Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 01/05/2009 12:42)
tena voa mafy manadafy
tena namboarin'ny capsaty i manadafy http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/interview-manandafy-rakotonirina-apres-son-arrestation-30042009-video_8349f753f.html jereo tsara anie io efa haf... suite
répondu par fijo le 01/05/2009 19:15
xxx ( 01/05/2009 12:07)
manahy mafy ao ny @ le namantsika iray izay
http://fr.news.yahoo.com/3/20090430/tfr-grippe-mexicaine-france-56633fe.html voalaza fa niray t@ kisoa vavy tany @ faritr'i sava iny dia niteraka izao microbe grippe kisoa izao ,aza hitako marina c '... suite
répondu par xxx le 01/05/2009 20:37
xxx ( 01/05/2009 06:08)
Aiza ny tsalengeran'ny TIM e?
Noho izao faporetana tsy misy farany hataon'ireto vahiny tsy mijery afatsiny tombontsoany dia nanaiky izahay ny hanao ny éléction vonjy maika. Election izay takin'ireto TIM koa sy ireto pseudo-léga... suite
répondu par tafondro le 01/05/2009 10:24
xxx ( 01/05/2009 04:53)
tanindrazana
:arrow: o re olona a,toa tsy hisy fanafody intsony ty dago tsika fa izay ho tonga eo dia hanao coup d'etat ny sasany,tena latsaka an-katerena ny gasy,inona ny fanafody sa dia ho toy izao foana isika ... suite
répondu par fijo le 01/05/2009 19:41
xxx ( 30/04/2009 23:04)
Mamokatra ve ity dinidinika ity
Rehefa zohiana dia tsy mamokatra fa 80%«ny resaka dia fifandrangintana fotsiny fa tsy misy votoatiny. Ankoatr'izay, famoahana tsaho hahatonga lolmpo sy fankahalana. Tratra amin'ny tanjona nanokafan... suite
répondu par ravalotgv le 01/05/2009 07:53
xxx ( 30/04/2009 14:08)
MBOLA OLOMBELONA VE ARY MBOLA MALAGASY KOA ????
Faly miarahaba antsika rehetra. Ataoko fa tsy ahy ny hangina eo hanatrehan’ny habibina misy ankehitriny. Mba nisy ihany ny fisamborana natao t@ Jly FIDY, BOLO, PETY …sns fa ny mpitandro ny... suite
répondu par fijo le 30/04/2009 20:04
xxx ( 30/04/2009 13:41)
sarety sy omby
Fa iza no mitondra e : ny Capsat sa ny HAT ? Toa tsy fantatra intsony iza no sarety dia iza no omby @ izao ? Inona no herin'ny HAT raha tsy misy Capsat ?... suite
répondu par xxx le 30/04/2009 21:51
xxx ( 30/04/2009 12:04)
fiainana ao an-trano monotone + RS tsy mande @ loniny
VHV ZA manoratra aminareo fa tena leo ny fiainanay ; depuis 2ans zahay no nivady manan-janaka 1 ; ny olanay de ny vadiko depuis zay nivady tsy de misy envie sexuel zany ; une fois dans un mois... suite
répondu par vale le 08/06/2009 15:55
xxx ( 30/04/2009 11:31)
HAT = Gang des BARBARES
MAZAVA BE IO FA TSY AZAVAINA INTSONY... suite
répondu par AndriambyII le 30/04/2009 16:01
xxx ( 30/04/2009 05:56)
Ramalala
Mba mitady ilay hira hoe : Ramalala Malahelo ro zaho zany Tsy mahatsiaro te hihinan-kanina tsia Malahelo anao ramalala e an-tany lavitra Manina anao zaho ro........... suite
répondu par Mirananirina le 01/05/2009 07:19
xxx ( 29/04/2009 21:05)
VONONA NY MALAGASY
[b]VONONA NY MALAGASY[/b] Valin-kira ho an'i Dr Radaody Ralarosy P. - 4 sept 1958 - Vonona ny Malagasy Hanandratra ny tanindrazany Ary tsy hilasilasy Hanatratra izay voalazany. Vonona ny Mala... suite
répondu par saranga le 30/04/2009 06:44
xxx ( 29/04/2009 20:31)
monde à l'envers : légale samborin'ny tsy légale
Fa ahoana ?... suite
répondu par coucou2 le 30/04/2009 07:34
xxx ( 29/04/2009 11:27)
mila hevitra avy any aminao
Ny mikasika ny vadiko dia niaraka tamin'olona izy tany amin'ny taona 1998 avy eo dia bevoka ilay vehivavy nefa izy tsy tian'ny ray amandrenin'ilay vehivavy mihintsy dia nisaraka ry zareo ilay vehivavy... suite
répondu par ni81 le 09/05/2009 16:17
xxx ( 28/04/2009 22:59)
Affaire Tiko SA
17H00 : La chambre administrative s'est déclarée incomptétente pour le juegement de l'affaire de Tiko SA. Les avocats ont déclaré qu'ils vont saisir d'autre cour pour cette affaire (selon Sobika.... suite
répondu par fijo le 29/04/2009 20:21
xxx ( 28/04/2009 22:20)
Point de non retour de la violence
Raha nandinika ny tantara nisy hatrizay teto Mcar isika dia rehefa miditra io point de non retour de la violence io ny fitondrampanjakana ary koa ny fisamboramborana olona tsy misy farany dia efa kely... suite
répondu par fijo le 29/04/2009 20:23
xxx ( 28/04/2009 18:15)
MBOLA TSY TARA ISIKA RAHA IZAO
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO tena azo antoka no nahazoana azy. Tena mampieritreritra ny fizotran'ny tantara ao Madagasikara. Ny drafi... suite
répondu par pikatti le 29/04/2009 00:03
xxx ( 28/04/2009 16:46)
Gouvernement Manandafy
Suite à une conférence de presse au Carlton, Manandafy Rakotonirina a donné des noms concernant le gouvernement "légaliste" : Olivier Rakotovazaha au ministère de la Décentralisation et de l’a... suite
répondu par fijo le 29/04/2009 21:05
xxx ( 28/04/2009 12:05)
valio ny ampamoaka ho ela velona e!
ra8 sy ny lainga Dia mpinamana tsy misy ohatran'izany Soa fa nisy i tgv nandrava an'izany Kapoka nirivorivo Karavasy sesilany Izay no anjaranao ra8 rehefa mandroara mitsilany Je t'aime... suite
répondu par xxx le 28/04/2009 14:06
xxx ( 28/04/2009 07:55)
mitohy ny tolona....
ary tsy hanaiky isika vahoaka satria ny strateziany HAT teo dia mamono olona maromaro mba ho fampitahorana ny vahoaka tsy hitonkona intsony, tsy azontsika hadinoina anefa fa COUP D'ETAT no niakarany t... suite
répondu par fijo le 28/04/2009 22:02
xxx ( 28/04/2009 06:13)
marary angamba aho
marary angamba aho : vevavy aho no miresaka eto, 18 ans; isa- maraina aho de misasa tsara: mandro de sasako tsara am savony kou ny fivaviako tena ataoko madio tsara; de manao silipo madio aho !!! de ... suite
répondu par xxx le 04/05/2009 12:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6148