Vive la Frantsa eeeeee!
1. LazaDaddy
(
05/11/2009 05:08)
Tsy ho lava resaka fa ireto misy lisitra vitsivisty hiaraha-mahita :)
Firenena tsy miankin-doha amin'i France
Australia
Austria
Canada
Denmark
Germany
Finland
Israel
Italy
Japan
Netherlands
New Zealand
Norway
Singapore
South Korea
Spain
Switzerland
United Kingdom
United States of America
Firenena miantehitra amin'i France:
Algeria
Burkina Faso
Cameroon
Comoros Islands
France
Ivory Coast (Cote d'Ivoire)
Madagascar
Senegal
:wink:
novalian'i milamm ny 05/11/2009 21:53
2. patrick2002
(
05/11/2009 09:46)
Tohizo ny liste
Firenena Tsy miakin-doha @ lafrantsa
- Somalie
- afghanistan
- zimbabwe
-ouganda
-Ethioupie
-mozambique
- cap-vert
-zambie
-malawi
-soudan
ary ny firenena miakindoha aminy
- Belgique
- Italie
- Suisse
-espagne
- Pays bas
- Luxebourg
- reunion
ka ny havendrananao aza hatao fa ny olona no tompon`antoka
Izaho tsy misolelaka frantsay fa heveriko fa ny malagasy no tompon`antoka t@ tsy fahombiazana nisy teo @ taniny fa tsy ny frantsay mihintsy .
Jereo ireto hataony mpanao politika malagasy ,dia mbola lazaina fa ny frantsay no tompon`antoka ,vao misy olana kely dia mihazakazaka miantso firenena vahiny ,

3. LazaDaddy
(
05/11/2009 09:50)
patrick2002:=)) =)) =)) =)) =))
ary ny firenena miakindoha aminy
- Belgique
- Italie
- Suisse
-espagne
- Pays bas
- Luxebourg
5. xxx
(
05/11/2009 09:56)
otrany olona tsy mbola naita any europe atramizay niainany izany ra patrick lol
6. patrick2002
(
05/11/2009 10:04)
Tena efa niaina tany kah ! fa misy manafangaro ny pays francophone sy ny pays dependant francais economiquement .
Raha eto Quebec izaho dia province francophone fa tsy mianki-doha @ lafrantsa ara-toekarena.
Fa raha culture dia oui.
misy tsy mahafantatra fa Suisse izany anie kah paradis fiscal an`i lafrantsa eh!
Raha eto Quebec izaho dia province francophone fa tsy mianki-doha @ lafrantsa ara-toekarena.
Fa raha culture dia oui.
misy tsy mahafantatra fa Suisse izany anie kah paradis fiscal an`i lafrantsa eh!
8. patrick2002
(
05/11/2009 10:16)
tsy haiko aloha na nitapina inona ny masoko ,fa betsaka ny olona sodokany hatsarany tanana fotsiny ,sy ny vaovao mandeha ,dia hoe tsara itsy na iroa ,misy ny sasany mahita BMW dia iny no hoarina @ peugeot dia tonga dia maka conclusion fa tsara ny miaraka @ Allemand :-D :-D :-D
Tena raisonnement stupide mihintsy , hievitra izy fa raha hiaraka @ allemand
dia hiova volswagen ,sy BMW daholo ny peugeot sy ny 2CV ao Madagasikara :-D :-D :-D =)) =)) =))
Taolana ny nify ka haleo hiomehy

9. locl
(
05/11/2009 10:20)
Patrick vendrana: taiza la Suisse no niankidoha t@ France fa ny Frantsay aza miady sisika ny hiasa aty daholo.
Jereo fotsiny fa mitady izay fomba hisintonana ny voaln'ireo Frantsay miafina aty Suisse i Frantsa
hianao no efa voahozona hanaradia Frantsay
Miteninteny foana
Jereo fotsiny fa mitady izay fomba hisintonana ny voaln'ireo Frantsay miafina aty Suisse i Frantsa
hianao no efa voahozona hanaradia Frantsay
Miteninteny foana
10. LazaDaddy
(
05/11/2009 10:23)
Patrick> izaho aloha tsy mbola niresaka fiarahana @ Frantsay fa lisitra no narosoko ery ambony fa aza mora sendoatra ry namako :)
misy ny sasany mahita BMW dia iny no hoarina @ peugeotio tokotrany dia voatsikaritro fa mitsiriritra kely mampalahelo izany ireo mpianatra Frantsay mitondra ny fiarany mankany Allemagne. Ary dia tsy takona afenina be tokoa ny fiara Frantsay eny amin'ny parking lot.
11. patrick2002
(
05/11/2009 10:29)
locl:
Patrick vendrana: taiza la Suisse no niankidoha t@ France fa ny Frantsay aza miady sisika ny hiasa aty daholo.
Jereo fotsiny fa mitady izay fomba hisintonana ny voaln'ireo Frantsay miafina aty Suisse i Frantsa
hianao no efa voahozona hanaradia Frantsay
Miteninteny foana
Locl honorus causa ,efa miteny anao izaho fa i Suisse paradis fiscal an`i frantsay ,miady mafy la france mba hiverina ao aminy ireny vola ireny satria ,vola azo tao @ taniny ,betsaka ny manao an; izany ,ohatra any Bahamas dia paradis fiscal an`i milliardaires americains ,
heveriko mfa fantatrao ny hatao hoe paradis fiscal fa misaina loatra ianao
12. ndenn
(
05/11/2009 11:24)
Les pays des paradis fiscaux sont à l\' étude :Luxembourg ,Monaco ( province française à vrai dire ),Hong kong , Honduras , Taiwan ,Vatican ,Nigeria , Ghana , Venezuela ,Chili ,New zelande , Okinawah ,Hawai , Indonesie ,Maroc ,Lybie ,Afrique du sud , Madagascar ,Autriche ,Seychelle ,Ile santa cruz ,Las palmas , Tadjikistan.
14. xxx
(
05/11/2009 16:14)
Le olona ohatradr'i patrick2002 ireny miitsy ange no tena hoe voazanakin'ny frantsay ny lohany é!,@izao coup d'état misesy2 aty Afrika izao dia mbola tsy namaky ny hatao hoe :françafrique ihany ,ny antony niverenadRAtsiraka ta@ny frantsay dia ny tsy fahaizany nitantana ny firenena ,voalohany indrindra ny firenena matanjaka no hifanaovana varotra fa tsy pays de l'Est toy Russie na hongrie mba fantatrao moa fa mahantra be ny olona mipetraka @ireny pays ireny tsy hoe mijoalajoal ny trano dia manana, hilaharana daholo na voasary na menaka ,ary ny tena tsy mampandeha ny firenenana andalam-pandrosoana voalohany indrindra dia ny TOETSAINA ,voazanaka lava tsy tia fivoarana ,tsy adala ny frantsay manafaka ny trosan'i MCAR ,misy intéret -ny ao a tsy paiso akory izy !!!IZAY BE LAVITRA NOHON'NY OMENY
Ra 120milliards deuros ny azony @gisement ny pétrole Mcar dia 10% NO MBA OMENY DIA ANJARANAO ny mandinika raha iMCAR na pays toy côte d'ivoire na zaire iizay nanan ny naha izy azy ta@70-80 tany,i Mcar depuis 1976 dia nikororosy nidina be ,hatra@iazo ireo pays 3 ireo mbola any ny tsostsoks no mitady marché ,fa tsy hay fa misy moa dia mpisolelaka @Frantsay miitsy le gasy TSY AMPY ANALYSE mazava ho azy ry zareo indray ve no hiteny hoe :non!mba mandiniha fa tsy MALAGASY ange no nampihiratra ny mason'ny rehetra @francafique fa olona bdb ary économiste fçais fa tsy n'importe qui!!!
Izay ratsy iraka miverina @vazaha satria nagozohozo ny toerany,tout simplement !

15. kidoropamba
(
05/11/2009 16:35)
Raha tsy miverina ao Dago hoa ry BSMM mianakavy fa faly mialokaloka any frantsa dia tsy misy izany resaka fankahalana frantsay izany fa resak'eh fotsiny e.
Ilay finoana fotsiny ihany ity hoa tena nahabado olona maromaro mihitsy é. hin hin hin
Ilay finoana fotsiny ihany ity hoa tena nahabado olona maromaro mihitsy é. hin hin hin
16. milamm
(
05/11/2009 21:13)
step up a bit on ur subject,lazadaddy a decent bring a proof 2 ur statement when,how,why? aza manao teny tsy loabody vive la france pourkoi?
17. fijo
(
05/11/2009 21:42)
taiza indray rapa no nisy holand niankina taminn'y frantsa?????oka letsy,aza diamiteniteny foana letsy rapa a
18. milamm
(
05/11/2009 21:53)
B specific on u say,admit u've a lost ur plot 2 the french & surrender 2 'em B a bastard like them toward ur own nation,work it out.there r people out there u let down:-D we are Malagasy united who doesn't need ur kind thx..lavanify no fitaratrareo fa tsy ny rehetra te hanafaka ny fireneny na aiza na aiza