Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaDaddy, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 04/02/2008 03:34)
Fivoarana sy fivelarana hono...
Taloha na mpino na tsy mpino dia notandrovana fatratra ny maha virijiny ambara-panambady. Ankehitriny kosa efa betsaka ny tokatranomaso...Fivoarana sy fivelarana hono... Taloha dia taratry ny fahen... tohiny
LazaDaddy ( 31/01/2008 20:56)
impossible ve?
1) Misy olona ve "impossible" amin'Andriamanitra ny hamonjy azy, ahatonga azy ho tena mpanara-dia an'i Kristy? 2) Raha misy, iza? 3) Raha tsy misy, andeha faingana hitory ny filazantsaran'ny fan... tohiny
novalian'i cutie ny 09/02/2008 06:35
LazaDaddy ( 29/01/2008 23:18)
mety ho iza ravehivavy?
"Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijanga... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2008 21:18
LazaDaddy ( 28/01/2008 05:08)
Sary indray mipika ;)
Filamatra ny "miasa miasa miasa ihany" Sy "mamokatra mamokatra mamokatra hatrany" "Miasa" ho an'i TIKO sy ho an'i MAGRO Fa "mamokatra" kosa ho an’i "Decagô" Sahia Manao Fingana Lehibe Ianare... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 03:06
LazaDaddy ( 26/01/2008 09:25)
ito misy dingana lehibe
fifidianana izay ho ben’ny tanàna farany teo tao Anosibe Ifanja sy Sarobaratra ao anatin’ny distrikan’i Miarinarivo http://www.madagascar-tribune.com/Mitaky-ny-hanaovana-fampitahana-PV,4384.htm... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 06:48
LazaDaddy ( 21/01/2008 10:41)
mpanandro (adihevitra ho an'ny kristianina)
Aleo aloha tsipihina fa [u]naompana ho an'ny Kristianina ito adihevitra ito[/u] Betsaka ireo "mpanandro" no mitono-tena ho "kristianina" ka dia mahasarika ny "malemy finoana" tokoa izy ireny. Inona... tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2008 23:33
LazaDaddy ( 18/01/2008 11:50)
Prophet Muhammad ...
[quote=Susanne Winter]"in today's system" the Prophet Muhammad would be considered a "[b]child molester[/b],"...it is time for Islam to be "thrown back where it came from, behind the Mediterranean."[/... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2008 22:53
LazaDaddy ( 18/01/2008 03:01)
Kabary
Efa elaela aho izay tsy nihaino hatsikana fa mba rahoviana indray ravalo no hikabary?... tohiny
novalian'i tsoupou ny 23/01/2008 12:26
LazaDaddy ( 17/01/2008 23:16)
Inona indray no ataoko ankoatr'izay?
Midera an'Andriamanitra ny foko sy fanahiko fa tsy takatra heverina ny fitiavany ahy sy ny famindram-pony...Hihira ho an'i Jehova aho raha mbola velona koa. Misaora an'i Jehova ry fanahiko, ary iza... tohiny
novalian'i cutie ny 20/01/2008 15:22
LazaDaddy ( 17/01/2008 05:42)
ny maha samihafa ny mpitondra sy mpanohitra...
ny sezany... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 02:50
LazaDaddy ( 15/01/2008 06:59)
izay mahasahy manaraha
Hoy i Paoly: [i]"Manaraha ahy tahaka ny anarahako an'i Kristy"[/i] 1) Mbola misy mpitarika -tsy sandoka- sahy mijoro tahaka an'i Paoly ve ankehitriny ka sahy hilaza hoe: "manaraha ahy"? Raha t... tohiny
LazaDaddy ( 11/01/2008 00:44)
Jerosalema
[i]“Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetr... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 30/01/2008 12:27
LazaDaddy ( 08/01/2008 10:42)
"Dance club" ho an'ny silamo mpanelaka
Ho anareo ao Berlin: tandremo ny lehilahy mpanelaka misandoka ho vehivavy na dia tsy misarakotra lamba mainty be aza! http://inventorspot.com/articles/dance_club_gay_muslims_9662 ao Berlin!... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2008 23:40
LazaDaddy ( 07/01/2008 05:04)
Toy ny andron'i Noah
Nanambara i Jesosy fa toy ny tamin'ny andron'i Noah ny fiverenany, ary nanome famantarana be dia be Izy hiomanana sy hiambenan'izay mino Azy. Raha dinihina tsara dia misy sokajin'olona roa tamin'... tohiny
novalian'i prime ny 16/01/2008 15:36
LazaDaddy ( 20/12/2007 06:50)
Izaho secte satria…
[u]Izaho secte satria:[/u] - Niala tamin’ilay fiangonana katolika lehibe izay nisy ahy nandritry taona maro - Tsy mifantoka amin’ny denomination noforonin’olombelona fa mionona @ anarana hoe K... tohiny
novalian'i prime ny 07/01/2008 10:42
LazaDaddy ( 19/12/2007 03:29)
Fa nofoanana naninona ny trosa?
Madagascar a emprunté auprès de la Banque mondiale l'équivalent de 1,5 milliards de dollars. Un montant cumulé depuis l'effacement de la dette en 2006. http://www.lexpressmada.com/display.php?p=d... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/12/2007 10:28
LazaDaddy ( 18/12/2007 05:08)
rakapy manao teny tsy voahevitra
manao teny tsy voahevitra i rakapy. Na mety nihevitra ihany izy fa izay mihitsy ny fomba fiheviny. mangataka ny hi-ban ny IP an'i rakapy sy fanesorana azy tsy handray anjara eto azafady fa mankarar... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2007 17:46
LazaDaddy ( 17/12/2007 11:28)
famantarana nomen'i Jesosy
naninona i Jesosy no nanome famantarana marobe mikasika ny andro farany?... tohiny
novalian'i prime ny 28/12/2007 07:53
LazaDaddy ( 27/11/2007 08:42)
tanjona 2008
Tsy sanatria mitady sitraka aho akory fa ho famporisihina anareo namana. Nanontany antsika namana aho tamin'ny fiandohan'ny taona hoe miisa firy ny olona tsy mahafantatra an'i Jesosy kasainao hitor... tohiny
novalian'i prime ny 07/12/2007 13:44
LazaDaddy ( 22/11/2007 12:44)
Tandremo! Finoana sa asa?
voalaza matetika ny hoe "ny finoana tsy arahina asa dia naman'ny maty". Tandremo sao misy mamitaka anareo ka mandika vilana an'io. Sanatria tsy hoe tsy ampy akory ny finoana ka mila arahina asa, ts... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 22:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0305