Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 28/11/2006 05:38)
PSG - Hapoel Tel Aviv
Resin'ny ekipan'i Tel Aviv 4-0 tao @ taniny ny PSG dia nitroatra nanenjika Jiosy sisa heriny. http://www.france-echos.com/IMG/wmv/LaFrancedeTrenet-2.wmv aloha ny video clip-ntsika e =))... tohiny
novalian'i cutie ny 05/12/2006 14:35
LazaDaddy ( 21/11/2006 02:49)
Fandinihan-tena
Nanontany ilay namana be vava iray izay teto hoe "Iza ianareo no manana demonia?" dia tezitra sy "romotra" ny ankamaroantsika. Marihiko fa fanontaniana no napetrany fa tsy fanendrikendrehana. Io fa... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 09:13
LazaDaddy ( 17/11/2006 23:10)
Toa lasa adala ny miseho ho "hendry"? hahaha!
[size=14]Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? Fa satria, na dia naseh... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:30
LazaDaddy ( 07/11/2006 23:36)
Hoy i Jesosy
Hoy i Jesosy: [i]"Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo"[/i] (Daddy translation) => Raha mahatsapa tena fa Kristianina isika dia mino izany teniny izany ary miambina sy mivavaka... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:11
LazaDaddy ( 07/11/2006 01:37)
Fandrosoana Gasy: 80 cents isan'andro isan'olona
Araka ny fanadihadian'i John Murphy avy ao @ South African Mineral Corporation) dia $300 isan-taona ny harin-karena fahobe isam-batan'olona any Madagasikara. Izany hoe sahabo ho 80 cents isan'andro. ... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:02
LazaDaddy ( 26/10/2006 03:40)
Doro fiara ao Paris: Iza no sahy?
Mba ho sahy hiteny ve ny mpitondra Frantsay [b]raha ohatra ka[/b] "silamo" ireo zatovo mpandoro bus? Sa dia ho saorontsaromana @ filazana fa zatovo tsy ampy fivelomana sns...??? http://www.jpost.co... tohiny
novalian'i theanne ny 07/11/2006 09:28
LazaDaddy ( 26/10/2006 00:55)
voam-bolana politika
- Asa fa tsy kabary = Aza misy miteniteny - Tano ny azo fa sarotra ny mila = Tsy ilaina ny fivoarana - Izahay mba nahavita zavatra ihany = Mivandravandra be angaha hoe nangalatra izahay? - Minoa fo... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/10/2006 06:45
LazaDaddy ( 13/10/2006 04:03)
Litorjia
Angamba tokony havaozina tanteraka ny "litorjia" @ ireo fiangonana gasy REHETRA fa nanjary lasa fombafomba ivelany DAHOLO, fa tsy tora-po. Mety ho tsara raha asiana fanomanana "worship team / worsh... tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 09:21
LazaDaddy ( 12/10/2006 01:21)
Fanjakana roa samihafa
Mifanipaka tokoa ny Fanjakan'ny Lanitra sy ny fanjakan'izao tontolo izao (ny an'i Satana). Momba ny Fanjakan'ny Lanitra dia: - Mpanompo avokoa ny olona fa tsy misy tompoina sy omem-boninahitra. - ... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 08:25
LazaDaddy ( 09/10/2006 07:57)
tsy rarahako! hahaha!
Izaho tsy mandraraha an'i Pero sy Levalo sy ny mpanao maloto politika rehetra. Fa ny mampalahelo ahy dia jambena ny vahoaka: ny devoly sahy miseho masoandro aza tsy hitany, maika fa ny devoly misal... tohiny
novalian'i Stone ny 11/10/2006 12:25
LazaDaddy ( 01/09/2006 05:01)
Fahatanterahana / Fahamasinana
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48 Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho [i]masina[/i] ianareo. Tsy filam-boatsiary akory ... tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 12:01
LazaDaddy ( 31/08/2006 08:45)
sitomiko ny teniko
Azafady rey olona fa diso ilay teny fanaoko hoe "maloto ny politika". Ho fanitsiana an'izany fahadisoana izany dia izao no ambarako: [b]Loto ny politika[/b] Samihafa tokoa mantsy ny maloto sy ny ... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:42
LazaDaddy ( 24/08/2006 00:43)
allergies
taloha aho (3 taona lasa izay) mijaly isaky ny avy mihinana fruits de mer fa mangidihidy be sy mivoaka ndatymerina foana. Ankehitriny anefa tsy maninona mihitsy na fruits de mera aza ny sakafo isan'an... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:46
LazaDaddy ( 21/08/2006 02:34)
kintana (star)
ny *star* hitantsika @ fiainana andavan'andro dia voafetra ho fotoana fohy ihany ny mampalaza sy itiavan'ny olona azy. Fa ny *star* mandrakizay dia voalazan'i Daniela: [i]Ary izay hendry dia hamira... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 12:20
LazaDaddy ( 18/08/2006 06:38)
Ora
Lasa samihafa arakaraka ny toerana angaha ny ora eto @ serasera fa toa lasa oran'i Honolulu ny ahy? :wink:... tohiny
LazaDaddy ( 18/08/2006 01:41)
Famakiana Baiboly
Misy fomba samihafa ny famakiantsika Baiboly. Ohatra vitsy ireto (Jaona 14:14-15) [u]ohatra 1:[/u] [b][color=red]Raha mangataka[/color][/b] zavatra amiko amin'ny anarako [b][color=red]hianareo[/co... tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:49
LazaDaddy ( 17/08/2006 10:43)
tsy hanam-potoama...
fantatrareo ve fa @ fotoana hiverenan'i Jesoa tsy manam-potoana hiomaana intsony isika, raha sanatria mbola tsy vonona?... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 08:54
LazaDaddy ( 17/08/2006 06:37)
self-centered
Na dia eo aza ilay fitenenana hoe "firaisan-kina no hery" dia beazina amin'ny fitiavan-tena ny Malagasy; ary fanoitra amin'izany ny famporisihina azy hifaninanana amin'ny mpiara-belona aminy. Ahoan... tohiny
novalian'i soanja ny 21/08/2006 10:10
LazaDaddy ( 16/08/2006 05:09)
Tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra
Manao saron-tava indray i Satana milaza fa "[i]tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra[/i]". Fiteniny matetika io mba hilazany fa mankasitraka ny asa maizina ataony ny Ray. Marina tokoa fa... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 06:44
LazaDaddy ( 16/08/2006 00:33)
ireo karazan'olona hita eto
Azo sokajiana ho 2 (roa) ny olona hita amin'ny adihevitra ara-pinoana: - Ireo mandeha araka ny fitarihin'ny fanahy. - Ireo fatra-pitady fanazavana na porofo araka ny lojikan'ny fiainana ara-nofo. ... tohiny
novalian'i prime ny 21/08/2006 12:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0664