Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
09/06/2009 14:13)
Tonga ndray hono ny menaka
Tamin'ny 10 Avril 2009 teo no tonga teto Majunga ny menaka sy vary avy @ TGV. Tamin'izay dia 3L isantokatrano sy 3kg (vary) no azo. Tapak'andro dia lany. Iray volana aty aoriana, tonga indray ilay men...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/06/2009 08:01
xxx
(
09/06/2009 09:25)
nao ka cyril toy , iha kahe socryl ne tsy fale re
Omeo ahy re valiao zay ho minoko atoy re kah socryl cyril toy fa tsy midegidegy vata ambe toy avao re ,neh tsy omeo re dralako amao ane zay re socryl ? valiao nengako amiko atoy re ampijaliako impolo ...
tohiny
novalian'i tgvravalo ny 09/06/2009 20:26
xxx
(
09/06/2009 08:56)
tanora malagasy
Ry tanora Malagasy
Miarahaba atsika tanora Malagasy rehetra mpifurom.
Rehefa nijery sy nandalina ity furom ity aho dia itako fa ny tanora no matetika mitady vaha-olana ato.
Tsy ho lava resaka moa a...
tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 11:48
xxx
(
09/06/2009 08:17)
i palitao gris
Tsy tadidiko r'reto fa nisy resaka momba ilay palitao gris zay tato fa tsy hitako intsony zao ilay izy. T@ gazety t@ faran'ny herinandro iny za nahita ny sariny fa lasa izy hono no prezy ireo solon-te...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:23
xxx
(
08/06/2009 20:18)
RATSIRAKA DIDIER IGNACE vs RAVALOMANANA MARC
Amiko dia misy ny tsy itovizan izy ireto nefa misy koa ny itovizany
Ohatra ny 1 militaire , ny iray civil
ny iray self made man (miala tsiny fa tsy hitako ny andikana azy ) ny iray vieux loup éx...
tohiny
novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:23
xxx
(
08/06/2009 13:43)
Mitady mampanofa robe des mariees
Miarahaba e,
Mba saika hanontany ze mahalala, aiza kay a Tana, misy mampanofa robe des mariees?
omeo anarana boutique rah mety,
misaotra mialoha (l) ...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 15/06/2009 11:19
xxx
(
08/06/2009 10:07)
Ravalomanana chez MUGABE
Izay miaraka amin'ny amboalambo hoy ny fitenin-drazatsika dia amboalambo.
Raha zohina hoe aiza i Ra8 no milafika raha tonga ilay tsy nampoziny. Dia hita fa any amin'ireo olon-dratsin'i Afrika izy no ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2009 21:19
xxx
(
07/06/2009 18:30)
Onja-Tinondia
Hono hoa, nisaraka t@ namany ve i Onja sa? misy clip zay manko toa izy irery ihany fa tsy hitako eo intsony ny groupe rehetra(Tinondia)? Mba milaza vao2 eto zay mahalala momba io. Tena mampalahelo rah...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2009 14:50
xxx
(
07/06/2009 18:01)
MISY MITADY HAMONO NDEFO
HTRAMIN NY NANANKIANAN I NDEFO NY HAT DIA MISY MAMPIHOROHORO AZY HONO SATRIA TSY TOKONY HANAO IZANY IZY FA ZAVATRA HAFA NO TOKONY NOLAZAINY
:( :( :( :( :( ...
tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:26
xxx
(
06/06/2009 15:40)
Vonjeo fa may é !!
[url]http://www.youtube.com/watch?v=6hSPFL2Zlpg[/url]...
tohiny
novalian'i tafondro ny 06/06/2009 20:50
xxx
(
06/06/2009 13:40)
Vol MD058 niodina nankany Dakar , satria ....!!!
Plan efa maty paika iny satria efa fantatry ry Andry sy Ratsirahonana fa mpomba azy ilay commandant de bord!Fa raha pro Ravalo ilay mpanamory dia tsy sahy nanao iny fihetsika iny ry TGV!...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2009 20:37
xxx
(
06/06/2009 12:36)
Mpanohana coup d'Etat ato vitsy kanefa mazoto manoratra
Izao no zavatra voamariko. Vitsy dia visty tokoa ireo mpanohana coup d'Etat mandray anjara ato amin'ny serasera politika kanefa dia mazoto be mihitsy miverimberina toy ny lalan-kitan-kisoa. Izany hoe ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 16:27
xxx
(
06/06/2009 07:28)
Ny coup d'Etat militaire 2009 no fahatelo teto Madagasikara
- Voalohany : tamin'ny 1896 nandavoana ny fanjakana Malagasy
- Faharoa : tamin'ny 1975 namonoana an-dRatsimandrava...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 08/06/2009 15:07
xxx
(
05/06/2009 14:43)
tsy mila HAT aty wa
tsy any dago aty ry hat kely loha fa handana mody a! mamorona ambasady eny amoron-dalana raha mahay! mbola ho aiza é!!
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/expulsion-musclee-de-rinah-ra...
tohiny
novalian'i bazylou ny 05/06/2009 23:52
xxx
(
05/06/2009 09:38)
President du secte Magro Ankorondrano
Raha nodradradrain'ny TIM i Andry fa hoe president de la ruepublique dia hita mazava izao fa i Ra8 kosa dia president du secte Ankorondrano.
"Magro Ankorondrano no valaparihiko" Marc 1.34...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:24
xxx
(
04/06/2009 21:58)
RDB
Itony no tena atao hoe olona efa tena very saina .
Mr bosco prétre à la manque , Tsy misy ilavana azy afatsy ny mampiady ny samy malagasy momba ny satam- piveloman' ny sarambabem- bahoaka .
Mise...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:39
xxx
(
04/06/2009 10:41)
varo-boba kkousa kou!!!
slt daholo,
Halafosandraha..;
Eritreritra sendra mandalo,
Marina ts hahavitana trano any dago ny vidin'ity,
[img]http://www.cdiscount.com/pret-a-porter/vetements-enfant-ado/diesel-polo-garcon-toli...
tohiny
novalian'i rova30 ny 08/06/2009 04:30
xxx
(
04/06/2009 02:20)
Politika ekonomika.
15 à 22 Milliards de barils de petrole bruts.D ' ou 350 L/ tonnes de kerozenes .Onshore et offshore .Manelanelana ny faritry nosy komba sy tsimiroro.Ny olana kely dia ny fitrandrahana azy .
Du côt...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 20:33
xxx
(
03/06/2009 12:21)
4 ans de prisons ferme pour RAVALOMANANA !
4 ans de prisons ferme pour RAVALO + 60 milloins de dollars de dômages et intérets !
Handoa io vola io ve i dada ? 8O ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:23
xxx
(
03/06/2009 11:10)
mila torohevitra
Azafady indrindra fa hitako tsy dia be mpitsidika loatra ilay dinika nampidiriko tao @ "fahasalamana "momba ny "nono mivoaka ronono ".Ka mba manentana antsika vehivavy re mba hijery azy ao a!Asa na d...
tohiny
novalian'i TWING ny 09/06/2009 09:57