Madagascar a emprunté auprès de la Banque mondiale l'équivalent de 1,5 milliards de dollars. Un montant cumulé depuis l'effacement de la dette en 2006.
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=13198
"Generation" an'iza no ampibabena an'io ry mpanao politika tia taningazana isany?
Edrey re Ra-LazaDaddy? Fa iza tamin\'ireo mpitondra nifanesy moa no tsy nitrosa. Ary afaka hanaovana ny fotodrafitr\'asa tokoa ve ny fitambaran\'ny hetra haloan\'ny mpandoa hetra sa misy namoaka ampaosy hanasoavana firenena? Hampianarinao handoa hetra avobe sa hampianarinao ahafantatra ny andraikiny sy hamoaka vola hanaovana lalana sns ny vahoaka sa hampianarinao handinika fa tsy tokony hitrosa fa vita hoazy ny zahavin\'ny vahoaka rehetra? Vitan\'ny resaka tokoa ny foto-drafitrasa an?