Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 14/08/2006 04:47)
toa mbola teo foana?
Inona marina no tena natao t@ ireny fitetezana an'Ambotsirohitra sy minisitera t@ 2002 ireny? Nandraoka sa nametraka, sa sady nandraoka no nametraka devoly?... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 07:15
LazaDaddy ( 09/08/2006 03:09)
Majesty
isaky ny mahita an'i "majesty" eto @ serasera aho dia tonga ato an-tsaiko foana ilay hiran'ny Hillsong (sa delirious moa?). Mangidihidy te andray gitara ndray ny tanako zany marina! hahaha! Here I ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 14/09/2006 09:45
LazaDaddy ( 03/08/2006 08:09)
iza no inoanao?
mino va ianao fa Andriamanitra nahary izao tontolo izao tao anatin'ny enina (6) andro, araka ny voalazan'ny Baiboly fa tsy araka ny voalazan'ny siansa (evolution)? [u]Tonga dia omeko ny valiteniko ... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:46
LazaDaddy ( 03/08/2006 03:27)
ho antsika Kristianina
Am-pitiavana, Aoka re ny fiainantsika no ezahintsika ampanarahina ny Tenin'Andriamanitra; fa tsy ny Teniny no [i]amboamboarina[/i] hifanaraka @ fiainantsika :) Tsy noho ny herin'ny tenantsika, f... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:45
LazaDaddy ( 02/08/2006 07:30)
Fangataham-bavaka
Hoy ny lalana silamo ao Malaisie: "[i]Sesiapa yang menukar agamanya (murtad), maka hendaklah ianya dibunuh[/i]" [u]Dikateny malalaka[/u]:Na iza na iza miova finoana dia voaeloka ho faty Mangataka... tohiny
novalian'i prime ny 11/08/2006 09:27
LazaDaddy ( 01/08/2006 07:37)
Tandremo ny fitaka
i Satana dia mpamitaka. Amin'ny maha [b]fitaka[/b] ny ataony dia avy ao am-piangonana ihany izy no miainga. Avy ao no amolavolany fampianaran-diso sy "teolojianina vilana", raha tsy izay tsy hisy voaf... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 10:52
LazaDaddy ( 31/07/2006 00:28)
Mower
mba ampindramo "tondeuse à gazon" rey olona fa dia efa mila hitovy halava @ volon'i cutie (hahaha!) ny bozaka eo an-tokontaninay o!. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i cutie ny 07/08/2006 00:20
LazaDaddy ( 26/07/2006 22:50)
ity fisainan'ireto mpitsongoloka e!
Mahavita mandany vola tsy tambo isaina mihitsy ry zalahy "hanesorana" ny fisian'ny firenena Israely. Nefa ireto silamo indraindrainy fa akamany, toy ny atsy Indonezia ohatra, maty tsy misy mpanampy a... tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 09:28
LazaDaddy ( 26/07/2006 00:39)
12 Aogositra
Amin'ny Asabotsy 12 Aogositra ny RNS. Tongava maro hanohana ny ekipantsika (Penang vs Selangor) hahaha!Ireto avy ny lalao atao: - Ping Pong (olon-tokana) - Badminton (olon-droa lhl/vhv) - Ice Skati... tohiny
novalian'i cutie ny 10/08/2006 12:47
LazaDaddy ( 25/07/2006 03:03)
Fantaro Israely
Miisa foko 12 ny firenena Israely, taranak'i Jakoba. Ny foko 2 monja amin'ireo anefa (Joda sy Benjamina) no antsointsika ankehitriny hoe "firenena Israely", izay fihevitra DISO satria tsy ampy. Mbo... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:12
LazaDaddy ( 20/07/2006 23:18)
Europe: kanosa- coward - feigheit - couard
[b]Europe, thy name is cowardice[/b]: http://www.timesonline.co.uk/article/0,,2092-1723842,00.html [b]Europa, dein Name ist Feigheit[/b]: http://www.welt.de/data/2004/11/20/363020.html Tsy misy ... tohiny
LazaDaddy ( 20/07/2006 22:47)
mosque
Hita indray androany (20 Julay) atoandro fa any @ mosque ny hesbollah no mitoby sy manafina ny fitaovam-piadiana. Izay tokoa angaha vao tena miasa "[i]araka ny tokony ho izy[/i]" ireny mosque ireny... tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 11:40
LazaDaddy ( 18/07/2006 22:32)
Mivavaha...
"mivavaha mba tsy ho resin'ny fakam-panahy ianareo" hoy i Jesoa. Mila mangataka ny heriNY tokoa isika hiaro antsika @ fakam-panahy. I Piera/Petera aza moa efa im-piry lavo, sady efa nantsoin'i Jesoa ... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 10:31
LazaDaddy ( 17/07/2006 03:52)
Betapa hebat tuhan ku
Midera anao Andriamanitro Fa lehibe, fa lehibe Midera anao Andriamanitro Fa lehibe, fa lehibe Mba mila an'io tononkira io aho azafady tompoko. Misaotra mialoha! :-*... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 18/07/2006 02:46
LazaDaddy ( 10/07/2006 01:41)
Glace vao mafana! hahaha!
Tsara kosa ilay [b]Fried Ice Cream[/b] an! hmmmm! Saingy mandany menaka be ny fanomanana azy. ... tohiny
novalian'i cutie ny 21/07/2006 17:43
LazaDaddy ( 06/07/2006 21:54)
OMDA - CCLI
Eken'ny lalana Malagasy ve ny vola aloa any @ CCLI any ivelany sa tsimaintsy mandoa vola @ OMDA? Kanefa ny OMDA ange tsy manan-jo hisolo tena ny CCLI e!! Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/07/2006 05:00
LazaDaddy ( 06/07/2006 03:09)
Maloto ny politika
Mbola averiko indray fa [b]maloto ny politika[/b]. Na franc-macon ny anaran' io na rose croix na fjkm na inona na inona; [b]rehefa politika dia maloto[/b]! hahaha. "Omeko anao izao tontolo izao rah... tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:15
LazaDaddy ( 06/07/2006 00:38)
vavao be
nomen'ny sasany "anaram-bositra" vaovao be moa ny tenanay tato ho ato, ka dia mba misora-tena ho "namana vaovao" na dia tsy foy aza ny tena anarana fampiasa eto. hahaha! Kanefa tsy midika inona akory... tohiny
novalian'i arson ny 14/07/2006 10:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0353