Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 19/05/2009 11:05)
tsy mila reconnaissance international izahay HAT
fony teny @ 13mai dia hoe tsy mila mpamatsy vola izany ny HAT f'efa misy 50millions dollars,izao misoleleka etsy sy ero ,efa mba nidina izany ny vidim piainana hoe hidina hatrany @ 40% PPN,efa lafo iz... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:44
xxx ( 19/05/2009 09:21)
INONA NY MARINA ?
inona ny marina ??? OK sa Selon les rapports de l’agence Jana, presse officielle de l’État libyen, le Guide Muammar Kadhafi, président de l’Union Africaine, refuse de reconnaître ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:56
xxx ( 18/05/2009 22:08)
Happy Birthday Maeva74
D'un admirateur à Maeva74 Miarahaba anao tratry ny fetinao ny tenako na dia tsy nahazo valina sms ary dia miarahaba hatrany. Ba betsaka (l) (l) (l) ... tohiny
xxx ( 18/05/2009 14:04)
hodorana hono ny serasera raha tapitra ny 22 jours
araka ny filazan'izay mpampinany iray izay dia hoe ho dorona toy ny magro sy t@ ireny black monday ireny hono ny serasera raha vao tapitra ny ultimatum nomen'i andrywui fa tsy mety miala ny HAT,satria... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 09:54
xxx ( 18/05/2009 12:29)
voatifitra tany vodihala i commandant charels
Nifampitifitra tany vodihala ny CMNE sy miaramila ny Hat notarihin'i Alain ramarson raha samy saika hangalatra ny varin'i ra8 tany,voatifitra teo @ vodiny i charles araka ny filazan'ny mpitsabo @ hopi... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:16
xxx ( 18/05/2009 12:06)
kely sisa dia ho tapitra le fe pitaona 3 mois an'i andrywui
13:30 - L’agence Reuters révèle que l’Union Africaine (UA) continue de refuser de reconnaître Andry Rajoelina d’après les rapports de la réunion dans la presse officielle d’État libye... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 14:46
xxx ( 18/05/2009 09:46)
Pastera Mailhol
Varina mifandaboka ny malagasy, TGV manadaboka any Ra8, dia mihevitra fa ho filoha maharitra eo. Araka ny faminaniana dia i Pastera Mailhol no ho lasa filoha. Araho tsara ny faminaniana nataony fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 09:29
xxx ( 17/05/2009 22:56)
v comme victoire
naharesy rajoelina fa nivoaka aza izy tsy tafiditra i ra8 [img]http://childstoryhour.com/images/coloring/v.jpg[/img] oupsss latsaka ny ratsatanana anankiray [img]http://i170.photobucket.com/... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 10:51
xxx ( 17/05/2009 21:10)
ireo ho filoha rehefa tsy eo i tgv sy ra8
[img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/antananarivo/Ambohijatovo-160509-00000.jpg[/img] [img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/03/andre-ndriarijaona.jpg[/img] [img]http:... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:48
xxx ( 17/05/2009 21:03)
Ny Hasina ANDRIAMANJATO HO FILOHA
mety hotsara raha bandy scientifique sy tena mba teknisianina hoatra an'ity no lasa filoha, sady mahalala clé maro io satria efa taranaka mpanao politika ka efa ao min'ny rany mihitsy ireo karazana f... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 15:16
xxx ( 17/05/2009 18:34)
kay ve dadan'i Pikatti i Razily e ! vao teo no heno ny vao2
vaovao vao heno tamin'ny mpiaramitolona amitsika ato amin'ny antoko Tim sy isika mpiaro ny ara-dalana zany de nisy nilaza fa hay ve ka dadan'i Pikatti ihany i Razily izay ela izay e , ary izay nao nah... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:29
xxx ( 17/05/2009 10:46)
anamalaho sy fillet
endasina manokana ny fillet malemy atao misy ranondranony hakana ny jus rehefa masaka dia alaina ny jus asiana menaka kely hanendasana ny voatabia atao masaka tsara hendasina mitokana ny tongolo sy ... tohiny
xxx ( 17/05/2009 10:31)
jiosy ve jesosy
jiosy ve i jesosy sa arabo sa emenite :?: :?: :?: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 19:18
xxx ( 17/05/2009 07:31)
tena tsy malagasy ireo ray aman-dreny FFKM @zao
Tsy sanatria fitsarana na hoe fanamavoana ireo ray aman-dreny loholom-piangonana fa hita fa manary ny kolon-tsaina mahamalagasy ny ray aman-dreny FFKM @zao. Ny rehetra manko dia mahatsapa fa manan-dan... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:28
xxx ( 16/05/2009 19:16)
Mitady torolalana
Bonjour, Je veux faire venir ma copine malgache en France pour 30 jours au mois d'août. J'ai fait une demande de certificat d'hebergement à ma mairie. Je voudrais savoir qu'elle sont les docum... tohiny
novalian'i vaninna ny 22/05/2009 00:15
xxx ( 16/05/2009 18:37)
Mitady rohy
Akory aby, Mitady tranokala ahazoana mahafantatra ny saison mora vidy indrindra amin'ny vol Tana-Paris-Tana ao anatin'ny taona, sy izay kompania azo idirana ho an'ny kely vola. Dia mitady vaovao iha... tohiny
novalian'i Lita92 ny 17/05/2009 10:35
xxx ( 16/05/2009 07:12)
miala
tokony hiala tgv fa efa niala ravalo; samy tsy ekenaireo mba ho voninahitra ho any malagasy rehetra fa samy tsy tin'ny olona ireo,basta (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:33
xxx ( 15/05/2009 15:14)
lalampanorenana vaovao
Mety ho hitatsika @ lalampanorenana vaovao izay hatolotra @ referendum ny "[b]Bold text[/b]TSY HISIANY FETRA EO AMINY TAONANY CANDIDAT IZAY HILATSAKA HO FILOHANY REPOBLIKA"[b]Bold text[/b] Ny tiko ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2009 18:51
xxx ( 15/05/2009 11:09)
visA
mba manontanay anareo we zà , efa gratuit hono ny visa mankany dago hono amin'izao? naheno anizay zà fa tsy fantako namarina na tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:24
xxx ( 15/05/2009 10:08)
kajy beu manadallllll
Chers amis, Amusez-vous bien! CALCULATRICE AUTORISEE > Fais cet exercice de maths surprenant. Il dure seulement 20 secondes.Tout ce que tu dois faire c'est suivre les instructions et surtout n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785