President du secte Magro Ankorondrano
1. xxx
(
05/06/2009 09:38)
Raha nodradradrain'ny TIM i Andry fa hoe president de la ruepublique dia hita mazava izao fa i Ra8 kosa dia president du secte Ankorondrano.
"Magro Ankorondrano no valaparihiko" Marc 1.34
"Magro Ankorondrano no valaparihiko" Marc 1.34
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:24
3. andrywui
(
05/06/2009 10:00)
haha ha ha !!
Magro no valamparihiko !!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D dondrona be le TIM kely tsy ampy isa ireo kah !
Magro no valamparihiko !!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D dondrona be le TIM kely tsy ampy isa ireo kah !
5. Mirananirina
(
05/06/2009 10:27)
dondrona be le TIM kely tsy ampy isa ireo kah !
Sao heverinao fa TIM daholo ny eto na koa hoe TGV daholo????????????????????
6. andrywui
(
05/06/2009 10:28)
ho avy alohan'ny 26juin ony lery ry essera a!!
jereo anie zany mba fampanantenany olona e!! efa hatreny ambojat io resany ho avy amin'ny asabotsy e! amin herinandro e! amin zoma e! io ndray alohan 26 e! de ho hitanlah eo ndray anie ry essera e !
- tsara iany aloha ny ahatongavany fa elaela ny caps zay tsy nampisotro anle an'i rasendrahasina zay kah !! ha ha ha
7. essera
(
05/06/2009 11:25)
Io ltia tsy poinsa. Efa navoakako ao am dinika ao ambanimbany eo hoe :
Ary mbola misy fanampiny :
essera:
1/ Raha mbola tsy eo i Dada => Biby tsy misy loha.
2/ Raha tonga i Dada => Miara-mirohotra isika hitsena azy na am fomba manetriketrika na am fomba manitrikitrika. Sam manan zé reviny io.
3/ Efa ela ihany ilay fampanantenana fa efa depuis décembre ny kila no laony tanteraka.
Hi hi hi hiiiiiiiiiiiiiiiii
Ary mbola misy fanampiny :
essera:
Mila maka traik'efa any am Arema ry zareo ravatorano, matoa i Deba efa naloa d nahavita nanao retour d mba anontanio ihany hoe inona no recette nampiasain'lisany fa tsy faly mitanisa am ty krizy mbola mamay be ity.
Ho an'ny mpiondana, kôzy na bandy akama ity hoe ny fiverenanan'i Dada am zao fotoana izao ange no hiverenan'ny krizy mbola miditra avo 10 heny am zao. Tadidio fa makamaka aina ny mpanohana an'i tgv fa tsy hoe ireo fa tsy miteny. Raha hitanareo fa ho zakanareo moa ilay fiverenany am zao d tadidio fa tsy mila mpitarika akory izay olona nitolona tamin'ny fanalana azy ireny fa tonga d mandeha automatique. Hialana am ady saritaka ny kôziko fa raha hi-forser nareo d andramo ihany d tadidio fa guerre civile no ho tohiny fa ianareo ihany io a !!!!
8. xxx
(
05/06/2009 11:26)
andrywui:ianareo anie manompa olona tahak'izao foana nefa rehefa ataon'ny olona dia be taraina e ! sa tsy izany ry essera ?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D dondrona be le TIM kely tsy ampy isa ireo kah !
9. andrywui
(
05/06/2009 11:29)
ianareo anie manompa olona tahak'izao foana nefa rehefa ataon'ny olona dia be taraina e ! sa tsy izany ry essera ?
tsy manopa zan io ry M....... a!
--ary le oe TGVENDRANA angaha teny ara-pilazantsara ??? ha ha ha !!
tsy io no atao hoe ompa fa afaka omeko santionany tena ompa henjana ianao any amin'ny email raha tsy fantatrao tsara le tena vrai ompa !! ha ha ha
10. essera
(
05/06/2009 11:43)
xxx.7:
ianareo anie manompa olona tahak'izao foana nefa rehefa ataon'ny olona dia be taraina e ! sa tsy izany ry essera ?
Voateny le ps-ko d satria moa izany ianao sad tsy sahy miseho tarehy toa anah zao d aleo ambara aminao fa bandy be ity miresaka aminao ity ary mahafantatra atsipiriana teny ratsy izay mety tsy ho hainao akory SAINGY olona nomena fanabeazana tahaka anao ka mba mahay manaja na dia kely fotsiny aza ny lalàna eo amin'ny fiaraha-monina fa tsy BE TARAINA AKORY. Io no antony hitenenako an'i Penguin hoe : indraindray ny olona miaina any anaty ala aza manana sombi-pahendrena kokoa noho ny resany rehefa tsy misy apoaka izy.
Tsy mbola nisy olona nopaiko teto ary tsy mbola nieritreritra ny hanopa olona fa ny zavatra tsy ekena dia ilay fitsipika dikaina nefa tsy andraisana fanapaha-kevitra. Sanatria ve ny MPANARA-DALANA no ndeha ampianariko an'izany.
11. sakaymena
(
05/06/2009 14:30)
efa nisotron nyronono an tavy ny dada ry TIM ko nisara nono de tsy mahafoy e.Ny olol minono am reniny fa ny TIM minono am DADANY RA8
12. xxx
(
05/06/2009 14:35)
.Ny olol minono am reniny fa ny TIM minono am DADANY RA8
Ka angaha misy ronono mivoka zany ao @ Dada sa ilay zavatra iray ao ambany no finonon'ny TIM???
13. Onjakeli
(
05/06/2009 15:15)
Mba te ihany ianareo no naka fa aza be vava e!Hitanareo moa ny hahazo anareo atsy ho atsy amin'io foza oranareo io.
SAmy manana ny azy io koh, ny anzareo ny foza fa ny anazy ny Dadany. De samy mino izay anazy e
14. Noue
(
05/06/2009 17:24)
sakaymena:nanatrika an'zany ve aloha ianao eee ?? sady raha izay koa aza no tiany , inona ny blèm-nao @ zany ee ?? azy zany dia aleo ho azy eee !!!!
.Ny olol minono am reniny fa ny TIM minono am DADANY RA8
