Liste des messages

Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx ( 02/04/2009 13:52)
Tatitra Francophonie
[b]PROJET DE Résolution sur MADAGASCAR[/b] Le Conseil permanent de la Francophonie, réuni à Paris, le 2 avril 2009, en session extraordinaire, [b]Constatant[/b] que le transfert de ses po... suite
répondu par Noue le 02/04/2009 16:21
xxx ( 02/04/2009 12:57)
Madagascar est un état souverain
...... suite
xxx ( 01/04/2009 21:17)
Fanatisme
Ny fahitako azy dia diso fanatique t@ Ra8 ny malagasy maro, nihevitra azy ho Mesia hamonjy azy ... kanjo vao nahita ny bétises -ny rehetra dia tena diso fanantenana tanteraka ... tsy afaka miiratra i... suite
xxx ( 01/04/2009 07:54)
tsy poisson ty a! HAMETRA-PIALANA ANDRY TGV AM ZOMA ZAO
Hametra-pialana tanteraka zany i Andry Rajoelina am zoma izao fa betsaka loatra ireo pression ataon'ny firenena sy ny fikambanana iraisampirenena qeran'izao tontolo izao araka ny fivoriana maika nata... suite
répondu par fijo le 01/04/2009 21:09
xxx ( 31/03/2009 16:18)
Faly aho...tena faly
Mbola nalain'ny zanakolahy anaty ekipany ireo tsy voky tsara tato an-tranoko. 8Ra... suite
répondu par Noue le 31/03/2009 16:23
xxx ( 31/03/2009 12:40)
SADC
Fa inona moa ry reto ny tena tombotsoa azontsika amin'ny maha-membre antsika amin'ity SADC ity??? [u][i]Raha sakafo ny pb:[/i][/u] maninona raha ny antsika no hatsaraina. [u][i]Raha ny ankanjo:[/i]... suite
répondu par gasmlay le 31/03/2009 14:38
xxx ( 31/03/2009 10:37)
TGV mahalasa saina
Mba fantatrareo ve fa manana nationalité française anie io olona milaza azy ho filoha io e! ny maha gasy azy aza efa nolaviny!!! ... suite
répondu par fijo le 31/03/2009 22:06
xxx ( 31/03/2009 09:40)
Menaka!!! nandalo fitilina ve?
Ny sakafo miditra eto M/car de tokony hanadalo fitilina aloa vao azo haparitaka eny an-tsena; Miseho sahady ny tsy fanarahan-dalana! Sa io le menaka 160T nalaina an-keriny tany @ tiko indray, toy ny f... suite
répondu par fijo le 01/04/2009 21:21
xxx ( 31/03/2009 06:42)
URGENT BE
Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fa... suite
répondu par Ratoa le 03/05/2009 00:28
xxx ( 30/03/2009 18:36)
Mitady ho ratsy!
Mitandrema isika manaradia an'ny zanaky kala hafa fa mitady ho ratsy ireto andian'olona 20000 ireto. :D Aoka isika tsy hanao ohatry ny nataon'i dada, ka hanao be marenina, minia tsy mahita ny fanako... suite
répondu par yuka le 31/03/2009 03:38
xxx ( 30/03/2009 17:03)
Ireto no tokony faizina fa mpanivahiva Malagasy
Karana, Henri Fraise, Dehaulme, Izouard, Odon... suite
répondu par papala le 31/03/2009 05:17
xxx ( 30/03/2009 10:50)
tendakanina be izay afaka mividy satria nambinina
Manalà fo eto fa efa kely sisa , ny FONJA no miandry ny olona ratsy saina sy be fialonana ary tsy mahataty ny reussiten'ny hafa , tsy mahataty ny sasany mi-participer hanampiana ny sasany @ lalan'ny ... suite
répondu par xxx le 30/03/2009 10:58
xxx ( 30/03/2009 07:54)
Aiza ianao rahery fa io misy copie coller atoandrobenanahary
Mihetseh hery a, hay i naughty boys io mpanao copie coller lava ato io tratra izy androany fa nipoitr tampok n anarany... suite
répondu par xxx le 30/03/2009 08:57
xxx ( 30/03/2009 06:12)
grève générale
hanao grève gle hono!mampime! teo tgv nanao an'io, nimenomenona ny sasany fa aleo ny mpianatra hianatra, de ho année blanche ve zany ty taona ty?,zao nefa zareo indray no hanao azy! fa rehefa avy am... suite
répondu par KALACK le 30/03/2009 09:01
xxx ( 30/03/2009 04:58)
ô ry zanak'i DADA a,miakara eny ambotsirohotra jerena
otrany lasa ny fikan'ny tgv tamzany iany no mody averin'ny tim amzao,ndana ar makeny ambotsirohotra maka ny palais ra sahy de refa maty eny lisany de mba voavaly faty sy samy afaka ny 7 février e :tw... suite
répondu par xxx le 30/03/2009 09:26
xxx ( 29/03/2009 16:31)
Aleo mandoro saina Frantsay eh
Mba anehoana fa tezitra aminy isika, ary manana ny maha isika antsika... suite
répondu par tgvra8 le 29/03/2009 17:47
xxx ( 28/03/2009 22:53)
ny ambasadoro sans papier
ny fitondran'i tgv efa illegal,satria tsy misy firenana na dia iray aza mireconnaitre an'i tgv sy ny fitondrany donc illegal ,tsy manana fahefana,sans papier mihitsy ny filaza azy raha mitady hiditra... suite
répondu par xxx le 29/03/2009 08:35
xxx ( 28/03/2009 21:45)
DONDRONA BE ILAY SUJET \" liberté d\'expression\"
Tout individu a droit à la liberté d\'opinion et d\'expression, ce qui implique le droit de ne pas etre inquietété pour ses opinions et celui de chercher , de recevoir et de repandre , sans consid... suite
répondu par bazylou le 28/03/2009 22:57
xxx ( 28/03/2009 21:04)
Rariny raha mangalatra ny eo amin'ny fitondrana
Tena rariny nìraha manangona izay eo amin'ny fitondrana raha mandinika ny zava-misy amin'izao fotoana izao aho. Dia atao haza lambo izay teo amin'ny fitondrana na ny namany sy izay nifampikasooka tam... suite
répondu par xxx le 29/03/2009 09:38
xxx ( 28/03/2009 21:04)
Toerana ministra
Mbola misy ve ilay toerana ministra tsy misy mety mandray ? raha izany manko misy namako comorien izay (nationalité comorien) chomeur nedala mitady asa, nahare io vaovao io dia vonona be ka ho anareo... suite
répondu par xxx le 29/03/2009 09:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.6022