Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/06/2009 13:04)
tonga hono Ra8
araka ny loharano-baovao tany ananona tany dia efa ao Nosybe hono ra8 miaraka @ menasofina. Efa nalefa any hono ny kapisaty fa mbola mifanilika ao satria mataotra le menasofina be sady tsy mahay le t... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 22:33
xxx ( 18/06/2009 10:43)
je t'aime
P…….. !! Je t’aime, je crois que je suis tombée amoureuse de toi sans vraiment m’en rendre compte. C’est que je n’arréte pas de penser à toi ces jours ci, trop souvent à mon g... tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2009 18:33
xxx ( 18/06/2009 08:01)
mila toroevitr ô
hono oe ry zareo vhv mba mis question kel 'ty, té aprevy b anvadiko a manko, on a déjà fé prèsk tout le revy fa mba tiko ho tena afapo izy. izy manko somary sarokenatra zay iany d ref anotania... tohiny
novalian'i tess ny 19/06/2009 17:09
xxx ( 18/06/2009 07:41)
la jalousie
preuve d'amour ou ? ? ?... tohiny
novalian'i rurale ny 12/08/2009 06:50
xxx ( 18/06/2009 07:22)
tsy matoky valeur
dè fois vô mresaka na manana namana kôfa hafa ny sipa d ôtrn tsy alèz zany mits nkôfa sipany. Mataotra oe oatakalony aniny zany fôn. na le mjery kôf tampoka eny andalana reny na le manao salut... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/06/2009 20:41
xxx ( 17/06/2009 16:17)
VONO OLONA , MILA FANAMPIANA
Miala tsiny raha natao tato ity antso ity fa ato no be olona,ary nanomboka t@ andron' ny fitondrana teteza_ mita izy ity kaataoko fa mbola tsy nisy ohatr' ity taloha, maty notapahan-doha ilay ikalakel... tohiny
xxx ( 17/06/2009 16:11)
VONO OLONA, MILA FANAMPIANA
Ho anareo izay mahalala vaovao momba ilay zazavavy 16taona nisy namono (nanapatenda ny marimarina kokoa) ny 18 mars 2009 tokony t[] 18h50mn - 19h teny Ivato aeroport lot k2/006 tany madagasikara nivoa... tohiny
novalian'i vale ny 18/02/2011 11:26
xxx ( 17/06/2009 15:48)
Ra8 nanameloka an'i Frantsa nefa mibodo seza ny ambasady
Mba mahagaga ihany ity politika tsika eto M/car ity. Raha herin'andro maromaro lasa izay no nilazan' Atoa Ravalomanana fa i Frantsa no ambadik'izao fikorotanana eto M/car izao nefa ny mahagaga dia ir... tohiny
novalian'i essera ny 18/06/2009 05:35
xxx ( 17/06/2009 15:22)
Tafika malagasy
Tena nahamenatra tokoa ny zavatra nitranga nataon ireo miaramila capsat tao @ ambassade ireny. raha natao hoe tandroka arony vozona ny tafika taloha dia lasa rambony haingony vody sisa amizao fotoana... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 12:48
xxx ( 17/06/2009 15:01)
Dia ho lasa lamaody ve ny fanapoahana bomba eto M/car???
Efa manomboka miseho ny fanapoahana bomba any @ toerana misy vahoaka eto M/car, asa angaha mahita ireny ataon'ny @ middle East @ tele ireny ka mba tia hanaraka koa Ra-malagasy??? Vokatry ny fahamaf... tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2009 19:49
xxx ( 17/06/2009 14:44)
Iza marina no mitondra ny firenena amin izao ?
Lasa ihany ny saina hoe iza no tena mitondra ny firenena, satria ny firenena araka ny maha-firenena azy dia mila fankatoavana eran-tany sy mifandray @ firenena samihafa na ara-diplomatie na ara-barotr... tohiny
xxx ( 17/06/2009 13:17)
Atoa Norbert Lala Ratsirahonana mila analysena kely !...
Tsy hoe halako bika sns , fa manintona kely ny saitsika aho momba ity mpanao politika malagasy iray ity , dia Atoa Norbert Lala Ratsirahonana .Izy no filohan ny HCC na ny fitsarana avo momba ny lalam-... tohiny
novalian'i rpetit ny 18/06/2009 11:34
xxx ( 17/06/2009 12:15)
Hanaga-tsaina Amerikanina hono ny TIM @ 26 jiona izao
Mandeha be ny resaka eto @ tanana fa tsy hanao fanangana-tsaina Malagasy ny TIM ao @ magro @ 26 jiona fa saina Amerikanina no ho atsangan-dry zareo :-D :-D :-D Tena mampihomehy isika Malagasy mari... tohiny
xxx ( 17/06/2009 10:50)
Ho alefatsika lavitra ve ity raharaha ity e???
Ho an'ireo HAT,TGV,TIM sy ireo mpilalao politika eto M/car ary isika vahoaka. Ohatran'ny hita fa mitady raharaha tena henjana ireo mpilalao politika-tsika Gasy ireto. Mba voaheritreritr'izy ireo v... tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2009 15:55
xxx ( 17/06/2009 08:27)
aiza i bazylou hilaza ny vaovao marina ao @ ambassady paris
Dia ity indray ny vaovao vao maraina ry mpiara-mitolona. Potika tanteraka ny capsat nalefa tao @ ambassade. Tsy hay hoe ahoana fa dia efa tao @ ambassade ireo miaramila nalefa avy any dago io mara... tohiny
novalian'i rohy ny 17/06/2009 12:42
xxx ( 16/06/2009 17:51)
vadin-drasazy
hoy i wui wui, za lesy zanaka général a, de mitovy aminy le olona iray izay raha nanotanian hoe inona ny asanao? de hoy izy hoe vadin-drasazy, de tsisy hafa aminy voalazany wui wui, hanotaniana hoe ... tohiny
xxx ( 16/06/2009 12:47)
LE GROUPE MAHALEO TOUJOURS AVEC SUCCES
sLT DAHOLO A : milay le mahaleo, fa malahelo aizahay aty dago rahoviana no hisy spectacle Madgascar ... tohiny
xxx ( 16/06/2009 11:41)
manisa andro
avy aty @ farany no manisa 14 mverina sa aôna ??? mba mila torohevitra azafady msôtra... tohiny
xxx ( 16/06/2009 08:58)
stress
Manahoana e. Misy mandreraka, mampalahelo sy mampiasa saina ah kely amin'zao, ary normal raha sendra oe mi stresse. Fa na zany aza aleo anotaniako ihany ianareo sao dia zavatra hafa. Midoboboboka be n... tohiny
novalian'i lako ny 07/09/2009 06:10
xxx ( 16/06/2009 08:54)
hoany gabon i ra8 sy tgv
hatreny hampandevenana an'i omar bongo dia voalaza fa hoany gabon i ra8 sy tgv,tsy misy intsony ity fahamenarana sy ady seza ity ,voalaza mantsy fa misy place iray hoazy mianaka ka dia hifampiapofo iz... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2691