Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
02/06/2009 19:12)
resaka grady
2000 taona lasa, Jesoa no Kapiteny
20 taona lasa ny Amiraly no ambony indrindra
2009 Ny grady KOMANDA no ambony indrindra...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 20:49
xxx
(
02/06/2009 16:35)
Io ve 'zany ra-Hery!
Ity parti vert lazain'ny site sobika ity ve 'zany parti-nareo vaovao 'zany ry [i]tsiky dia ampy[/i] ????? Hasin'i Madagasikara moa?. Tsy mitovitovy amin'ilay parti ho foanana hoe tiako i madagasikara...
tohiny
novalian'i essera ny 03/06/2009 05:18
xxx
(
02/06/2009 14:26)
Ma Tv
Ma Tv a ! Inona no hevitra fa tsy mety hamonjy fanadinana ny zanakay satria vonton'ilay hevitrareo hoe "ny mpanohana ny ara-dalàna" !
Lazainy fa tsy ara-dalàna ny fanadinana hataony satria fanjakan...
tohiny
novalian'i imaitsoanala ny 18/06/2009 06:20
xxx
(
02/06/2009 13:52)
tsy sahy miditra tsony wuiwui fa pehan hery sary porno be
:-D :-D :-D
tsiky dia ampy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2009 22:56
xxx
(
02/06/2009 09:16)
vao manao J-6 eo elà wwui dia asin'i hery sary porno ha ha h
:-D :-D :-D ha ha ha
tsiky dia ampy e !...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 14:47
xxx
(
02/06/2009 06:14)
Ravalomanana ao @ youtube
Tena mampihomehy ahy mihintsy ilay tsipak'i Ra8 marina. Aiza ve rangahy ka dia ao youtube sisa no midelira sy manao kabary ho an'izao tontolo izao =)) =)) =)) =)) =)) tsy mba manana site hafa anga...
tohiny
novalian'i essera ny 02/06/2009 09:30
xxx
(
01/06/2009 10:33)
sary fifanenjehana tao paris
hahaha tay be lety le tany ra ndefo aaa avohay kely ny capsatana aloha aaa
avohay i sarla
[img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/05/andry-rajoelina-monja-roindefo.jpg[/img]
...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:22
xxx
(
01/06/2009 09:50)
Ilay fandrahoana nataon'i Ravalomanana
Samy naheno ilay kabarin'i Ra8 an-telefonina t@ herinandro lasa iny angamba ny maro tamintsika ka nilazany fa hitondra miaramila hihiditra eto M/car. Ary koa nanome fandrahonana ireo miaramila Gasy f...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:44
xxx
(
01/06/2009 07:35)
ANDRIAMBYLL SY CYRIL fa diso ianao mlle
Diso ianao mlle raha mieritreritra an'i tafondro sy locl hoe mpandefa sary
porno eto amin site tsika sy ny serasera eto fa i Andriambyll sy cyril no efa
misy miteny matetika fa mpanao anizany ...
tohiny
novalian'i essera ny 02/06/2009 06:11
xxx
(
31/05/2009 21:42)
Tena mihaino Atra fa tandremo an mahaliana ity
Mazotoa mamaky ary,mbola kely aho dia efa nanolotena ho an`i Jesosy tsaroako tsara 6taona nafana fo tokoa aho mamonjy ireny cellule ambavaka reny ary tena niraikitra be tato ampoko ny fitiavana an`Atr...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/06/2009 04:02
xxx
(
31/05/2009 19:34)
TAFONDRO , LOCL hafatra ho anareo mtsamy ,
Nareo mtsamy rehefa hitanareo fa tena iva be le raison politika entinareo
mitsamy eto dia tsaratsara aminareo ny tsy miditra resaka politika eto fa
misy betsaka ndray anefa azonareo idirana fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2009 20:54
xxx
(
31/05/2009 18:50)
NOUS SE PREPARERONS POUR LE RETOUR DE CE MINABLE TGV A DAGO
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a atterri en cachette à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le fil en ai...
tohiny
novalian'i essera ny 05/06/2009 05:12
xxx
(
31/05/2009 18:41)
Nifandrotahana i TGV tany France !...
Nanomboka tao Dakar ka hatreo @ aéroport CDG androany alahady dia tsy namelan ny GTT mihintsy Atoa Andry Rajoelina , nahita atao ihany aloha ireto pro Ravalo ireto e!....
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:26
xxx
(
31/05/2009 14:29)
miaramila sudafrikana ao foulpointe
efa tafiditra sy tafapetrka ireo miaramila hitandro ny filaminana manomboka avy any tamatave ao foulpointe. hita eo ny tohiny ary matanjaka ara logistique izy ireo fa manana helicoptera 50
dia lasa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:30
xxx
(
31/05/2009 13:52)
Deba ....
Marary hono i Rtsiraka , dia manao crise de parkinson ,miampy ny taona mandroso.Mipipss am-pataloha foana hono izy isan' alina , dé asina couche xxls ,dé mtady nono @ maman celine fôna isaky ny te...
tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2009 21:57
xxx
(
31/05/2009 10:03)
course-poursuite TGV-GTT Paris 20h ce 31 mai 2009
Andry RAJOELINA nargue le peuple, en effet ce dernier a attéri en toute discrétion à Paris vendredi soir via un avion AIR FRANCE. Sauf qu'il a sous estimé la diaspora malgache très nombreuse, le ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:37
xxx
(
30/05/2009 20:42)
Lanto ô
Mangataka ny hiran'ny rebika hoe: Lanto ô ny titre izay mba mahay d misaotra mialoha e! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 19:57
xxx
(
30/05/2009 17:50)
Ireo fanaratsiana ny FILOHAM PIRENENA MALAGASY RA8 rehetra
osy e! osy e!
ONU e! ONU e!
TIKO e! TIKO e!
ALMA e! ALMA e!
SADC e! SADC e!
ôtrisy e! ôtrisy e!
sampy e! sampy e!
Tabera e! Tabera e!
la pont e! le pont e!
rameva e! rameva e!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/06/2009 13:41
xxx
(
30/05/2009 17:15)
Hafatra avy amin'ny filoha Ravalomanana
ګ Ravalomanana 3
Õێíڭښڵ íÊ ÈÕ ÆÔÓÞ í ÙÎ ÚØÕÚ ÖÖÛ ÞÔÞÚØ Õۑۍۑ ګڭڷڬ ڭښ...
tohiny
novalian'i belakely ny 02/06/2009 00:29
xxx
(
30/05/2009 08:58)
Nono mivoaka ronono
Efa manambady za fa tsy mbola niteraka ,gaga be zaho in-1 maraina fa nangidihidy be ny nonoko ary dia nohaoriko ,avy teo ohatry ny naharary kely zany ny loha nono,nojereko ary io fa misy tsiranoka miv...
tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:42