Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
16/04/2009 07:41)
Fa vendrana ve ny TIM e???? le droit d'ingérence....
Tsy tianà ny frantsay satria nanjanaka antsika. Maro ny malagasy maty izay niaro tanindrazana mba ahazahoantsika fahaleovan-tena. Azo izy ity. Ny fanirin-dry zareo TIM nefa amin'izao dia ny fahatonga...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 09:37
xxx
(
16/04/2009 07:40)
UTERUS , VIDE , sy ny forum ndrosany e!!!
tsy nahatanty ny bararata be an'i mpamboly , nanavatsava nitifitra , tsy nahay ny tsatokazo dia maty ny baolina rovitra mihintsy , dia notsoahana tao
dia toa vide avokoa ny manodidina rehetra hitso...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2009 07:59
xxx
(
16/04/2009 06:54)
Mbola ho tafaverina ve ?
Mbola ho tafaverina @ laoniny ve ny fiaraha-monina malagasy sa dia efa simban'ny politika ?
Maro ny tsy mifanaraka intsony : mpiara-monina, mpiara-miasa, mpiara-mivavaka, eny fa na mpiray trano aza...
tohiny
novalian'i benasy ny 20/04/2009 10:09
xxx
(
15/04/2009 23:59)
Ratsirahonana, Ndremanjato
Ratsirahonana; Ilay lehilahy tsy mba mahazo fitondrana raha tsy misy korontana.
Ndremanjato: Ilay fianakaviana nangorona harena avy ny filaharam-bary sy menaka, ary ny fitanteram-bahoaka : "FIBATA,...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/04/2009 06:10
xxx
(
15/04/2009 18:46)
hafatra hoan'i planete de singe
eto @ serasera mihevitra ny tenany ambony noho ny rehetra,mahita ohatra foana lery,aza omena tsiny lery fa izy iny anie hono avy any @ planete de singe.ry zareo avy mbola misy ny fanandevozana ny o...
tohiny
novalian'i belaza ny 16/04/2009 10:03
xxx
(
15/04/2009 15:17)
Please come back please...
Ny fanomanana ny fiverenan-dravalomanana dia efa mafana be amin'izao. Efa mipetraka ny action plan hoe ato sy ato ary makato. Kanefa raha tsy hiala moa i TGV dia ahoana indray?????? ary izy nefa tsy h...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 16/04/2009 12:53
xxx
(
15/04/2009 13:35)
mila hevitra kely tompoko o!
manaona daholo o, mba mila hevitra amitsika namana e, izaho izany mipetraka eto frantsa dia handeha ho any etazonia vetivety ka mba te hitondra zavatra ho an'ireo namana mandray ahy any aho nefa tsy h...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/05/2009 07:05
xxx
(
15/04/2009 07:51)
Namana
Ketako no anarako. Niara-nipetraka t@ namana atao hoe Bozy aho t@ vao tonga teto Frantsa. Avy eo moa dia nifindra toerana ary eo @ 100km eo no elanelanay sy Bozy @ zao fotoana izao.
Manana namana a...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2009 13:57
xxx
(
14/04/2009 10:56)
inona no tsy hodian'i dada haingana e
ilaozan'i dada manao africaraid,ny vola ve no tsy misy hividianana an'i capsat sa ahoana e ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:13
xxx
(
14/04/2009 09:56)
MITADY HIJAPY TRAIN NY AREMA
12:00 - Les délégations de Marc Ravalomanana et de Didier Ratsiraka ont quitté les négociations entamées par les Nations unies à Ambohibao. Selon Andrianantoandro du parti présidentiel, l’ém...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:33
xxx
(
14/04/2009 08:29)
TGV SY NY COUP D ' ETAT!!
tsy maintsy mandresy ny tolona fa herezo ry malagasy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:46
xxx
(
14/04/2009 08:06)
khadafi
Mahalasa saina ihany rehefa jerena hoe ato amin'ireto rahalahy mainty ireto no mba maka toro-hevitra sy mitady sortie de crise i Marc. Nefa raha jerena ny zavatra nataon'ireo filoha afrikana notetevin...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 08:18
xxx
(
13/04/2009 19:35)
Raha tsy misy saosy ny Katolika vonona androtsaka rakitra eh
Inona fotsiny no ananana an'i Odon no tsy mba animpy na dia rakitra indray mandeha isam-bolana fotsiny aza mba ampandehanana ny raharaham-pirenena.
Sady ny Katolika raha teo maro an'isa an...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:59
xxx
(
13/04/2009 16:45)
Ra8 any Afrika...
http://aradalana2009.over-blog.com/...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:25
xxx
(
13/04/2009 11:57)
vary 2500fmg
ary toa tsy mba nisy anio hoa teto antsirabe e, fa maninona? sa nanambatambazana ny foza orana tao tana fotsiny? ary any aminy faritra hafa ve mba nisy? sa famonoana ny grevy fotsiny? eto bira na his...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2009 15:00
xxx
(
12/04/2009 08:46)
transition
tsy hikarakara fifidianana ve no andraikitrizany e?? 8O 8O ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2009 09:56
xxx
(
11/04/2009 19:02)
oudriiiiiiyyy!
[img]http://www.madagascar-tribune.com/Marche-pacifique-des-femmes,11658.html://[/img] :-D :-D :-D tena manompo tanteraka...
tohiny
novalian'i vilambava ny 12/04/2009 08:57
xxx
(
11/04/2009 18:54)
Mitady sakafo gasy
Zah mitady adresy ahazahoana manafatra sakafo gasy any Marseille, marihiko fa tsy any france zah no mipetraka. Sakafo gasy ohatra voanjobory, ravitoto maina, anana maina, sns,,,
Misaotra izay hamaly...
tohiny
novalian'i vale ny 24/04/2009 16:21
xxx
(
11/04/2009 13:35)
filoa vaovao
:) njakatiana atao filoa ao d vita e,tsisy ravalo sy abdry tsony,zay :?: ...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 12/04/2009 07:44
xxx
(
11/04/2009 11:46)
voatendry ho ben tanà na
rahoviana no hametrahany TGV andra mérci ho bentanàna anantsirabe1 fa tena maditra loatra ireo vahoaka ireo? tsy mety makato ny HAT, sy ny firongony...
tohiny
novalian'i Noue ny 11/04/2009 17:25