Obama silamo

21. rakapy ( 17/02/2008 00:11)
Laza> fa angaha raha kenyan silamo ny rainy dia tsy mantsy silamo ny zanany??? mba velaro le saina nama!
Ary raha ny 911 no ataonao point de repert dia diso tanteraka inao. 911 no zava-dehibe nanjo ny US fa ny zavatra-dehibe ratsy izay vitan'ny US teto @ izao tontolo izao dia tsy hitanao??? satria ve ny US dia majority Kristianina dia any ianao no mitongilana???
Ny US no firenen'ny devoly raha mbola tsy fantatrao.
22. LazaDaddy ( 17/02/2008 03:12)
Ny US no firenen'ny devoly raha mbola tsy fantatrao.
dia avelao ho azy ny sehatra izany =))=))=))
23. Veloo ( 18/02/2008 22:22)
Ny US no firenen'ny devoly raha mbola tsy fantatrao.


:-w:-w:-w mampieritreritra ndray iny kle
24. rakapy ( 19/02/2008 01:14)
Veloo> inona no mampieritreritra anao???
25. xxx ( 23/02/2008 17:36)
misy fahamarinany ny zvatara lazain i LD raha mandinika ny tantaran izao tontolo izao. Raha olona mankahala jiosy izany dia gravy be, fa tahaka ny mankahala an Atra izany. Izay aloha no fantatro izao. Ny finoan ny olona mitondra an'i amerika ry soanja sy cutie dia zava dehibe mihitsy amin ny fiainan i amerika. tsy mandehandeha ho azy izany io fa mifono hevi dalina be.

26. rakapy ( 23/02/2008 17:44)
xxx. Tsara ho fantatrao ny tantara fa tanin'ireo Native American i US no nangalarin'ireo mpiavy European ary nanadevozana ireo African maro. Ka ataoko fa tokony ho rariny raha toa ka tsy olona fotsy foana no tokony miseho ho tompony sy handidy ao.
27. xxx ( 23/02/2008 19:12)
rakapy> tsy resaka fotsy sy mainty no eto. Na fotsy i obama na mainty na kely maso na latino, tsy izay mihitsy no manahirana raha hitondra an i usa izy. Tsy misy hidiran ny volonkoditra velively fa ity ilay izy miriona amin ny silamo sy tsy tia jiosy. lalina dia lalina ny olana aterak izany.
28. ikaretsaka ( 23/02/2008 20:32)
ary raha samy esorina daholo na resaka ny fotsy sy mainty mainty na ny silamo sy ny tsy silamo.
raha esorian any aby ny volonkoditra sy ny fireham-pinoana fa ny ara politika (izay hampandroso ny fireneny) no hijerevana azy.

lalina ahoana.. tsy nandramana akory ko lalina?
29. rakapy ( 23/02/2008 23:53)
xxx> Ka raha izay ary izany no tianao hambara dia.Nisy nanisy olana ve raha toa ka niakatra teo i Bush sady kristianina no anti-islamist?
30. ikaretsaka ( 24/02/2008 06:09)
io politika manao hoe "rehefa tsy mitovy aminareo dia tsy tianareo sy haratsianareo" io hoa aoka izay..

tsy ho voatery ratsy daholo rehefa tsy mitovy na tsara daholo rehefa mitovy @ ny an'ny tena
31. cutie ( 24/02/2008 06:15)
efa nilaza ampahibemaso nga i Obama ry xxx we tsy tia jiosy???
32. cutie ( 24/02/2008 06:17)
mampime koa le we raha oul mankahala jiosy zany de tahaka mankahala an;atra.
Mahita sampona mitsy ny sasany:-D:-D:-D:-D
33. rakaroka ( 24/02/2008 18:12)
cutie:

mampime koa le we raha oul mankahala jiosy zany de tahaka mankahala an;atra.
Mahita sampona mitsy ny sasany:-D:-D:-D:-D


:-D:-D:-D=))=))=)):-w:-w:-w
Eny wà. Ahoana koa ary izany8O:roll::?::roll:
34. ni81 ( 24/02/2008 18:21)
mampime koa le we raha oul mankahala jiosy zany de tahaka mankahala an;atra.
Mahita sampona mitsy ny sasany


Saiky hita ao @ baiboly ny tantara momba ny jiosy, ka izany angamba no mahatonga ilay oul hilaza an'io tenenin'i cutie io.
35. cutie ( 24/02/2008 18:26)
ka na ny jiosy aza tsy kristiana koa we tahaka ny mankahala an'atra :-D:-D:-D:-D
36. LazaDaddy ( 24/02/2008 19:45)
1) izaho aloha tsy hiteny hoe rehefa mankahala jiosy dia mankahala an'Andriamanitra. Ny marina kokoa dia mankahala an'Andriamanitra izay mankahala "ny vahoakany". Na Malagasy io na Jiosy, na Grika...

2) Izaho koa raha hifidy, araky ny nambaran'i Ronaldo, dia manotany tena aloha hoe...raha i Jesosy no teo amin'ny toerako, sanatria hifidy olona mpamporisika homosexuality ve Izy? Tsia :)

3) Aza adino koa fa I Jesosy dia Jiosy, ny Apostoly dia Jiosy, i Paoly dia Jiosy...saingy misy fiangonana manao fanahy iniana manadino sy manova an'io fahamarinana io.

37. cutie ( 24/02/2008 19:53)
mahagaga mitsy le fisainana sady mampalahelo :?
38. LazaDaddy ( 24/02/2008 20:13)
cutie> azafady fa tsy hoe "manenjika" an-dry manokana akory raha miteny hoe "tsy mankasitraka homosexuality Jesosy" =))
39. cutie ( 24/02/2008 20:17)
obama no resahina ka homosexuality ndray no havoaka:-D
40. LazaDaddy ( 24/02/2008 20:20)
cutie> izany no tsy hifidifidianana olona tsy fantatra:) kay tsy mbola fantatr'indry fa pro-homosexuality i kobama? :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2249