Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 27/06/2009 10:02)
Zao ve sisa no niafaran'ity sehatra politika ity.
Fa nakaiza daholy ny TIM????? sa alahelon'ny tsy nanao arendrina ve sa inona mihitsy??? no toa tsy hita intsony, sa kosa tonga saina amin'izay fa i Marc ange ka efa nivalona ho an'ny tantara sisa. ... tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:54
xxx ( 26/06/2009 20:32)
NOUE SY ANDRIWUI
raha voalaza fa tsy mitovy firehana i noue sy andriwui nefa mpiakama be, maninona moa raha asina fihaonany tgv sy ny gtt , miaramikaly raha izany,dia sady miady hevitra... tohiny
xxx ( 26/06/2009 12:42)
ireo tsy tim voasakana eto @ politika serasera
ravalotgv tgvravalo ravalotgve Oay kidoropamba tafondro andrywui (mbola ho avy koa) halloween (mbola ho avy koa) antony : SATRIA TSY TIM MITOVY @ RA HERY :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:27
xxx ( 26/06/2009 07:26)
defile etsy mahamasina
lasan i tgv daholo ny maramila sy ny vahoaka tena vizana ny tim jereo fa feno ny stade guichet fermé tena zay no vita ny momba an i ra8 mila mandroso kosa amizay angamba ianareo hankany @ fifidi... tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2009 20:01
xxx ( 26/06/2009 06:32)
ARABAINA TRATRY NY 26 JIONA DAHOLO E!!!!
Miarahaba antsika Malagasy tsy an-kanavaka, na eto an-toerana na any ivelany, na mbola velona na efa maty, na lahy na vavy, na antitra na tanora,.na cotier na tanivo....na tgv na tim TRATRY 26 ABY ... tohiny
xxx ( 25/06/2009 22:29)
ra8 e tgv en francais
mino ve nareo fa raha i ra8 no natao intervew t@ rfi de mahay mamaly otran ireny nefa lazaina i tgv fa boaikely nefa nahavaly ny fanontaniana rehetra ngaba lasa niteny gasy tao lery na naka mpandi... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 07:49
xxx ( 25/06/2009 15:32)
Bomba hono mba hanaitra ny International community
Tena hita mihintsy no maha ambany saina ireto mpiasan'i TIKO saika hanapoaka baomba tetsy Analakely. Mba hanaitra ny International community hono fa very asa no antony saika hanaovany io teti-dratsin... tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:31
xxx ( 25/06/2009 13:44)
miaramila vonona hitifitra
raha toa ka mbola maro tokoa ny miaramila manaraka an i ra8 dia mety hisy hitifitra eo mahamasina i tgv raha mankeny satria tsy misy corps diplomatiques ho avy eny mihintsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2009 21:33
xxx ( 25/06/2009 11:35)
fanazavan i marc ravalomanana tao amin ny RFI
http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_81022.asp... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 13:39
xxx ( 25/06/2009 10:24)
Maty biby ka mila hevitra é !!
Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadik... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/07/2009 17:00
xxx ( 25/06/2009 10:24)
Maty biby ka mila hevitra é !!
Izaho dia Jockey mpitaingina soavaly hatramin\' ny fahazazako , misy olana ara- pahasalamana anefa aho ankehitriny , maty tanteraka ny filahiko ,ary niteraka olana foana izany teo @ fiarahako t@ vadik... tohiny
novalian'i sejianis ny 26/08/2009 12:15
xxx ( 25/06/2009 09:57)
5 sy 2 ny baolina, Mitarika ny tgv
Nahatafiditra baolina iray indray ny tgv omaly raha tratra ireo mpanapoaka baomba tetsy Analakely. Nangina tanteraka ireo supporteurs tim amin'izao fotona. Ny kapiteny ny ekipa moa dia efa somary rer... tohiny
novalian'i sakaymena ny 25/06/2009 10:42
xxx ( 25/06/2009 08:22)
Tiako i Madadasikara
TIM (tiako i Madagasikara) dia avy eo GTT (Gasy tia tanindrazana). mmmmh :o Iza ary namorina ireo anarana ireo??? Lé voalohany tia tena be. TIKO hony i Madagasikara dia zao mody novaina hoe ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2009 06:50
xxx ( 25/06/2009 06:09)
inona ny prog aty Paris amin'ny 26 juin
Asa ny prog nareo fa misy film en live gratuit "GTT contre TGV - le retour". Mifànalà baraka ao daholo ianareo. Tsy mahay mipetraka iray trano... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 20:57
xxx ( 24/06/2009 22:39)
sakafo mora mankarary faly ndray ny tim
Des produits importés à bon marché. Il y en a beaucoup actuellement sur le marché, pour ne citer que le lait en boîte, les biscuits, bonbons et autres savons de différentes origines et qui, ma... tohiny
xxx ( 23/06/2009 15:25)
alakamaisy no hahatongavan i ra8
alakamisy hono no ahatongavan i ra8 ary efa vonona ny bani handray azy eo ivato fa mbola tsy hay raha afaka ny hivoaka ny aeroport izy na hijanona ao @ zone international de hohita eo ny fandehany ... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 05:52
xxx ( 23/06/2009 09:54)
fananganan-tsaina
be ny tsy mahalala akory ny atony hananganatsaina, eny fa na ato aminy serasera aza, ny fananganatsaina dia midika fa mahaleo tena ny malagasy, tsy voazanaka intsony, nefa aminizao dia miverina ny fa... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 13:15
xxx ( 23/06/2009 00:27)
Madagasikara manja bé !
Izao ry reto a! tena maninona moa raha ahodina tanteraka ny tafa ? dé atao hoe : - ireo politisiana malagasy dia anisan\' ny mahiratra indrindra eran\' izao tontolo izao .hi hi ! -ireo mpikaroka ... tohiny
novalian'i ndenn ny 23/06/2009 08:22
xxx ( 22/06/2009 10:29)
tavy be!
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier. :) Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka i... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 17:55
xxx ( 22/06/2009 07:12)
fankaherezana ny TIM
Tsy hita moa ry reto fa nanao ny tsy nambinina ianareo, nihezaka mafy ianareo mba hahatafita ity tolona nataonareo ity nefa dia toy ny rano raraka amin'ny tany fotsiny izany ankehitriny. Ka dia mahaiz... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.746