Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 30/05/2009 07:20)
ALERTE ROYGE
Un groupe de Mercenaries a été recruté en Afrique du Sud. Les membres de ce groupe sont des anciens militaires de la Force de Défense Sud Africaine appelé « VK and Recon ». Le leader du g... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2009 19:36
xxx ( 30/05/2009 03:43)
Pro TGV ilay commandant de bord MD058 du 28/05 iny?
Tafahoatra ary henatra lehibe ho an ny HAT ary koa ny AIR MADAGASCAR ny zava- nisy t@ 28 mai lasa iny. Ary ny tena loza dia ilay mpanamory , izay tompon andraikitra voalohany @ resaka sécurité a ... tohiny
novalian'i halloween ny 30/05/2009 09:03
xxx ( 29/05/2009 18:23)
tandremo
Misy baiko famonoana ny mpanao politika rehetra pro-légaliste akaiky an'i Ra8, toa an'i Manandafy, sns... ary i Ravalomanana en personne. Io baiko io dia hita androany apres-midi avy any amin'ny pala... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:07
xxx ( 29/05/2009 09:49)
i tailana no ho filoha
[img]http://3b.img.v4.skyrock.net/3b9/titooc/pics/2141775057_1.jpg[/img] [img]http://www.chef24.com/boutiqu... tohiny
xxx ( 29/05/2009 08:21)
MADAGASIKARA anie ka foko 18 e! aza adino ...
Amiko dia 2 lahy ihany no hany nahay nampikambana , tsy hoe tena lafatra 100% ny malagasy dia i DEBA sy tpkl TSIRANANA ! Azo atao hoe intégres(asa izay teny gasy mahalàza io ) izy mirahalahy iret... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:01
xxx ( 29/05/2009 07:37)
andro firy sisa ry Andrywui an
hoavy ihany i dada lesy f'aza maika an ,efa mihidy vody ny capsat dia manao renconciliation ry lerony,f'angaha moa mivaky indray ny tafika e.... tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2009 09:34
xxx ( 29/05/2009 06:30)
CV Fôsika
Aza mba dondrona mampiasa CV fôsika ihany fa tratra eny foana rehefa tena hiasa. Ity misy tranga anakiray efa elaela tokony ho 4taona lasa izay: Nitady assistante ny debanay tzay andro izay, lery mo... tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 18:59
xxx ( 29/05/2009 04:17)
Mpanisy sira kay no gaigy !!!
Contrairement aux rumeurs qui circulent, le salaire mensuel d'un simple membre de la Haute Autorité de la Transition est fixé à un peu plus de 4 000 000 fmg. « Dire que nous touchons chacun jusq... tohiny
novalian'i Oay ny 29/05/2009 09:11
xxx ( 28/05/2009 22:09)
Azo itokisana ary ve ireto mpanao politika Malagasy?
Rehefa fehezina izay zava- nisy rehetra izay , dia tsy misy lojika mihintsy ny politika malagasy !Tia Kely , Ory hava - manana, mpamadika palitao ... Ka noho izany azo itokisana ve izy ireo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:31
xxx ( 28/05/2009 22:04)
ahona ny hevintsika?
tsy nanaiky ary sarotra ho ahy ny anaiky ny atongavan'ny "force exterieur" na dia oe force de pacificateur aza ny tenako, nefa kosa refa tena mandinika tsara aho dia aleoko indray aza misy SADC na koa... tohiny
novalian'i ndenn ny 28/05/2009 23:03
xxx ( 28/05/2009 20:57)
Benja Razafimahaleo! Mpandainga .
Miditra soa amantsara ny volam- panjakana @ izao fotoana izao hoy izy !Etsy andaniny anefa ny antondiany any Frantsa dia hitady partenaires financiers vahiny , ary efa araky ny maro anefa fa miharitra... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:00
xxx ( 28/05/2009 20:38)
vaovao farany ho avy Dada!
Marc Ravalomanana annonce l’arrivée des « pacificateurs » 28 mai 2009 Marc Ravalomanana promet le "retour imminent" de la légalité Alors que la médiation internationale est au point ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:03
xxx ( 28/05/2009 09:20)
hampiakarina 50% ny karaman'ny miaramila gasy
hiakatra ny karaman'ny miaramila malagasy dia ahoana kosa ny karaman'ny mpiasa mpanjakana hafa toy ny mpamianatra,docteur,mpikaroka,mpiasa mpanjakana madinika mampadeha izao admistation izao.... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:22
xxx ( 27/05/2009 18:25)
L'entreprise : définition et généralités
IZAY MAHATSAPA TENA FA TENA MALAGASY REHETRA MIADY AMIN'NY FANJANAHANTANY ISIKA IZAO VVS... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:48
xxx ( 27/05/2009 15:02)
socryl ndraha miboaha lehe tsy te ho fate rehe
[b]Mpandefa : cyril [ Valio ] 26-05-2009 23:35:40 Lohateny : Ahoana no fanamboarana TGV Nahazo mailaka efa 300 aho manontany hoe ahoana no hatao hanamboarana ny TGV ??? Tsotra kely ; Ohatra m... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 10:41
xxx ( 27/05/2009 07:11)
lasa mora be ny PPN nanomboka androany
efa ho 1volana lasa izay no nampanantenana anay fa hidina ny PPN ici 15jours fa hoavy ny vary sy menaka morabe avy any arabie saoudite,ny mahagaga anefa toa tsy mitrahatra miakatra hatrany ny vidina P... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2009 20:28
xxx ( 26/05/2009 23:41)
vita lota i sarla
viuta i sarla ,ny razana dia hiala eny cite militaire nanisana ny vendredi izao tsy misy fia reta tory ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 18:16
xxx ( 26/05/2009 21:26)
Sarko sa ravalo?
Lasan' ny sasany ny fananana tokony ho an' ny fanjakana malagasy ,jereo kely anie é!! [url]http://fr.news.yahoo.com/63/20090526/tpl-saviez-vous-qu-air-sarko-est-en-prpa-5cc6428.html[/url] Ny antsik... tohiny
novalian'i rakaroka ny 26/05/2009 23:36
xxx ( 26/05/2009 20:57)
Nisy narary fo tato zany nampinanan'i cyril
Be ihany ny tgv nataony bora mena tato hatry naraina zany an,io ndray zany no recette vaovao ,fa kobo be ao fa tanavo niakatra i andrywui ao ha ha ha Lazao ihany raha toa ka henjana loatra le frapy Ã... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 21:59
xxx ( 26/05/2009 13:24)
Isika malagasy dia tsy mahita afatsy ny eo ambany orontsika
Sa izay tokoa ve ilay fahantrana ?I TGV e , mpanongam-panjakana! Ravalo mpangalatra , Ratsiraka mpamono olona , Zafy Albert vendrana ... Dia lany andro mifanasa vangy ary tsy mba mijery lavitra fa... tohiny
novalian'i Noue ny 26/05/2009 16:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1503