Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
27/04/2009 16:16)
Mitalao zahay eh
Aza esory re tompoko le AGOA, fa izahay GEPF ange tsy nanohana mpanongam-panjakana fa nanampy fotsiny eh
Dia ahoana ilay investissement-nay ireny izany izao?...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:07
xxx
(
27/04/2009 15:18)
les capsats attaquent BCM
16:30 - Les militaires armés sont repartis de la BCM, le 23 avril dernier, avec de l’argent « dans un gros carton » selon un employé de la banque
...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:22
xxx
(
27/04/2009 13:13)
tsy hita ra rasalop fa voan'ny peste pocine
misy namantsika mpisera iray izay eto komika sady mpanao hatsikana malaza tsy hita2 hatramin'izay nivohan'ny peste porcine tany mexique izay ka mba manontany tena ihany
snif snif tchouf...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2009 23:34
xxx
(
27/04/2009 11:04)
tsetsatsetsa tina ho fantatra
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony afaka firy volana vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i ninichantal ny 19/05/2009 11:13
xxx
(
27/04/2009 09:28)
tsy nisy fitifirana izany fa mpandainga ny TIM sy MFM
I Rakotonandra noel no niteny an'io,tena hita mihitsy le maha taranaka arema azy
http://www.dailymotion.com/Rajoelinandry/video/15299288...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:49
xxx
(
27/04/2009 08:48)
TONGA IANY DADA MARINA
Mba milaminà @zay ry zareo fa efa tonga i Dada....
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:29
xxx
(
27/04/2009 08:41)
ilay raikely nanadino ahy.
Tena tsy rariny ary tsy azo ekena izao zavatra ataon-dry TGV izao. Aiza ve ry reto manao mandat d'arret ve dia eto madagasikara ihany ilay izy no manakery. Maninona zao raha atao izay mahatonga anio h...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2009 10:22
xxx
(
27/04/2009 07:15)
manokana mintsy!
manaona doly nareo!azfdy ra tsy mitonona anarana fa tiko hijanona ho confidentiel ny momba ahy!
tsy fantatro oe aiza ny dinika tokony asiko an'ty fa mba nataoko eto alou!
miala tsiny ihany koa aho h...
tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:28
xxx
(
27/04/2009 03:00)
Avereno i Pere Bruce-Lee eh
Ahoana izy no atao sesitany ry Odon a, dia noroahina teto Madagasikara. Ra Urfer anaovana antso avo hiverina eto Mada nefa i leiry Gasy dia atao sesitany tsy handia an'i Madagasikara.
Tsy rariny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:10
xxx
(
26/04/2009 22:03)
si tu veux la paix prepare la guerre
proverbe juifs io ary tena marina mihitsy,asio barazy daholo manodidina analakely efa misy tireur d'elite miaraka amintsika avec bazoka hanapotehana an'i 4x4 .ny tovolahy feno 18 moa miaraka koktail m...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/04/2009 07:35
xxx
(
26/04/2009 19:05)
volam-bahoaka netin'i ra8 nadositra
Home : News : Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas
Email to a friend | Print version | Comments (3 posted)
Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas
By MFANUKHO...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 21:52
xxx
(
26/04/2009 11:50)
tsetsatsetsa tina ho fantatra
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony apres combien de mois vao tokony hisy ny rapport sexuel ?
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i arialy ny 30/04/2009 09:47
xxx
(
26/04/2009 07:33)
Hery ô! (hevitra atsipy raha mety...
Manahirana be ve ry hery raha ampiana kely ny fampiasàna ny hafatra voaray? ohatra ny ao amin'ny Mail yahoo...
Raha ohatra izao mahafazo hafatra be dia be avy amin'ny fakitera dia ilay mamafa ny haf...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2009 10:22
xxx
(
24/04/2009 22:52)
Vola iray baoritra kely miaramila 2 kamio
Tonga naka vola tao amin'ny BFM omaly ny miaramila roa kamio, CAPSAT sy CEMGAM.
Gaga anefa ny vahoaka fa vola iray baoritra kely ity nanaovana dia-be ity. Dia hoy ny mpiasa nifanaraby hoe tena nave...
tohiny
novalian'i klitika ny 26/04/2009 04:38
xxx
(
24/04/2009 22:07)
AMPAMOAKA
Grand déballage à Mahazoarivo. De nombreux dossiers brûlants ont été évoqués lors de l’ « Ampamoaka » organisé par les membres du Gouvernement Roindefo.
Des scandales révélés
...
tohiny
novalian'i klitika ny 26/04/2009 04:46
xxx
(
24/04/2009 20:30)
Tetsy Roissy omaly
Ôtran'ny tsy nisy garde de corps akory i Mialy tetsy Roissy omaly raha jerena ny sary mielim-patrana eran-tany, kanefa vadin'ny filoha ambony indrindra eto Madagasikara. Sao dia tsy rariny izao. M...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 26/04/2009 00:03
xxx
(
24/04/2009 17:45)
Nahoana i Odon no tsy miteny? Valiny
Be izay maty izay nanomboka tamin'ny faran'ny herin'andro lasa. Fa nahoana i Odon no tsy miteny?
Satria tsy mpanohana mpitondra Katolika ireo maty ireo. Hiala izao i Andry Katolika, dia hiditra i P...
tohiny
novalian'i pink ny 25/04/2009 14:35
xxx
(
24/04/2009 17:23)
efa mandeha ny plus plus hamonoana capsat
izahayeo hampanagona bola juste hamonoana capsat
ireto no liste voalaohany
Rakotonandrasana Noel
Ndinarijaona André
commandant charles
3les esclaves de madagascar
bandy avy aty andavy no hanam...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 06:06
xxx
(
24/04/2009 07:57)
aparitaho ho hitambahoaka e!
24 avril 2009 à 9 h 18 min
VOTOATIN’NY TARATASY TRATRA TANY AMIN’NY SAMPA-PITSIKILOVANA FRANTSAY
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO ten...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:49
xxx
(
24/04/2009 05:52)
tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA
tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA
Tsy mino aho raha tsy mahita...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:52