Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
09/05/2009 18:53)
2000 a 3000 no teny @ republique a nation
souce navoakany police io teto paris io ,tsy hay intsony raha mba te hiflaté koa ny police,si non efa nanao match nul an'i mpomba ny tgv teo @ 13mai aloha izany ,dia ahoana ry zalahy ahongatsika ve r...
tohiny
novalian'i diloo ny 13/05/2009 01:46
xxx
(
09/05/2009 18:02)
Tononkalo atolotra ho any fahombiazany HAT sy ny Capsat
Raha ny olombelona no hazavaina
Dia vatana, loha, fanahy ary saina
Ka ny saina sy loha dia lehibe indrindra
Satria mpitarika sady mpandrindra
Ny loha no misy ny zava-dehibe
Fa tsy fotsiny hoe: fa...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 10/05/2009 19:12
xxx
(
09/05/2009 07:19)
Tsy hita intsony Andribe
lasa nanao vacance tany mexique dia mbola tsy tonga hatramin'izao ,soa dia mba misy mahalala an'i Andribe mba hampandreha azy fa :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 09/05/2009 20:42
xxx
(
09/05/2009 07:13)
stèles en la mémoire des martyrs tao @ magro
rahoviana no mba ho tokanana ireo steles an'ireo 80 olona maty t@ le black monday iny,atao eo tokotanin'ny magro.Ho fahatsiarovana an'ireo tapaporohana sisa tsy may...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 08:55
xxx
(
09/05/2009 05:59)
tselonina
Mba mangataga ny tononkira azafady raha misy manana :
mpihira :
tselonina
lohateny :
tsara petrapetraka
de misaotra betsaka...
tohiny
xxx
(
09/05/2009 05:39)
eny sa tsia
asio fifidianana fotsiny hoe tia any tagv nareo satsia dia vita toy ny fahiny ok merci :oops: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/05/2009 08:50
xxx
(
08/05/2009 20:48)
KATAHOTRA BE RY MANANDAFY !notampenambava indrisy ! ndroo !
NOTAMPENAMBAVA NADRITRA NY FIVORIANA ? TSY NAHAVITA NANOFOKA AKANJO AKORY AZA NOHON'NY FAHATAHORANA
BETSILEO MPANDRANGITRA ADIMPOKO
REHEFA RESY RY ILAY SDF GIGOLO ITY DIA AZA MANDRANITRA ADIMPOK...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 15:08
xxx
(
07/05/2009 10:41)
Resy izahay ka dia manangana saina fotsy
13:00 - Ouverture chez les légalistes : les parlementaires légalistes, réunis en conférence de presse, demandent aux forces armées de baisser les armes et de libérer les parlementaires, Premier ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:03
xxx
(
07/05/2009 07:05)
essera=falyfenosoa=Oay tena tratra fa tsy ampy ny tgvendrana
Misy mpanao politika mafana fo be maro ato manoahana tgvendrana kay ny ps no vrac fa tary kely loha le izy klé =)) =)) =)) =))
ny an'i andywui koa iny moa tsy tambo isaina ,kay olona lataskiny n...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:13
xxx
(
07/05/2009 06:10)
Ravalo vs Baolina kitra
Alahelo tsy homby tratra, nanganohano, fiareta-tory tsy nisy voninkazo. Izany no nahazo alina. Eny, ekeko tokoa fa na dia ny fijalian-dramalagasy amin'izao vano-potoana izao aza dia adinoko tanteraka ...
tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:40
xxx
(
07/05/2009 00:17)
MIVERINA MILAHATRA RANO ENY @ PAOMPY NDRAY ZAO NY OLONA
Tena miverina any aoriana 20ans ndray ty ny firenena Mlagasy,
Ny vaovao farany dia milahatra matsaka rano daholo indray zao ny faritra eny Ambohinjatovo Ambondrona Behoririka...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:47
xxx
(
06/05/2009 16:58)
detective privée?
slt daholo! mba tiako ho fantatra we aiza no ahitana adressin'ny dective privée any @ntsika fa tena hilaiko !ka raha mba misy mahafantatra mba omeo sopapa we!...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 11/05/2009 12:40
xxx
(
06/05/2009 16:52)
simbaina dia avy eo amboarina
Dia nahavita be hono hoe! V be
Ny tena marina aza tsy hoe amborina fa mbola [u]h[/u]amboarina. V be...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:33
xxx
(
06/05/2009 16:21)
Mampe ireto Hat ireto
Le problème de Ravalomanana se résume à un problème du conducteur de véhicule qui n’a pas respecté le code de la route. On lui a confie le volant de la voiture Madagascar. Il avait le permis d...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:50
xxx
(
06/05/2009 16:05)
Betsaka sahady Ny zavabitan 'ny hat tao anaty ny roa volana
Ireto daholo ny zavatra vitan'ny HAT:
- mijoalajoala sady manjelatra be daholo ny tranobe rehetra : gde surface, station radio-télé, villa...
- lasa madio be ny tanàna tsy misy fako intsony
- ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 21:01
xxx
(
06/05/2009 15:53)
Resa- bola foana
8) 8) Dia ahoana indray izany hoe paradisa fisikaly izany foana i Madagasikara hatramin' izay ? Ireo mpampiasa vola vahiny izay tonga tao Mada dia nahazo 250 % de benefices net/ an ,toy ireo manao ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/05/2009 18:09
xxx
(
06/05/2009 11:10)
tsy azoko mihitsy
mino aho fa tsy azonao koa e???...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:09
xxx
(
06/05/2009 08:34)
Niova lasa barbare be hatsikana ndray ny PS n'i Mirananirina
tsy mahita ho soratana intsony i Mirananirina dia le barbare sy hatsikana sisa no mba hevitra avoakany eto
toy izany ko ilay noue en plus tsy sahy miditra eto matetika
ilay oe Yuka tsy hita i...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 15:09
xxx
(
06/05/2009 07:46)
voasambotra ny nanisy farine an i mialy rajoelina
voasambotra ilay olona nanisy farine an i mialy rajoelina satria tsimaintsy nitolotena raha tsy zany ampidirina amponja h@ zaza menavava fianakaviany eto madagasikara ka nitolotena tsy fidiny izy.
No...
tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:33
xxx
(
06/05/2009 06:52)
vita ny mission'i taralila 09
Vita ny mision nampanaovin'ny Tim an-drataralila 09 dia lasa i lery handeha haka sosy any foibe Tim fa vita ny fametrahana afisy sy copy coller tato @ serasera :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:07