Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 31/01/2007 22:37)
Benny Hinn
Mba misy hafatra kely tiako ambara an'ireo manaraka ny fampianaran'ingahy Benny Hinn e, ary tokony ampiharina @ fampianarana rehetra mihitsy koa: "Aza miala sy misaraka @ Tenin'Andriamanitra, fa raha ... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:21
LazaDaddy ( 29/01/2007 23:34)
hitanareo ve ilay kaomety t@ herinandro?
Nandeha nanarato "crabes" aho tamin'iny alina iny saingy varian-dresaka sy nandinika ilay kaomety (raomantika :-D ). Vokany dia tsy nahazo afa-tsy "crabe" iray (1) fotsiny nandritry ny alina iray mano... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 31/01/2007 23:28
LazaDaddy ( 23/01/2007 08:57)
fianianana @ razana sy @ Andriamanitra
ahoana ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra momba ny fianianana? Somary nitsiky kely aho mantsy nahita tao @ gazety hoe niniana t@ razana sy t@ Andriamanitra ny filohan'ny fikambanan'ny lehilahy FJKM... tohiny
novalian'i prime ny 29/01/2007 15:28
LazaDaddy ( 23/01/2007 03:38)
mpitsabo nify
Ny andinin-tsoratra masina tian'ny mpitsabo nify indrindra dia ao @ Salamo 81:10, tapany farany. Saika apetrako eto fa aleo samy hikaroka. Mampahatsiahy ny tahotro mpitsabo nify taloha =))... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2007 14:28
LazaDaddy ( 17/01/2007 02:28)
miteny ho azy ny sary sy ny vaovao an-gazety
[img]http://www.france-echos.com/IMG/arton11522.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Zina ny 19/01/2007 00:32
LazaDaddy ( 15/01/2007 04:54)
kristianina?
Tena gaga aho rey olona noho ny tranga hitako tato ho ato. Ny olona tafasiry amiko rehetra dia fantariko foana aloha na mino an'i Kristy na tsia, mba ahaizako miresaka aminy araka ny tokony ho izy. ... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:51
LazaDaddy ( 12/01/2007 04:24)
an - KATSO
Mety ampandroso firenena ve ny ambaratonga ambony? Sahy hiroso amin'izany ve ireo tompon'andraikitra sy mpampianatra isan-tsokajiny raha ampandoavina saram-pianarana ny mpianatra? Voaresaka mateti... tohiny
novalian'i lila ny 28/03/2007 12:51
LazaDaddy ( 12/01/2007 01:58)
Coca + Mentos = Bomb = Fahafatesana vokatry ny fahasemporana
Tandremo! Miteraka "dissolved gas liberation & expansion (*)" toy ny baomba ny Coca sy mentos, ary manempotra sy mamono ny vavony ao anaty fotoana fohy dia fohy. Andramo sokafana ny Coca cola di... tohiny
novalian'i Zina ny 19/01/2007 00:22
LazaDaddy ( 10/01/2007 01:52)
raha ho any an-danitra isika
misy manana an'io tononkira io sy tondrom-peo gitara ve azafady? Mba tiako adika @ teny vahiny mantsy ka dia misaotra mialoha. Raha ho any an-danitra isika Hijoro eo amin'ny fitsarana ... Tsy ... tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2007 10:45
LazaDaddy ( 04/01/2007 09:56)
Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 2
"Ho tonga anie ny fanjakanao"... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 15:46
LazaDaddy ( 04/01/2007 05:01)
mahazendana
nisy hafatra izay nataoko hoe "ho an'ny mpanenjika Baiboly, inona marina no antony tsy itiavanao an'io Baiboly io?" Ny nahagaga ahy dia maro be ny hafatra sy mpandray anjara t@ io dinika io tao ana... tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 16:41
LazaDaddy ( 03/01/2007 12:19)
Vavaka nampianarin'ny Tompo: fizarana 1
"Ry Rainay izay any an-danitra, hohamasinina anie ny Anaranao." Inona no sakafom-panahy azo tsoahina avy amin'io fehezan-teny io?... tohiny
LazaDaddy ( 03/01/2007 09:52)
andao hianatra hivavaka
Mamaly vavaka Andriamanitra. Inona no antony mety tsy maha resy lahatra ny olona amin'izany?... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 17:45
LazaDaddy ( 02/01/2007 23:02)
fanahin'olona firy?
T"[i]Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona[/i]" Ohabolana 29:18 "[i]Without vision, people perish[/i]" Proverb 29:18 Ny Kristianina tsirairay dia manana andr... tohiny
novalian'i cutie ny 12/01/2007 20:23
LazaDaddy ( 02/01/2007 03:24)
akorandriaka
tena matsiro mihitsy ny fikarakaran'ny malezianina akoran-driaka. 1- Avela hilona anaty ranomasina 4 ora ny akorandriaka (sahabo ho 4Kg raha kely) vao avy nosokirina avy ao anaty fasika (~15cm) mba... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/01/2007 01:10
LazaDaddy ( 02/01/2007 00:42)
Tratry ny taona ny sokajy roa
Tratry ny taona daholo ny "Baibolista" sy ny "anti-krista". :)... tohiny
novalian'i cutie ny 04/01/2007 03:28
LazaDaddy ( 29/12/2006 13:08)
ho an'ny mpanenjika Baiboly
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/01/2007 14:38
LazaDaddy ( 29/12/2006 03:22)
fa maninona loatra?
misy marary fo mihitsy eto rehefa misy miresaka Baiboly ny namana.:) Fa maninona loatra? Mampahatsiaro ahy ilay mpamosavy nibaradaka notantarain'ilay mompera izay tamiko hoe: "Izahay mpamosavy dia tsy... tohiny
LazaDaddy ( 29/12/2006 02:35)
Mirary soa
tafaverina soa aman-tsara eto an-taningazana ka dia mirary soa sy fifaliana ary fitahian'Andriamanitra ho anareo rehetra @ taona 2007... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 29/12/2006 12:40
LazaDaddy ( 01/12/2006 06:10)
Hafatr'i Jesoa
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy [i]amin'ny anarako[/i]". Hoy i Jesoa... tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2006 09:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0354