Obama silamo

1. LazaDaddy ( 15/02/2008 11:34)
Obama dia teraka tao anatin'ny fianakaviana silamo:

1) Silamo avy any Indonezia ny rainy, "kristianina" ny reniny.
2) Amin'ny lalana silamo dia "tsimaintsy" silamo ny zanaka silamo fa tsy manan-tsafidy...indrindra ao Indonezia sy Malaisie.
3) Amin'ny lalana silamo ny miova finoana dia mahazo "fatwa", saingy tsy mbola niharan'ny fatwa i Obama. Izany hoe "tsy niova finoana" na dia eo aza ny fisehoany any am-piangonana.
4) Mbola silamo avokoa ny manodidina azy rehetra
5) Ny fiangonana ambarany fa andehanany dia "anti-semite" (mpankahala an'Israely)
6) Kandida tohanan'ny silamo i Obama
7) Manohana an'i Olmert i Obama amin'ny fanomezana an'i Jerosalema ho an'ny silamo.

=> Hifidy silamo ho filoham-pireneny ve ny vahoaka Amerikanina amin'ity indray mitoraka ity?


novalian'i cutie ny 26/02/2008 01:01
2. ronaldo09 ( 15/02/2008 13:06)
Tsy Indoneziana kosa aloha fa Kenyanina ny rainy e!
3. Zina ( 15/02/2008 13:29)
ka ny amerikana mitady olona liberal ko, liberte, libre de inn ko?
4. cutie ( 15/02/2008 13:30)
mitady change e :)
Obama hatrany ny anay :-D
5. soanja ( 15/02/2008 14:04)
Zinona izay rehetra voalaza ireo.

Tsy ny fiaviany sy ny finoany sy zay tsy mifandraika amin'ny tadiavin'i Amerikanina no hofidiana fa izay manantanteraka ny asa hanatsara ny fiainana aty Amerika ka azahoan'ny daholo be tombotsoa.

Cutie> Sureeeeeeee !!!!!! Tsara tohana amam-bavaka Ra-Obama afa aza manahy ianao ry LD!!!!! Demokraty Liberalina ihany no ady eo! :-*:-*

6. ikaretsaka ( 15/02/2008 14:16)
amenina soanja!

fa ny ahiako dia hanao chirac sy le penn i mc cain sy obama dia lasa makany @ Mc kaina aby ireo conservative sy ny sisa


eo le tsary misy miraharaha fa obama obami kinandro.....

tsisy hafa io e
7. cutie ( 15/02/2008 14:18)
ka ny conservative rehetra efa any @ mcain aby koa.
Ny democrats sy ny independent no antenaina sisa @ Obama.
8. zamanoro ( 15/02/2008 15:23)
Tsy dia olana aloha le fihaviany fa ny ahy izao hoe
Rahoviana ny Europe no mba hisy Afrikanina Europenanina hilatsaka ho filohana Firenena iray?
9. penina ( 15/02/2008 15:29)

clinton ihany

cling cling cling

10. ikaretsaka ( 15/02/2008 15:32)
zama>? rehefa misy comorianina gasy na sinoa gasy na vazaha gasy na karana gasy milatsaka ho filoham-pirenena ny any gasikara dia m,isy izany fa aza matahotra
11. LazaDaddy ( 15/02/2008 19:22)
ronaldo09:
Tsy Indoneziana kosa aloha fa Kenyanina ny rainy e!
Eny tokoa fa diso fanoratra aho. Silamo Kenyanina ny rainy fa nipetraka tany Indonezia ry zareo. Mandady ny trambo fa ny silamo izany izao no mitady hitantana an'i Etazonia


12. ikaretsaka ( 15/02/2008 19:36)
rehefa tsy mamono olona fa mampanjaka fiadanana sy manaja ny mpaira belona izy , na silamo na jiosy na inona... inona ny tena olana?
le maha silamo azy?
13. LazaDaddy ( 15/02/2008 19:38)
rehefa tsy mamono olona...sy manaja ny mpaira belona izy
io ny tena ho olana.
14. ikaretsaka ( 15/02/2008 19:44)
ka efa hita ve izy fa namono olona sy tsy nanaja ny mpiara belona aminy ( i obama io an)
15. LazaDaddy ( 15/02/2008 19:44)
Nipoaka 9/11 tamin'ny 2001, nanjonitra daholo ny Amerikanina saingy nandindihy kosa ny silamo, saika naneran-tany mihitsy...nezahina nenjehina ny "evil" araka ny filazan'i Bush azy tamin'izany...taona vitsy minja aty aoriana anefa dia silamo indray ny amerikanina indray no toa hitambitamby sy hifidy silamo ho filohany =))=))=))
16. ikaretsaka ( 15/02/2008 19:46)
misy anie ny tsy silamo indrindra aza no mpamono olona sy manana souci sahady noho izany e ny Xtianina
hoe raha vao tsy ohatranay (Xtianina ohatra) ialahy dia ...
nefa face it fa tsy hoe rehefa ohatranao akory dia fanaperana...
17. LazaDaddy ( 15/02/2008 19:48)
ny silamo aloha no hita nandindihy sy nifety naneran-tany tamin'iny 9/11 iny.
18. cutie ( 15/02/2008 19:53)
ty LD koa karazan'le mormon reny=))=))=))=))
19. LazaDaddy ( 15/02/2008 19:55)
cutie> tsy maninona ataovy hoe mormon aho raha izay no ahafahana misakana ny trambo tsy handady...aza adino ny tantara fa misy lesona betsaka azo ianarana avy aminy :)
20. cutie ( 15/02/2008 19:58)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2949