Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 09/08/2007 01:16)
ady @ terrorista
[img]http://www.drybonesproject.com/blog/D07708_3.gif[/img]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2007 05:34
LazaDaddy ( 07/08/2007 00:37)
jiro mena
Misy firy tokoa ankehitriny ny isan'ny jiro mena mandeha (tsy trano fandihizana) any Madagasikara?... tohiny
novalian'i mignone ny 08/09/2007 10:41
LazaDaddy ( 06/08/2007 05:59)
Firaisam-pinoana
Efa adihevitra nisokatra teto taloha izy ito fa averiko ho fampahatsiahivana. Tsy nisy valiny nahafa-po koa moa tamin'izany. Ahoana ny fahazahoanao izany hoe firaisam-pinoana? Ny finoan'iza sy iza ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:38
LazaDaddy ( 03/08/2007 02:47)
fandinihana
Raha itodihana ny roa (2) taona lasa, mankaiza i Madagasikara? Inona avy ny fiovana nisy? 2005 -> 2007... tohiny
LazaDaddy ( 02/08/2007 05:46)
Aretina mikiky
1) Ny fatra-piiteny ny hafa handini-tena no tsy mandini-tena voalohany indrindra fa ilaozany mandinika ny hafa. 2) Ny fatra-piiteny ny hafa halala-tsaina no tena tery saina @ zavatra hainy, ka raha... tohiny
novalian'i cutie ny 06/08/2007 18:20
LazaDaddy ( 02/08/2007 02:25)
Mitady mpiasa soa =) [hanao asa soa]
"From the Nations to the Nations" (N2N). Iandraiketan'ny Youth With A Mission International [ http://www.ywam.org/ ] Ao anatin'ny fotoanan'ny lalaon'ny nosy ny N2N'07 ary mandritry ireto andro iret... tohiny
LazaDaddy ( 26/07/2007 00:44)
wap.serasera.org
tsy manaiky teny mihafina ampiasaiko eto ny wap. Misy antony manokana ve? Misaotra.... tohiny
novalian'i hery ny 26/07/2007 09:28
LazaDaddy ( 03/07/2007 05:54)
Madagascar Leadership Training
Ito misy fanofanana "Leaders" na "mpitondra" fiangonana na fikambanana Kristianina koa entanina ny rehetra andray anjara. [u]Andro[/u]: 20-24 AUGOSITRA 2007 [u]Toerana[/u]: Vision Valley School - ... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 22:54
LazaDaddy ( 20/06/2007 05:17)
Fantaro ny fahavalonao
Tsikaritro eto fa misy mihevitra ny namana ho fahavalo rehefa miady hevitra ka lasa bontolo ny fomba firesany. Raha izaho no ataonareo fahavalo tsy maninona (vao maika mampitombo ny faharetako) fa kos... tohiny
novalian'i niryna ny 12/07/2007 04:55
LazaDaddy ( 19/06/2007 12:16)
London: Vavaka ho an'i Mandritsara
http://www.mandritsara.org.uk/home.htm... tohiny
novalian'i cutie ny 03/07/2007 17:38
LazaDaddy ( 15/06/2007 03:56)
hoy ny lalana
Ahoana ny voalazan'ny lalana Gasy? - tsimaintsy mankany an-tsekoly ve ny ankizy? - voarara ve ny sekoly ao an-trano? (Home schooling)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2007 07:31
LazaDaddy ( 15/06/2007 03:46)
Lasa i Ruth Graham Bell
Maty ny vadin'i Billy Graham izay nanolo-tena tanteraka niaraka t@ vadiny ho an'Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara. Fa ny manitikitika ny saiko dia toa "secte" ny fiheveran'ny ankamaroan... tohiny
LazaDaddy ( 14/06/2007 01:12)
Shimon Peres
Lasa filohan'i Israely i Shimon Peres. Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i cutie ny 15/06/2007 01:32
LazaDaddy ( 13/06/2007 11:17)
ireo mbola tsy nandre momba an'i Jesoa
[b]Aoka ny olona niaina taty aorianan'ny nahaterahan'i Jesoa no resahina eto[/b] (lohahevitra hafa indray ny talohany). Adihevitra fahita etsy sy eroa ny hoe: "raha i Jesoa irery no lalana mankany ... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 08:07
LazaDaddy ( 13/06/2007 08:11)
Ahoana ny fijerinao an'i Jesoa?
"Tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako" hoy i Jesoa. => "Intolerant" ve i Jesoa araka ny hevitrao?... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2007 17:05
LazaDaddy ( 08/06/2007 05:09)
Freins a main?
Ny Toyota Tarago taty aorian'ny taona 2005 tsy misy "freins a main" satria eo @ tongotra havia ilay izy. Noho izany lasa "freins a pied". =))... tohiny
LazaDaddy ( 08/06/2007 05:03)
fandriampahalemana
mankaleo sy mampalahelo fa toa laza fahazarana ny maheno jiolahy ao Madagasikara... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2007 05:49
LazaDaddy ( 07/06/2007 01:20)
Mila an'i Jesoa isika
Amin'ny zavatra rehetra atao sy kasaina (na amin'ny zavatra haintsika na amin'ny zavatra tsy haintsika) dia mila an'i Jesoa mpamonjy mandrakariva isika. [u]Ohatra tsotra azo raisina ny fakam-panahy... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 10:38
LazaDaddy ( 31/05/2007 02:07)
"Raiso ny Fanahy Masina"
Raiso ny Fanahy Masina hoy i Jesoa @ ireo mpanara-dia Azy. Dia manontany tena aho hoe: 1) Hita taratra eo amin'ny fiainako ve izany Fanahy Masina izany? 2) Manana hetaheta ny handalina sy hiaina n... tohiny
novalian'i prime ny 11/06/2007 13:13
LazaDaddy ( 29/05/2007 22:27)
Baiboly (3)
Misy Baiboly miisa 54 (Dikateny NIV) azo omena maimai-poana ho an'izay tena mitady sy liana ny handalina fa tsy mankahala Baiboly :)... tohiny
novalian'i prime ny 12/06/2007 08:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1884