Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 25/10/2010 22:01)
Raha olona ohatr'ireny kosa angamba tsy hanome tsiny ahy ianreo raha miteny hoe "tsy mendrika ny hisolo tena ny Malagasy ka tokony ampodiana". Izaho atao Ambasadaoro fa tsy hanala baraka ny firenena o... tohiny
LazaDaddy ( 24/10/2010 07:47)
les dirigeants de Madagascar n'étaient pas invités
[url=http://www.tsr.ch/video/info/journal-19h30/2613656-sommet-de-la-francophonie-les-dirigeants-de-madagascar-n-etaient-pas-invites.html#id=2613656]Jereo sy henoy eto[/url]... tohiny
novalian'i ziva6 ny 24/10/2010 13:39
LazaDaddy ( 19/10/2010 03:22)
ny fampihavanam-pirenena tena izy
Ny fampihavanam-pirenena dia tsy miainga velively amin'ny fampihavanana kisarisary (sy feno fihatsarambelatsihy) ireo jiolahimboto ao aminy. Ny fampihavanam-pirenena tena izy dia mifototra amin'ny fih... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:15
LazaDaddy ( 22/07/2010 06:34)
Madagasikara
Raha mbola manjaka eto Madagasikara ny sampy, mosavy, sikidy, tromba, sy ny sisa rehetra mikasika ny firesahana amin'ny razana sy ny fanahin'ny maty ... dia aza mieritreritra akory ny hitsaharan'ny ko... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 09:23
LazaDaddy ( 23/06/2010 01:37)
Aiza ho aiza ny teny Frantsay?
[url=http://www.dailymail.co.uk/news/article-1286758/French-useless-language-says-foreign-minister.html]Tsisy ilana azy ny teny Frantsay[/url] hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny Britanika teo aloha.... tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:34
LazaDaddy ( 20/06/2010 03:30)
Aza adino ny tantara: HAT
ny "[b]Haute Autorite de Trahison[/b]" dia efa nisy hatramin'ny andron'ny PADESM fa tsy vao 15 volana "[i]Monja[/i]" akory. Io no notoherin'Itompokolahy Monja Jaona mafy kanefa lasa anisan'ireo nanang... tohiny
novalian'i Miguele33 ny 21/06/2010 09:50
LazaDaddy ( 30/05/2010 08:37)
Misy dikany ny anarana
Tsy dia hidirako lalina loatra ilay resaka hoe "petit Hitler" iny fa ny zavatra tsapako dia izao: Ny fihetsiky ny FIS dia tsy mifanalavitra amin'ny fomban'ny "Front Islamique du Salut"... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:36
LazaDaddy ( 30/05/2010 07:21)
mpanohitra inona? mpanohana inona?
Amiko dia tsy Ravalomanana na Rajoelina na Ratsiraka na Ramaroson na Ratsirahonana na Gasy iza na iza no toherina, fa ny hevi-dratsy sy tsy mendrika raiki-tampisaka ao an-dohany sy ao am-pon'izy ireo.... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:19
LazaDaddy ( 27/05/2010 09:24)
Ho an'ny be rehareha amin'ny "air france" (ho any nice?) LOL
Arahabaina manokana ianareo rehetra be rehareha mandeha "air france" fa nahazo ny laharana faharoa ny "air france" ... avy any amin'ny farany (manarakaraka ny aeroflot). http://www.smh.com.au/trave... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2010 20:07
LazaDaddy ( 20/05/2010 11:58)
Aza avela hampiditra miaramila eto ny Frantsay
Ho anareo eny @ BANI,tandremo ianareo sao varimbariana ka tafiditra eto ny miaramila frantsay izay "mody lazainy fa hiaro sy hampody ny tera-taniny". Tandremo fatratra dia fatratra fa LOZA!!! Aza avel... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2010 20:18
LazaDaddy ( 18/05/2010 08:18)
Miala tsiny fa Harvard tsy mandray bado
... na dia mitsiriritra handefa ny zanany hiditra sekoly aza ny francofollie. Ary henjana ny fidirana fa tsy vitan'ny hoe manambana basy eo am-bavahady dia tafiditra! ... na ny eny Ankatso aza ahia... tohiny
LazaDaddy ( 17/05/2010 09:20)
politikan'ny fiarakodia
Voararan'ny lalana angaha ny fananana hummer ry bianco satria tsy milahatra aminy ny fiara avy any @ France reny malala? Raha nanana hummer angamba I Alain Joyandet mety ho tsy misy olana ny fanana... tohiny
LazaDaddy ( 16/05/2010 02:13)
Thank the Frogs for their strong supports!
[quote]ARRESTATION : Joseph Randriamandroso et Harison Razafindrakoto de la mouvance Zafy et Ambroise Ravonison du FRDL ont été arrétés ce jour au siège de la radio Fréquence Plus durant une ém... tohiny
LazaDaddy ( 15/05/2010 01:23)
Deutschland gegen Frankreich - die Deutsche Kolonie
[quote]Le Dr Wolfgang Moser a également rappelé que c'est la énième feuille de route de la HAT. « [i]On a vu jusqu'ici beaucoup de feuilles de route. Mais, qu'en est-il de leur réalisation ac... tohiny
novalian'i ifiona ny 15/05/2010 20:06
LazaDaddy ( 13/05/2010 23:44)
Vive la "Frogland"
[quote]La première réaction aux décisions de Andry Rajoelina vient du secrétaire d’Etat français à la Coopération, Alain Joyandet. Ce dernier a déclaré :.[/quote] As usual, the Frogs alwa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:31
LazaDaddy ( 12/05/2010 23:15)
Baiko mamy avy amin'i la Frantsa reny malala
1) Aza avela hilatsaka Ramoramanana fa majary very fihinanana izahay ao Madagasikara. 2) Aza milatsaka ianao kanefa aza maika ny hiala fa manamboara aloha toerana ho an'ny saribakolintsika hafa. 3) ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2010 21:18
LazaDaddy ( 12/05/2010 03:18)
Hafa ihany ny any Frantsa tsy manam-paharoa
Any France mahay miteny Frantsay daholo ny olom-pirenena. Tonga lafatra ny fianarana any satria "Ecole d'expression Francaise" daholo no misy. Feno fiarakodia Peugeot sy Renault ary Citroen eny an-d... tohiny
LazaDaddy ( 04/05/2010 09:03)
Vive la France?
10h39 Une délégation française composée de hauts fonctionnaires du quai d'Orsay et des officiers de marine se trouvent actuellement ... tohiny
novalian'i milamm ny 04/05/2010 17:40
LazaDaddy ( 04/05/2010 04:39)
fa angaha tsy efa miaramila hatr@ 2009?
fa angaha tsy efa miaramila no teo hatr@ 2009 sa zao vao tena hiseho masoandro? "He does not know what he wants", because he's obviously a french puppet held by military string. Alefaso mianatra... tohiny
LazaDaddy ( 02/05/2010 04:39)
Tsy mila Frantsay hoe ianareo?
... kanefa be fireharehana ery ianareo ireo manindraindra ny teniny noho ny teny Malagasy. Azafady fa hay moa "langue de Moliere" ny filazanareo azy, ireo efa "andevoziny" indray milaza an'io fiteny i... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2010 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0296