Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 16/06/2009 07:43)
hiandry firy taona?
slt daoly za dia tovovavy 21 taona miaraka aminoul 23 taona,efa 3 ans zao. ny olana kely de mba te hiroso am étape manaraka otrany oul rehera iany zay saingy tsy misy vola mihitsy satria izy miova Ã... tohiny
xxx ( 15/06/2009 13:28)
cire sy épilation maillot
Salama daolo ô! Nisy nanoro izay hoa fanaovana cire (siramamy sy tantely ary ranom-boasary makirana) fa tsy haiko na mety ny nanaovako ny ahy na tsia, fa tantely 1 sotro kely, siramamy 1 sotrokely ar... tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2009 13:34
xxx ( 15/06/2009 12:57)
Tsikera ara-drariny an'ireto GTT
Ny GTT dia taranaka colabo na colabo mbola velona fa ny nify sisa tavela. Nefa izao toa mimenomenona hoe tsy tia ny frantsay nandray azy. Ny frantsay ihany koa no mamelona ny vady aman-janany ary koa... tohiny
xxx ( 14/06/2009 15:21)
Tsy milamina ny tanàna
Efa manatona ny 26 jiona fa tsisy fifanarahana azo niraisana ny momban'ny atao rehetra,porofo izany fa ny mpitondra dia tsy miraharaha ny fahaleovan-tena intsony... tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2009 20:15
xxx ( 13/06/2009 16:33)
Tsy aleo ve mba manala kely sy manaraka film !
Tsy aleo ve mba manala kely sy manaraka film ! (l) (l) ao @ sokajy " fitiavana " dia misy film milaibe dia manasa nareo mpilalao politika aloha hanalana azy kely fa tena manja ny ao an! sady be kil b... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 18:36
xxx ( 12/06/2009 16:17)
COMESA! De quel droit!
Fa miseho an'azy hoe inona koa ireto afrikana ireto e. Tsy ny zavatra misy ao amin'azy sy ny vahoakan'ny no karakarainy raha tena henjana izy. Dictateur mianakavy tenisany. Ataoko fa tany mahaleo-tena... tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 21:14
xxx ( 12/06/2009 14:42)
Mangataka information
Marina ve hoe mihidy hatramin'ny 22 juin ny ambassade gasy paris????? Nisy zavatra nampanamboariko tao mantsy (maika) dia amin'ny herinandro zah no tokony haka ilay izy. Misatra mialoha.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:51
xxx ( 12/06/2009 09:24)
tonga ny fotoana ,ho avy tsy ho ela ny 26juin
mitsangna ka masahia ry zatovo http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c mahereza tohizo ny tolona efa kely sisa ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2009 04:53
xxx ( 11/06/2009 20:26)
Tonga ny President ny Repoblika Malagasy RAVALOMANANA Marc
AmerikaMalagasy izao no fenitra omany @ izay ny SainamPirenena Malagasy hanaovantsika 26 juin 2009 miaraka @ tena Filoha Malagasy RAVALOMANANA Mitsangana ry tanora ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 12:19
xxx ( 11/06/2009 15:54)
tratra i chirac
kobon'i bernadette chirac mba nifrapy sipa e http://fr.news.yahoo.com/50/20090611/tcu-chirac-grill-par-bernadette-en-plein-7630f86.html jereo fa misy video e ambany eo mazava tsara an le film... tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:17
xxx ( 11/06/2009 11:38)
Tsy hamela anareo irery ary iaraka ho faty @ nareo!
Nefa dia efa tavela irery ny TIM ary ilay mpandainga dia mbola tsy maty. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/06/2009 01:39
xxx ( 11/06/2009 11:38)
Rado ilay fitiavako fahiny
Mbola i XXX ihany no mitantara aminareo ity tantara ity , mialatsiny raha tsy milaza ny anarako aho fa mino aho fa ho fantatrareo tsy ho ela aho. Tulear ilay faritanin' ny atsimon' ny Nosy, tany no n... tohiny
novalian'i lilyrose ny 03/07/2009 08:28
xxx ( 11/06/2009 09:17)
tena tia ahy ve iz?
Za mo vao haingana iany no niditra teto @ ty site ty. Mba mangataka toro-hevitrareo tapaka s namana, izarana ny alahelo s n hafaliana. Mis bandy zay, tena tiako iz fa iz ts aiko oe tia ahy ve sa ef m... tohiny
novalian'i bhen ny 12/08/2009 00:33
xxx ( 11/06/2009 08:57)
Te hino zah fa eeeeee! (resaka GTT)
Raha tanindrazana tokoa no tian'ireto GTT ireto fa tsy loko-politika dia mahalasa saina ihany. Fa mba taiza daholy ary ry zareo hatramin'izay e???? Efa ela ihany mantsy ity gasikarantsika ity no mank... tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 11:11
xxx ( 10/06/2009 17:20)
hay ve tsy lasa any madirivalo nanaraka an'i lé8 ity noue e!
Hanao fantanjahantena any amin'ny eneps any hono izy sy 8 , dia teo dia tsy hita fa nanjavona hay hoe nokidnapen'ny madirivalo tany , fa miteniteny foana lava eto .... tohiny
xxx ( 10/06/2009 13:15)
Mitady ny hiran'i Rangahy Roger (Mpanenjika alika)
Sao dia misy manana ny tonokiran'i Rangahy Roger avy ao Andiolava ilay hoe " Mpanenjika alika" Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Simpona ny 24/08/2009 15:13
xxx ( 10/06/2009 08:59)
tratran'i hery ihany ra8tgv ,locl , zoam ,cyril mpanao porno
tratra ihany zany ny mpandefa sary porno tato amin'ny serasera tsika kà , hinoana zany ry Mpiandraikitra fa hadio tanteraka ity serasera ity manomboka izao satria ireo voafatotra ambody poteau ireo i... tohiny
xxx ( 10/06/2009 07:32)
String et tanga inona no maha samy hafa azy?
Ny ahy hoy ilay joba tanga noanaovako ato , ny ahy string hoy ilay iray ! Dia hoy aho hoe inona ary no mahasamy hafa an izany ? ... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:35
xxx ( 09/06/2009 21:52)
ABAT ANDRYWUI
Be no mahita ato fa raha jerena @ reo tgv reo dia i andrywui no tena doma indrindra de manaraka i patrick2002 de i bazylou de essera fa samy doma daho klo fa mpanompo sampy daholo ,i rakaroka moa de ... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 10/06/2009 22:34
xxx ( 09/06/2009 21:35)
VIVE BAZYLOU
raha nandinika ny mpijery dia i bazylou no mpanao politika misy saina sy feno fahendrena indrindra eto ny tim dia tsy ampy fandinihina . VIVE BAZYLOU !... tohiny
novalian'i tgvravalo ny 09/06/2009 22:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835