Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/05/2009 11:24)
Niverna 'ty .
[url]http://www.africa-hits-you.com/video/906/clips-ndombolo-gongo[/url] =)) =)) ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 26/05/2009 13:25
xxx ( 26/05/2009 11:05)
Fifamaliana faty no tena masaka ao andoha !
Inona moa no tokony ahagaga raha nirefotra foana izay fifampidinihana rehetra hatrizay , eny na t@ 2002 ireny aza , oh: ny tany Dakar . Tsotra ny valiny satria ny masaka ao an- doha dia ny Valifaty... tohiny
novalian'i nancy ny 26/05/2009 15:20
xxx ( 26/05/2009 09:50)
hay ve CYRIL le lazain'ile ndaty fa SOCRYL e
aleo kosa mb ts hifanala baraka amn vie privé n'ny sasany eto ry ndaty fa misy dinika haf azo hiresahana azan any a,azy zany na nisara bady izy na nilaozan'ny vadiny , fiainany zany ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:37
xxx ( 26/05/2009 09:45)
iha socryl laha miseho be vava le alako baraka eto re zay
haiko tsara iha lahy CYRIL ty ano olo nisara bady iha nengan'olo valinao haiko soa iha fa kaya manao be vava aminolo eto laha lahy mafy fa miboaha tao iha fa tsy mivolambola fahatany eto avao nda... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 14:13
xxx ( 25/05/2009 20:28)
Vaovao tapatapany é
[url]http://fr.euronews.net/2009/05/25/dechainement-de-violences-en-inde-apres-une-querelle-meurtriere-entre-sikhs-en-/[/url] [url]http://www.20minutes.fr/article/328263/Monde-Les-Tigres-tamouls-reco... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 19:54
xxx ( 25/05/2009 20:10)
pilote son
reinstallé windows xp zah fa nirame be ny pcko de nony vita ilay izy dia lasa tsy misy son ny ordi! iza no mba mahalala site fi-installé-na pilote soon ordi?... tohiny
novalian'i wanalen ny 27/05/2009 16:53
xxx ( 25/05/2009 17:51)
Mila toro-hevitra fikarakarana nono eo @ vhv bevohoka
Zah dia mitondra vohoka @ zao, vao 3volana ny kiboko,ny fanontaniako: inona re no tokony hatao na fikarakarana atao eo @ nono mandritra ny vohoka, mba tsy hampirotraka loatra ny nono rehefa avy nampin... tohiny
xxx ( 25/05/2009 16:09)
Zany ka sport!
[img]http://drole.humours.net/sport/sport-039.jpg[/img]... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:13
xxx ( 25/05/2009 16:07)
commandant charle
henonareo angamba ilay fifapitifirana tany ambatondrazaka iny!! i commandant charle saika hanao ankeriny vary tao @ silô an'i ra8 iny no notifirin'ny miaramila niambina tany!! ao amin'ny hopital mil... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 11:44
xxx ( 25/05/2009 11:19)
Tokony écarténa daholo ireo filoha taloha !....
Efa hita fa surtout i RAVALO sy RATSIRAKA no tena olana depuis 2002 ka mandrak izao , dia ireo olona ireo ve no hanimba ny fiainan ny 20 .000.000 malagasy isa , tsy aleo ve izy ireo alàna faty any di... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:36
xxx ( 25/05/2009 09:30)
Coup d'Etat au Serasera
Tena efa lasa lamaody ity coup sy fanonganana ity. Efa hita izao fa misy mitady hanongana i Rahery. Ataovy matanjaka ny gardes Rahery fa efa mananibohitra ry zalahy!!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:14
xxx ( 25/05/2009 09:14)
siamois
Ohatry ny mahavariana fa toa mihabetsaka ny siamois teraka aty amintsika Mety nisy nanao fandinihana ve hoe mety ho inona no antony , ankoatry ny hoe erreur de division cellulaire. Ny tiako lazaina... tohiny
xxx ( 25/05/2009 07:49)
arrivé imminente de ra8 ce week end
arrivé de ra8 ce week end sous la protection de l onu et ua @ maha filoha azy dia mahazo io fiarovana io izy ary efa vonona ny miaramilan ny bani hiaro azy satria efa vita ny fifanarahana teo @ mi... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:49
xxx ( 25/05/2009 07:25)
Raha milatsaka ho fidiana i Ra8 , mety sur fa ho lany indray
Lany indray izy na misy na tsy hisy 2e tour , satria fetsy izy fa afangarony @ fivavahana , donc tsy iadian- kevitra ny ahalany azy méme au 1er tour !... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:46
xxx ( 25/05/2009 06:59)
Tsy mihohoka eo anatrehan'izy ireo i Bazylo
Tsy mihohohka eo anatrehan'ireo izy FA NY TIM NO MIHOHOKA SY MANDOHALIKA ARY NOKARAVASIAN IREO I ANDRY SY MONJA DIA REHEFA TSY FALY NY TIM DIA HAMPANDOHALIHINA AMIN NY BAZYLO INDRAY... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:45
xxx ( 25/05/2009 05:41)
BON ANNIVERSAIRE MILAIBE
(l) Joyeux anniversaire, C'est le monde à l'envers: C'est le temps qui vieillit, Et toi, Tu rajeunis... (l) (l) ... tohiny
xxx ( 24/05/2009 21:23)
tsy hita intsony i Noue sy yuka
fa nankaiza i noue sy yuka sa naolan i sarla sy ny hat sa kosa i ra wqiwi be pips no nanolana ireo zanakolona ireo ombay mitady re oo omeo mesazy ze mahalala azy oo ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 22:40
xxx ( 24/05/2009 16:43)
wanted mort ou vif ireo mpamitaka sy mpandainga
mpamono vahoaka mpamitaka ianreo rehetra eto koa no efa voafitak ireto ary mbola ho fitahin ireto [img]http://news.bbc.co.uk/olmedia/1865000/images/_1867107_ratsiraka1_300.jpg[/img] [img]http:... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 23:31
xxx ( 23/05/2009 17:21)
isaino kely ry gasy a!
http://www.stop-francafrique.com/... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 20:53
xxx ( 23/05/2009 07:32)
HAMETRA-PIALANA AHO.....
http://www.cdtcharles.org/ :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.4903