02:04)
fiara - kodia
fiaran'iza tokoa no efa "nikodia" ?... tohiny
LazaDaddy ( 02/02/2007 01:53)
Happy feet
ratsy be io ho an'izay misalasala te hijery...Soa fa tsy tany @ cinema fa DVD avy any..."Malaysia Truly Asia"..lol... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 21:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0391