Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/03/2009 15:26)
hihihih sary tetezamita
Mba nanopy maso kely tao amin'ny site sobika ny tenako ka torana nihomehy raha nahita ilay soratra hoe tetezamita miala. Eny fa na dia ny fitondrana tetezamita aza eto mintsika dia mila haongana. :) ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 13:51)
Manao ny asa masina hanoherana ny tsy rariny izahay capsat
MISY NY ADY MASINA ? LAINGA MASINA ? IZAO DIA VAVA-BASY MASINA... tohiny
novalian'i niny ny 24/03/2009 16:37
xxx ( 23/03/2009 13:24)
tsy lasa bordel ny serasera fa i bordel no lasa bordel
8) mahaiza manoratra toa ny olona rehetra fa aza miteny ratsy lava eto... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/03/2009 15:51
xxx ( 23/03/2009 13:12)
rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e
rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e ny forum rehetra misy fiblokena ny ip ka ny anareo toa tsy misy donc tokony hakatona fa mbola be ny zaza tsy ampy taona mijery eto ... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/03/2009 06:34
xxx ( 23/03/2009 13:00)
Miverina amin'izay miteny ratsy ihany ny teniny
LASA ADALA ROMOTRA REHEFA TSY AFAKA MANAO NY HADALANY SY MAMOAKA NY RATSY AO ANATIN'NY FONY... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:03
xxx ( 23/03/2009 12:56)
izay hanala ny fo ny eto daholo dia xxx no ady eo
:-@ :-@ :-@ :-@ akatony ny serasera e rehefa tsy misy olona intsony eto milamina ny firenena... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:01
xxx ( 23/03/2009 12:51)
tena lasa bordel be le resasera e
tena mampalahelo lasa bordel be le serasera politika ,tsy hiditra intsony eto aho fa mahamenanatra c'est tro c'est trop ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 12:33)
SERASERA TSY MPANAKORONTANA ARY TSY HIKATONA
Sendra ny forum mihaja sy tsy bordel indray dia tsy mahazaka , ndàna manorimponenana any anaty tatatra ohatra raha tia korontana sy tia tsy fifanajàna mivavaka a!mivavaka a! nefa bordel no mahafi... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:48
xxx ( 23/03/2009 12:15)
referendum @ 26juin 2009
Hiditra Solonanarana : Tenimiafina Adino ny tenimiafina? Hisoratra anarana Fanoroam-pejy Fandraisana Fitsipi-pifehezana Fitadiavana Hanoratra Statistika Ny dinika Ny dinika ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 12:10)
Ho avy ary ny capsat , efa eny ambohijatovo ry zareo
Mihorohoro ny mpanao didy jadona , manary lamba ny mpanely tsaho manidy gadana ny vavany ny mpiteny ratsy , nandray baiboly ny mpanao copier-coller mihovitrovitra ambohijatovo .... tohiny
xxx ( 23/03/2009 11:53)
RVG sy ny POLITIKA
Tsy haiko na efa hitanao ity ry hery na tsia fa sendra nitsidika tao aho dia nahita azy ity. Tiako hamarinina ny fiasan'io na marina na tsia, raha eny, sao dia hiamparan'ny tetezamita hatezerany eo n... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:43
xxx ( 23/03/2009 11:50)
hihihihihihih niongana ra8
copier - coller io ihany no hainay dia mitambotsotra i dago :evil: ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 11:37)
aiza e lasa nitsoaka ve ny pro tgv sy ny pro tim e
malahelo be hery ry ireto a nenitoa zety ihany :-D :-D :-D izahy profireur indray e ,manara po manao propagandy ato hihihih ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 10:55)
Asio eau de javel rehefa tsy mety madio ny image ra8 a!
manondrana dia mibaboka , manondrana dia mifona , manondrana dia haninona ? hanao fetsifetsy lava eo nefa kilasin'ny dondrona tsy misy ati-doha ny mpanao izany , averin'ity ra8 fa zefa toa azy daholo ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 10:24)
ny vevavy tia mifosafosa !!! fa maninona ??????
fa maninona ary ny vevavy no tia mifosafosa e!! ny lelah mety manao ihany fa ny an'ny vevavy tena trop !! isaky ny misy vevavy miaona : na 1 na 2 sutout fa refa maromaro ( groupe) de tena tsy maintsy ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 24/04/2009 17:29
xxx ( 23/03/2009 06:46)
tongava eny @ Mahamasina @ 29 Mars e!
Miantso ny tsy mankasitraka ny herisetra rehetra hiaraka hampiseho ny herin'Andriamanitra e! Antsoiny ihany koa ireo izay mahatsiaro fa hiaran'ny tsy rariny, ireo izay norahonana, ireo izay namoy ny h... tohiny
novalian'i saranga ny 23/03/2009 08:19
xxx ( 22/03/2009 17:31)
hoan'i hery
tena i wiwi no mpanao copie coller,nanandrana nanao koa aho dia toy izao double clic de hoe selection tout dia avy eo copie coller dia na dia ataoxxx aza dia mipoitra ery premier ny anara'ilay mpand... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 11:42
xxx ( 22/03/2009 15:51)
decolonisation 2009
Izahay taranaka merina, tanora tonga saina ary te hanandratra ny soatoavina nolovainay t@ ireo razanay izay reharehanay tokoa. Ny fahatsapanay ny fiboiboikan'ny ran'ireo razanay izay mikoriana ato ana... tohiny
novalian'i rakaroka ny 23/03/2009 06:24
xxx ( 22/03/2009 13:10)
ahoana ndray ito
C:\Documents and Settings\Administrateur\Bureau\Nouveau dossier (4)(2)\madagascar-16-17-mars-09-00009[1].jpg... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 15:24
xxx ( 22/03/2009 12:12)
LEHILAHY 26ANS VIERGE MITADY EXPERIENCE @VHV
Izaho de [b]lehilahy 26ans[/b] [b]Bandy akama[/b] no anarako somary menatra ihany ny tenako eto milaza fa mbola tsy nanao firaisana ny tenako na t@ lahy io na vavy. Izao anefa de tapak'evitra aho... tohiny
novalian'i heriman ny 04/04/2009 05:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2213