Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 15/07/2008 02:50)
Simia
Azafady fa sarotra adika amin'ny teny Malagasy izy ity: Tutor: What's the chemical formula of water? Student: H I J K L M N O... tohiny
LazaDaddy ( 14/07/2008 23:21)
Ahoana ny fihetsem-ponao?
Ny Kristianina dia manambara ny finoany fa "Ho avy hitsara ny velona sy ny maty" i Jesosy. Ka ho anareo Kristianina ary, ahoana ny fihetsem-ponareo rehefa mandinika an'io hoe ho avy hitsara izy? Sady ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2008 21:08
LazaDaddy ( 11/07/2008 00:23)
Olona mamono tena: Madagasikara sy Singapour
Toy izao hono ny maha samihafa ny olona mitsambikina avy eny am-baravaran-kely any Singapour sy Madagasikara. Madagasikara: Boom! AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa Singapour: AaaAaaaaaaaaaaaa... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 15/07/2008 03:40
LazaDaddy ( 10/07/2008 22:48)
Meet Dave (Eddie Murphy)
Tsy dia mampihomehy loatra toy ny sarimihetsika rehetra lalaovin'i Eddie Murphy ity indray mandeha ity. Dave Ming Chen... tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2008 13:56
LazaDaddy ( 24/06/2008 05:27)
vehivavy miantsena
tsy zoviana amintsika intsony fa ny ankamaroan'ny vehivavy dia ela be rehefa miantsena. Ny lehilahy kosa indray malakilaky. Fa ny mahavariana dia ny lahy sy vavy miara-miantsena e! Toa vao maika el... tohiny
LazaDaddy ( 23/06/2008 23:02)
misasaka ny taona 2008
Misasaka sahady ity ny taona 2008. Mahatsapa ve isika fa nisy fiovana ny fiainantsika ara-pinoana? Raha oharina tamin'ny volana Janoary, akaiky kokoa an'Andriamanitra ve isika ankehitriny sa niha alav... tohiny
novalian'i cutie ny 19/07/2008 18:59
LazaDaddy ( 20/06/2008 22:20)
izaho ry zalahy #3
Izaho ry zalahy TSVP amina sipa protestanta kanefa sipa katolika sy silamo no tara amiko :) Ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2008 20:35
LazaDaddy ( 19/06/2008 09:01)
izaho ry zalahy ...#2
izaho indray koa ry zalahy maha tara tara sipa silamo izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia(l) ...dia ahoana ny hevitrareo Silamo? Ahoana ny hevitrareo Kristianina?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2008 18:48
LazaDaddy ( 17/06/2008 23:09)
izaho ry zalahy... :)
izaho ry zalahy maha tara tara sipa katolika izay a...izy koa manja sady tsara fanahy be ka tonga aho dia (l) ...dia ahoana ny hevitrareo Katolika? Ahoana ny hevitrareo Protestanta? PS: Tsy asian... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2008 21:28
LazaDaddy ( 17/06/2008 06:02)
ikaretsaka
http://ikaretsaka.blaogy.com/post/439/3346 ny soratr'ise :) Tena tsy izaho io r'ikaretsaka fa sao dia mba nanonofy ahy kosa aza ise tamin'io? :)... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2008 21:18
LazaDaddy ( 16/06/2008 05:24)
WYD
group inona no misy an'ikaretsaka amin'io?... tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2008 23:37
LazaDaddy ( 16/06/2008 05:17)
Karaman-dradoko mpitsabo
Hay ve ireto sipakely mpitsabo spesialista ireto mandray hatramina "$1 M per annum" e? Tsy mahagaga raha mikaoty bandy fa tsy hitany ny andaniany ny karamany. hahaha!... tohiny
novalian'i cutie ny 22/06/2008 08:52
LazaDaddy ( 28/02/2008 03:08)
Solon'anarana
Veloo => Loveo Cutie => Cuite Ikaretsaka => Kaka re ti sa? Pissoa => Piss oa Fasaly => Lasa fy Ravakamalala => Lavaka ramala Rasiligaoma => Ra gila sima o! Rakapy => Paraky Ravatorano => Tava... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/03/2008 23:37
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:16)
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana. Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona. Sambatra iza mangetaheta fahamarinana :)... tohiny
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:06)
volant ankavanana
tsaroako toa efa nanontany an'ito i Maika raha tsy diso aho...azo ampiasaina any Madagasikara ve ny fiarakodia raha toa ka eo ankavanana toy ny any Angleterre ny volant?... tohiny
novalian'i niry17 ny 15/07/2011 08:15
LazaDaddy ( 28/02/2008 02:00)
CCLI (Christian Copyright Licensing International)
Efa napetrako ity fanontaniana ity fahiny saingy tsy nahazoako valiny dia averiko sao misy mahay. Misy solotenany ve ny CCLI eto Madagasikara? Sa azo ampiasaina any Madagasikara ny "CCLI fees" naloa t... tohiny
LazaDaddy ( 28/02/2008 01:54)
fiaraha-miasa orin'asa sy oniversite
Inona ny misakana ny mpikaroka tsy hitady fiaraha-miasa @ ireo orinasa misy? Maninona no miandry famatsiana lava avy amin'ny fitondrana? - Hakamoana? - Tsy fahaizana mandresy lahatra ireo orinasa?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 21:37
LazaDaddy ( 28/02/2008 01:01)
ranomaso
raha mirotsaka ho azy ve ny ranomaso dia mety hoe malahelo an'i cutie? =))=))=))=))... tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 20:52
LazaDaddy ( 27/02/2008 05:19)
Ravalomanana
Mila vavaka io Filoham-pirenen-tsika io fa be ireo fakam-panahy mandavo azy. Koa manentana anao amin'izany aho, eny fa na dia tsy ankasitrahako aza ny 99.99% an'ny zavatra ataony.... tohiny
novalian'i moi ny 10/03/2008 11:09
LazaDaddy ( 27/02/2008 02:23)
Catholic tradition fading in U.S.
http://www.washingtontimes.com/apps/pbcs.dll/article?AID=/20080226/NATION/902727579/1001 sao dia io aza no mahatonga ny namana sasany manenjika sy mankahala ny "evangelicals"? ... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0346