Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 13/05/2009 08:56)
Mbola hilatsaka @ fifidianana manaraka ve iRa8????
Raha ny vinavinan'ny olona dia tsy maintsy hilatsaka ho @ fifidianana i ra8. Ary dia ny hoe fitiavana tanindrazana sy malagasy ary A/tra no slogan ho entiny. Nefa dia hita mibaribary fa SEZA no ten... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 22:18
xxx ( 13/05/2009 07:06)
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
Lettre ouvert a Mr Ravalomanana [quote] Monsieur le Président, Permettez-moi tout d’abord de vous rappeler qui je suis. Je m’appelle Jean Marc KOUMBA, la personne que vous avez fait venir d’A... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 13:27
xxx ( 13/05/2009 06:06)
fa maninona loatra e
ahoana kay ny atao hoe fitiavana rehefa fitia angalarina ivelan tokantrano? fanontaniana tiako hapetraka ho an ny tovolahy io ... tohiny
novalian'i vale ny 05/06/2009 14:58
xxx ( 13/05/2009 04:35)
toy ny manalafa fanadinana ihany io fitondrana io
Selon le Premier ministre de la HAT Monja Roindefo, il ne faut pas confondre retour à l’ordre constitutionnel et retour en arrière. - 12/05/09 Andry Rajoelina a annoncé ce jour à des di... tohiny
xxx ( 12/05/2009 21:33)
tsy hay tsony ze marina
mahare foana ry reto za hoe tsy am py ny mpampianatra, tsy ampy ny dokotera, nefa be dia be no tsy an'asa, ny marina de mivangongo eto Tana daholo ry zareo nefa anie kany tsy eto no tena mila e ! zao ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 08:58
xxx ( 12/05/2009 20:16)
De ho nofiko ve sanatria ! !!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Teo am-panaovana fanadihadiana kely momba ity raharaham-pirenena Madagascar ny tenako no nahatsiaro tampoka ny tantaran' ny firenen-dehibe iray .. Ny president izay nitondra dia manana ny fe-pot... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 14/05/2009 09:31
xxx ( 12/05/2009 19:29)
hiova filoha!!
hanao filoham-pokontany eny Ambatobe hono i Radomelina! 20:00 - Le président de la HAT, Andry Rajoelina, a assuré à des diplomates français qu’il ne serait pas candidat à la prochaine élect... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 12:51
xxx ( 12/05/2009 18:18)
Tsy nisy fitaratra vaky
Tsy mety azon'ny saiko kely hoe maninona tamin'ny tolon-dry TGV no feno magazay may sy fandrobana ary faty olona kanefa efa ela ihany no nisian'ny tolon'ny légaliste kanefa mbola tsy nisy fitaratra v... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 12:33
xxx ( 12/05/2009 14:38)
concert le 20 ao @ carlton
miaaraba tsika reetra !! mba mitady sy te aazo io concert io @ le 20 io ao @ carlton za ra oatra ka sendra mba mety hisy ande hijery nareo de mba lazao ahy ra toa ka afaka... tohiny
novalian'i nofy74 ny 19/05/2009 12:11
xxx ( 12/05/2009 11:14)
AZA MANAO FIALAN'NY JIOSY RY ANDRYWUI A
-Miverena lesy fa tsy hataonay angaredona ntsony a, aza kivy fa androany ihany elah faizina kely refa miteniteny foana -Miverena lesy fa tsisy andaniana andro a -Miverena lesy fa manjary banga be l... tohiny
xxx ( 12/05/2009 10:15)
IZAHO andrywui dia mila fanampiana fa tsy zakako ny resaka P
TSY zakako ny resaka POLITIKA fa aleo zaho anao hatsikana Izaho dia mpandainga satria andrywui tsy mahatanty ny resaka politika penguin mitombina tsara ny resany azafady indrindra ry peng... tohiny
xxx ( 11/05/2009 22:05)
capsat m'a tuer
tsy isalasala intsony ity famonoana ataon'ny capsat ity mila mivondrona isika a hampitohy ny tolona .Miala tgv roindefo manomboka milahatra eny @ 1mai daholo dem1... tohiny
xxx ( 11/05/2009 12:06)
kiakin'ny manina
mba mangataka ny tononkira azafady e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 13:55
xxx ( 11/05/2009 09:35)
resin'ny GTT ny TGV teo @ 13mai
mahavelombolo tokoa izahay nilahatra teto paris nahatratra 3000 selon la police,ry tgv milaza azy ho manana vahoakabe tsy nahangona afatsy 3000 partisan teo @ 13mai,mba niandry ihany hoe hisy hiteny ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:42
xxx ( 11/05/2009 03:58)
momba an'i bazylou na ravalotgv ihany e
Kobo teny @ manifestation GTT i bazylou teo @ depart manif teo republique aty paris ,hay pro ra8 hay lery iny sa mety agent double ?miasa hoan'i TGV sy Ra8 aty ivelany izay no nahatonga azy ra8tgv ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 11/05/2009 09:14
xxx ( 10/05/2009 19:54)
Mitady an'i noue mahay informatika be
Nisy panne ny ordi andra8 ka maika be izy mitady an'i noue hatraizatraiza... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 13:20
xxx ( 10/05/2009 19:15)
fananana potika
Mety mba hanonitra ny simba sy may tamin'ireny black monday ireny ve ny fanjakana ?... tohiny
novalian'i pikatti ny 10/05/2009 22:34
xxx ( 10/05/2009 19:11)
Sary inona io?
[center][img]http://www.clubthatseal.com/images/epicbike.jpg[/img][/center] ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:50
xxx ( 10/05/2009 17:19)
Tsy maha-enjika an'i tgv ranoue
e!e!e!e!e! alefa izao sary ngoda be ka e!e!e! , karohina ity vaovao etsy sy eroa ka eee!!!! , lasa nirifatra be i tgv dia ranoue nianjera kofona be ny mpitazana :�) to tao @ legalista tan... tohiny
novalian'i pikatti ny 10/05/2009 22:25
xxx ( 10/05/2009 17:17)
Manimba ve ny masturbation
Izaho zay manoratra de vehivavy manambady,talohany fanambadiana de mahazatra ahy ny manao masturbation ,nh ny nanambady aho de nanjary tsy mahazo fahafinaretana zany rhf manao firaisana aminy vadiko d... tohiny
novalian'i FENOSOA2 ny 23/03/2013 08:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9782