Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy
(
14/11/2009 01:05)
ody "gasy" hoe?
aza manaiky rebirebena amin'ny fiantsoana hoe ody "gasy" ianareo. Tsy ody "gasy" ny anaran'ireny fa "ody sy mosavin'i Satana", ary feno an'ireny na any Afrika na any Etazonia, na any Eraopa na any Azi...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:29
LazaDaddy
(
05/11/2009 05:08)
Vive la Frantsa eeeeee!
Tsy ho lava resaka fa ireto misy lisitra vitsivisty hiaraha-mahita :)
[u]Firenena tsy miankin-doha amin'i France[/u]
Australia
Austria
Canada
Denmark
Germany
Finland
Israel
Italy
Japan
...
tohiny
novalian'i milamm ny 05/11/2009 21:53
LazaDaddy
(
21/10/2009 22:23)
Olo-marina
Olo-marina i Jesosy...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/10/2009 15:51
LazaDaddy
(
21/10/2009 21:30)
Tsara i Jesosy
"Tsara i Jesosy"
Marina io sa diso?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/12/2009 21:20
LazaDaddy
(
13/10/2009 00:55)
Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24 [quote=Jesoa]raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.[/quote]
misokatra ary ny...
tohiny
novalian'i mia ny 24/10/2009 16:31
LazaDaddy
(
12/10/2009 11:02)
Fianarana
Mba amporisiho hianatra ihany ny ankizy lehiretsy!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 10:51
LazaDaddy
(
12/10/2009 00:15)
Kristianina
Ireto misy didy nomen'i Kristy:
- tiavo Jehova Andriamanitra @ fonao rehetra
- tiavo ny namanao sy ny fahavalonao
- mandehana ataovy mpianatro ny firenena rehetra
- izay te hanaraka ahy dia tsimai...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/10/2009 05:16
LazaDaddy
(
08/10/2009 22:58)
politika
anaro mafy dia mafy ny taranaka fara aman-dimby fa maloto ny politika lehiretsy!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 12/10/2009 20:58
LazaDaddy
(
04/12/2008 01:36)
Ahoana ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:32
LazaDaddy
(
03/12/2008 14:26)
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:35
LazaDaddy
(
29/07/2008 03:53)
Kung Fu Panda
inona no tena itiavan'ny sipa an'io film io e?
"There are no accidents"...
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 17/09/2008 06:13
LazaDaddy
(
27/07/2008 00:17)
Iza no sahy handrava ny didy folonay roa?
1) Tianay Jehova Andriamanitra, mino sy miara-mivavaka isan'andro izahay
2) Tiako ny sipako ary izaho tiany, tiako ny zokiny, tiako ny ray aman-dreniny :)
3) Tiako ny fianakaviako sy manodidina ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/08/2008 14:12
LazaDaddy
(
24/07/2008 02:17)
Ady amin'ny fakam-panahy
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"?
Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato. :? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2008 21:38
LazaDaddy
(
21/07/2008 06:45)
raha samy sakafo ihany...
Efa mba nanandrakandramako daholo ihany fa tsy mbola nahita matsiro noho ny sakafo avy any Azia Atsimo Atsinanana aho....
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:32
LazaDaddy
(
18/07/2008 03:55)
Mpianatra tany Abilene
Fomba famporisihina sy fanatsarana ny tontolon'ny fampianarana ary mitondra fandrosoana any amin'ny firenena maro ny "study loan".
Izany hoe omena vola ny ankizy hianatra fa rehefa vita ny fianaran...
tohiny
novalian'i penguin ny 21/07/2008 16:36
LazaDaddy
(
17/07/2008 04:40)
Evolution hoe e????
http://bp1.blogger.com/_ByLhzgjNTTo/RtgnP9c0ddI/AAAAAAAAAHk/BWWjmNBl8NE/s1600-h/Photo_082207_001.jpg...
tohiny
novalian'i Bita ny 21/07/2008 17:57
LazaDaddy
(
16/07/2008 23:29)
Tenin'i Jesosy pasopasohan'ny fiangonana #1
Ny ankamaroan'ny fiangonana dia tsy mampivoitra loatra na ny maha entitra an'i Jesosy. Matetika aza moa dia "voapasopasoka" tsara mihitsy ireny teny ireny ka manova ny fampianaran'i Jesosy.
[u]Ohat...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2008 21:03
LazaDaddy
(
16/07/2008 03:22)
Assurance vie
Ny zanak'i maman'i manja manana assurance vie. Mahavariana anefa ilay izy satria tsy mi-assurer ny "vie"-ny akory :-D ... sady aleo lavitra mahita azy velon'aina toy izay mandray ny volan'ny "assuran...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/07/2008 07:19
LazaDaddy
(
15/07/2008 23:36)
Teny sinoa
Misy mahay miteny Sinoa ve eto ifanakalozana?
Tena mila sofina kinga mihitsy io teny iray io fa tsindrim-peo fotsiny dia manova dikan-teny maro. Ohatra ny "ma" izao misy dikany 4 arakaraka ny tsindri...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/07/2008 18:21
LazaDaddy
(
15/07/2008 22:46)
sary
mampihomehy kay isika namana eto fa sahala @ olona izay vao nahita sary digital. hahaha!
Izay fotsiny ihany ka =)) =))...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2008 14:47
