Tsy mila Frantsay hoe ianareo?
1. LazaDaddy
(
02/05/2010 04:39)
... kanefa be fireharehana ery ianareo ireo manindraindra ny teniny noho ny teny Malagasy. Azafady fa hay moa "langue de Moliere" ny filazanareo azy, ireo efa "andevoziny" indray milaza an'io fiteny io hoe "teny baiko" :-D
Etsy an-danin'izany toa isisihanareo mafy dia mafy ihany ny fangatahana fahazoan-dalana mankany Frantsa na dia efa ampifilafilainy toy ny xxxx mitady taolana aza, ny tonga any indray dia maro ireo mikafiry ny hijanona any amin'ny fomba rehetra (mamerina taona voalohany amin'ny Oniversite, manambady taratasy, mihafina mpitandro filaminana tsotra izao fa tsy mody, sns...)
Ny Frantsay tonga any Madagasikara kosa indray manoatra noho ny "andriamanitra kely" ny fandraisanareo azy fa ny Malagasy mitovy aminareo sahala amin'ny tsy misy vidiny.
Izany mandeha mianatra amin'ny Collège de France sy Lycée Français izany moa dia sahala amin'ny hoe tapi-pahaizana aminareo ary maro ireo mihevitra fa ny Alliance Française sy ny Centre Culturel Albert Camus ihany no tranom-boky misy ao Madagasikara.
=> Mahaleo tena ara-taratasy ny ankamaroan'ireo Malagasy "antsoina" ho "nahita fianarana" saingy voazanaka sy mbola andevozin'ny Frantsay ara-tsaina.

novalian'i fijo ny 06/05/2010 20:42
2. milamm
(
02/05/2010 11:45)
mitovy kozy @ bazy ko ty bandy ty,ny ol manaiky pepoiny frantsay otranlisany reo ihany no manaiky izany. TSIA efa nampidirin'ilay filoha nofidimbahoaka hatrany anaty lalampanorenana ny teny hafa ho ofisialy taona vitsy2 izay(shakespeare's language) raha tsy mbola henony lazadaddy izay henika ny vaza-tany rehetra satria tsy nanaiky ho andevoziny frantsay fotsiny @ zao i Atoa Ravalomanana ,fampiesonana fotsiny zany jereo tsara ny ao Maorisy misokatra @ tenimpirenena samihafa hatr@ german language zay mikararana isan'andro
3. locl
(
02/05/2010 11:56)
Mariana ihany ny teniny Lazadaddy, kanefa inona moa no azo atao mba hialana amin'ireo, ny vava tsinona tsy maintsy hoe mihinana, kanefa kosa rehefa mba en force afaka mi-revolte dia tsy maintsy hoe aseho ny tsy mety rehetra. Ary tsy ny olona tsy mahalala ny adversaire no manantena fandresena. Ny tiako tenenina dia hoe, miteny frantsay isika, mitady hipetraka any France ny gasy, kanefa ireo dia manome ahafahana mitsikera ny tsy mety ataony.
Ny indro kely fotsiny dia betsaka ireo izay mankany mba hila ranondranony, toy ny tantara fahiny ihany t@ androny andevo e! Azafady raha misy voadona

4. rijadolly
(
02/05/2010 12:20)
LazaDaddy>>> aleo aloha hazava ny resaka kosa a! Politika ny eto.Izany hoe ny politika n' ny fanjakana frantsay no tsy ilainay intsony fa ampy izay 1883==>2010 izay. Mihezaka sy manome hery izay sahy manohitra ve dia midika tsy fitiavana? ampiana 50 taona indray ve ny tsy fivoahana sy ny tsy fifanarahana mivantana amin' firenena hafa akaotran' frantsay fa mbola mihera aminy, satria reny malala?Tsia, tsia, tsia!
Raha ireo hevitrao ireo indray fa tsy politika dia mino aho fa ianao ihany dia lalana iray afaka hanindraindra ny maha- Gasy antsika. Ary dia hita izao fa mivadika ny rasa, ry zareo frantsay indray no miverina mitady lalana hipetrahana eto, Inona ny antony???? Mahereza LD a! MIFOHAZA RY GASY
locl:FANTARO NY FAHAVALONAO
Ary tsy ny olona tsy mahalala ny adversaire no manantena fandresena.
Raha ireo hevitrao ireo indray fa tsy politika dia mino aho fa ianao ihany dia lalana iray afaka hanindraindra ny maha- Gasy antsika. Ary dia hita izao fa mivadika ny rasa, ry zareo frantsay indray no miverina mitady lalana hipetrahana eto, Inona ny antony???? Mahereza LD a! MIFOHAZA RY GASY
5. milamm
(
02/05/2010 19:04)
tsy marina zany amiko satria ry lazadaddy sy locl,betsaka ny firenena hafa manana ny mahatsara azy ankoatry frantsa azo safidiana , izy io na miteny frantsay na angilisy na in oh. tsy midika fa tsy mahaleo tena fa mivelatra @ fifandraisana any ivelany sy misarika ireo mpandraharaha samihafa avy any ivelany.Teo andalampanan-tanterahana izany vinavinan'asa izany ny fitondran'Atoa Ravalomanana no nosomparan'ireto frantsay sy ny foza,hatr@ ireo trano mirakitra ny tahim-pirenena sy ny tantarany vakoka Malagasy avy moa no nodoran'izy ireo(lavanify sy alain kely t@ RNM,TVM 2009).
Tsy bado koa akory ny tanora Malagasy @ zao fotoana iroboroboany cybernet izao,ny pejy elektronika dia manampy handalina fahalalana sy hikarokaroka izay ilany izy ireo fa tsy hoe maintsy alliance francaise sy albert camus ihany no faratampony tranomboky,ny tsy fisokafany fifandraharahana @ firenena hafa toy ny fitondrana teo aloha no nahatonga ny frantsay hangeja
izay te hivoaka an'i gasikara tsy hanana ny safidiny @ izay tiany aleha,Atoa Ravalomanana no nanokatra izany

6. AndriambyII
(
02/05/2010 22:15)
LazaDaddy:
... kanefa be fireharehana ery ianareo ireo manindraindra ny teniny noho ny teny Malagasy. Azafady fa hay moa "langue de Moliere" ny filazanareo azy, ireo efa "andevoziny" indray milaza an'io fiteny io hoe "teny baiko" :-D
Etsy an-danin'izany toa isisihanareo mafy dia mafy ihany ny fangatahana fahazoan-dalana mankany Frantsa na dia efa ampifilafilainy toy ny xxxx mitady taolana aza, ny tonga any indray dia maro ireo mikafiry ny hijanona any amin'ny fomba rehetra (mamerina taona voalohany amin'ny Oniversite, manambady taratasy, mihafina mpitandro filaminana tsotra izao fa tsy mody, sns...)
Ny Frantsay tonga any Madagasikara kosa indray manoatra noho ny "andriamanitra kely" ny fandraisanareo azy fa ny Malagasy mitovy aminareo sahala amin'ny tsy misy vidiny.
Izany mandeha mianatra amin'ny Collège de France sy Lycée Français izany moa dia sahala amin'ny hoe tapi-pahaizana aminareo ary maro ireo mihevitra fa ny Alliance Française sy ny Centre Culturel Albert Camus ihany no tranom-boky misy ao Madagasikara.
=> Mahaleo tena ara-taratasy ny ankamaroan'ireo Malagasy "antsoina" ho "nahita fianarana" saingy voazanaka sy mbola andevozin'ny Frantsay ara-tsaina.
Izany ve no fahitanao azy ?? Tena à coté des choses mihintsy ny eritreritrao @ izany rehetra izany , Question de survie , adim-piainana isanandro izao no fiainan' ny olona aty eropa aty , rehefa tsy misy ny Euro dia efa ho vonon-ko faty ianao izay !!