Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 26/02/2008 23:01)
Florida: delestazy
Tsy ampy indray andro ny an'ny olona any Florida, USA, dia miverina amin'ny laoniny ny jiro tapaka. Tsy misy wawawa be hoe tafaverina ny jiro fa fialan-tsiny sy fanonerana ny simba aza no atao.... ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2008 18:05
LazaDaddy ( 25/02/2008 21:14)
Ho filoha amerikanina hy ianao?
Io ankavanana io ingahy [b]Obama[/b] aminy [img]http://img211.imageshack.us/img211/5676/obmkp6.png[/img]... tohiny
LazaDaddy ( 25/02/2008 07:39)
Obama sy ny terrorisma!!!
Niara-niasa tamin'ny terrorista i Obama @ alalan'ny vola http://www.worldnetdaily.com/index.php?fa=PAGE.printable&pageId=57231... tohiny
LazaDaddy ( 24/02/2008 22:06)
Iza no mpamonjy ny fanahin'ny olona?
Iza no mpamonjy ny fanahy? I Paoly ohatra nanambara fa tsy misy anarana hafa ankoatran'i Jesosy ahazoan'ny olona famonjena. Ny hevitrao kosa ahoana? [quote][b]Maria รด, vonjeo re ny fanahy maro[/b]... tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 12:04
LazaDaddy ( 23/02/2008 06:59)
Sarim-pianakaviana :)
[img]http://www.prophetofdoom.net/pics/Feedback_Muslim_Woman_Defends_Oppression/Muslim_family_photo.jpg[/img]... tohiny
LazaDaddy ( 22/02/2008 21:35)
Mohameda: ny afobe
Hoy i Mohameda: "[b]Naseho ahy ny afobe ary vehivavy ny ankamaroan'ny any[/b]" Hadith 1:28,301; 2:161; 7:124... tohiny
LazaDaddy ( 22/02/2008 05:20)
Fampianaran'i Mohameda
Aleo mba resahina indray ary ny fampianaran'i Mahomeda mba ampifalifaly an'i Soanja (sy Obama) [b]Hoy i Mohameda: "voasazy ny maty satria mitomany azy ny fianakaviany".[/b] Hadith 2:375... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2008 22:45
LazaDaddy ( 22/02/2008 03:00)
Misabaka kely indray aloha :)
Ianareo ve afe nahita na nilalao "sabaka" fahagola?[quote]Tsy misy satana fa ny saina no mampisy na tsy mampisy azy[/quote][quote]Tsy misy Andriamanitra fa ny saina no mampisy sy tsy mampisy azy[/quot... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 23/02/2008 05:15
LazaDaddy ( 20/02/2008 23:21)
Ahoana ny hevitrareo?
Resaka matetika fanao eto, ary iraisan'ny besinimaro, rehefa miady hevitra momba ny Baiboly ny hoe: "jereo aloha ny dikateny Grika sy Hebreo" niandohana. Misy anefa ireo hita sy manaiky fa ny baibo... tohiny
LazaDaddy ( 19/02/2008 03:40)
Ho an'izay tsy manan-katao (2)
ilaozy mifampitsikera sy manadala olona eto amin'ny serasera :)... tohiny
novalian'i sasa ny 26/02/2008 04:43
LazaDaddy ( 19/02/2008 03:38)
Mamoaka tanana
mbola azo atao ve ny mamoaka tanana any Madagasikara rehefa ao anaty fiarakodia?...sa efa matahotra mpangalatra peratra sy gorimety daholo?... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 28/02/2008 01:24
LazaDaddy ( 18/02/2008 22:15)
Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
Ampy amin'ny lafiny tsara rehetra...tsy ampiana ny fanahin'ny razana, sary sikotra, sampy le, diplaoma, fombafomba, tsianjery, ... Jesosy Irery Ihany, Filazan-tsara soa :)... tohiny
LazaDaddy ( 15/02/2008 20:18)
Alzeria: Lalana silamo
Alzeria, Nogadraina ilay dokotera satria nampiasa fanafody, fanomezana avy amin'ny katolika. Nogadraina ilay pretra satria nivavaka tao an-trano. http://www.freerepublic.com/focus/f-news/197082... tohiny
novalian'i cutie ny 27/02/2008 21:28
LazaDaddy ( 15/02/2008 19:35)
Amerika ho lasa silamo
Mba saino kely anie raha lasa firenena silamo Amerika, na tsy silamo ofisialy aza fa ny silamo no mitondra (toa an'i Malaisie) Ny Sharia no didy arahina...dia diniho ny vokatr'io any Iran, Afghanis... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2008 23:54
LazaDaddy ( 15/02/2008 11:34)
Obama silamo
Obama dia teraka tao anatin'ny fianakaviana silamo: 1) Silamo avy any Indonezia ny rainy, "kristianina" ny reniny. 2) Amin'ny lalana silamo dia "tsimaintsy" silamo ny zanaka silamo fa tsy manan-ts... tohiny
novalian'i cutie ny 26/02/2008 01:01
LazaDaddy ( 12/02/2008 07:14)
Fitsarana ny papa infaillible
[b]Papa Stephen VI mitsara ny Papa Formosus noho ny fitorian'ny Papa Jaona VIII: Fitsarana "cadavre"[/b] Loharano: Wikipedia - "Pope Formosus" in the 1913 Catholic Encyclopedia. Dika teny malalaka... tohiny
LazaDaddy ( 12/02/2008 01:58)
Misy aretina habokana any USA
Mba mailomailo ry namana isany any Etazonia fa misy aretina habokana any ankehitriny. http://www.inthedays.com/pestilence/leprosy-outbreak-causes-concerns-in-northwest-arkansas/... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 14/02/2008 07:52
LazaDaddy ( 11/02/2008 22:08)
adino tokoa ito fa tsy voasoratra tao @ Baiboly...
"Mahasalama ny maka makorelina etsy Tsaralalana rehefa tsy aloanao ny volany" "Exercice spirituel namaste prostitutum" no ahafantarana an'izany =)). Tsy ampy mantsy ny Baiboly satria tsy milaza "sp... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2008 06:00
LazaDaddy ( 10/02/2008 22:17)
Ny Baiboly
Iza aminareo mpiteny fa "tsy ampy ny Baiboly" no sahy milaza fa mahafehy an'io Baiboly io hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany? Karazan'ny "mirediredy" mantsy ianareo raha miteny fa "tsy amp... tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/02/2008 13:01
LazaDaddy ( 10/02/2008 20:37)
inona ny mampazoto anao kokoa?
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy? - Mianatra ny Tenin'Andriamanitra? - Miara-mivavaka... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2008 23:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0308