Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
19/03/2009 08:02)
HIGH TECH
Slt daôlo,saika mba anotany kely oe,aiza avy zao no misy mivarotra fône sy produit informatik.
May manko ny citik s trading center de tapidalankaleha e....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:47
xxx
(
19/03/2009 08:00)
Vonjeooo!!!!!!!!
K'aiz k'aiz daholo ry namana. Afaka mikozy daholo ny ny bandy na ny sipa fa tsy misy bedy . Zao ry zareo no tena bleem eh ! Tena tsy mahatakatra an'l Sipako mihitsy aho rehefa mihina aza fa ny BASIKO ...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 06:29
xxx
(
19/03/2009 07:38)
france irery no mankatoa an'i TGV
France irery no mankatoa an'i TGV no filoha
Zambia irery no tsy mankatoa an'i TGV
Ny hafa tsy misy sahy maneho hevitra daholo: UN, AU, EU, USA, Rosia, ...
Hoamidy ny roplanina hampidirana vola....
tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 13:14
xxx
(
19/03/2009 05:35)
tsy nisy tombotsoa azon'ny vahoaka madinika hoe tamin-dra8?
Tsy hitanisa aho fa contre exemple iray fotsiny no hoteneniko.
Fivarotan'ny tantsaha eo Anosibe. Fota-maimbo hatreny amin'ny tapa-dranjo, nivadika goudron matevina.
Vahoaka majinika ireo sa ino...
tohiny
novalian'i Oay ny 19/03/2009 07:57
xxx
(
18/03/2009 22:35)
pasitera nihinanemaniny
SOURCE : GAZETIKO
vaovao misongadina 19-03-09
Manameloka ny Fjkm omaly teny Andrainarivo
Nasaina nisotro ny fivalanan-dranony ny pasitera Rasendrahasina Lala
ImageMiantso ny kristiana ...
tohiny
novalian'i moi ny 20/03/2009 06:55
xxx
(
18/03/2009 22:08)
Ho antsika mba misaina, azafady vakio ity
[b]Bold text[/b]http://www.dabio.net/Madagascar-Le-president-dechu-appelle-l-ONU_a5018.html
Mipetraka ny fanontanina : naninona loatra ramalagasy no lasa toy izao?
Misaotra tompoko. :roll: ...
tohiny
xxx
(
18/03/2009 21:30)
Ho an'i Fiona
Hataoko fa nangidy taminao tokoa izao zavatra mitranga teo amin'ny firenena izao ka mba misy hira tiako ho henoinao ity mba hampamamy kely an'ilay izy. Ataoko fa ho tianao avy hatrany.
http://www.you...
tohiny
novalian'i ifiona ny 19/03/2009 04:55
xxx
(
18/03/2009 20:59)
Loza amin' atambo .Vaovao afaka 5mn izao .
[color=red][b] Notafihin' olona maro nanao cagoule ny TGV sy ireo gardes de corps- ny , 5 naratra mafy ary 2 maty . Voan' ny bala ny tongotr' i Andry . Nosamborin' ireo olona ny vadiny [/b][/color] ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:45
xxx
(
18/03/2009 20:16)
RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIF CONTRE TGV
RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIFS CONTRE AN 'TGV SY NY FORONGONY E ,IZAHAY EFA MANANA EQUIPE PRO EO @ 100 EO NO MEMEBRE ARY EFA VONONA DAHOLO NY TRAKITA SY NY BANDEROLE.VONONA IZAHAY HANAO SOUS TRAITAN...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 02:35
xxx
(
18/03/2009 20:00)
vaovao tena izy
Araka ny vaovao fantatsika ny lundi teo nohatevenina ny GP ,ary anisany nanatevina teny ny miaramila avy ao @ CAPSAT,sy RFI eny ivato,nefa araka ny filazan'ireo nanao andromaso teny dia ny GP ihany no...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:07
xxx
(
18/03/2009 19:56)
Tsotsoromamba isarahana...
Hafaliana, haravona, fimehezana, fahasambarana, toaka, johnny walker, Macallan, three horse beer, saucisson, voanjo, beloty, domy, reggae, rap, rnb, poker, silipy manitsitsidina, soutien tsy fantatra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:09
xxx
(
18/03/2009 18:29)
hidina ny fidimpiainana tsy ho ela ici 2mois
araka ny fampanantenana natao teny @ 13mai dia hidina vidi mbary sy ny menaka ary tsy ho 28euros isambolana intsony karama,fa mba hiakatra,karama fary ambany.Dia ho hita eo izany fa dia miandry izahay...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:30
xxx
(
18/03/2009 15:59)
Ilay reny malala (tononkalo)
Ry neny malala
Diam-penina tsotra sy andalana vitsivitsy
No entiko hanehoana ny zava-misy
Raha toa ianao nahatsapa fa tara
Dia manasa anao hanaraka ny tantara
1896 :
Daty voalohany a...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 18/03/2009 16:45
xxx
(
18/03/2009 15:45)
3volana ihany raha ela indrindra
dia hirodana ny mandany TGV ary ho rotaka be, satria izy na ny pahandro sy ny mpanasa ny kilôtiny aza de miaramila novidiany ka hoetiny aminy sangany, ary izay no tena maha rotaka azy, ho be ny faty ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:43
xxx
(
18/03/2009 14:56)
RTO NY FANAFODY GASY NAMPIASAINA HANALANA AN I RA8
http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_8.jpg
http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_4.jpg
:-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:55
xxx
(
18/03/2009 14:13)
Tena mandainga ity TGV ity
Ny zavatra nifanarahana dia hoe tsy manaiky ny fitsapa-kevim-bahoaka naroson'Ing. marc Ravalomanana isika, dia izao indray hoe ho atao ihany ilay izy afaka 24 mois. Tsssssss...... Tena tsy rariny izao...
tohiny
novalian'i essera ny 19/03/2009 09:34
xxx
(
18/03/2009 12:59)
iza e
8) iza no hanadio ny loto eto tananarive miarmaila vé arymety ho avy indray izany ny tts izaosy ny forongony,merci (l) ...
tohiny
xxx
(
18/03/2009 11:33)
Lasa mpinamana be Ratsiraka sy Ra8
,aza gaga isika hoe mety ho lasa mpinamana i ra8 sy deba atsy ho atsy miaraka an'i zafy sy ratsirahonana hanongana an'i tgv,mitohy ny tantara...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 12:10
xxx
(
18/03/2009 10:55)
TGV mitaingina air force one
Mbola hanoy ny program an'i ra8 i TGV izany hoe MAP,ary horaisiny ny fivoriany UA atao eto amintsika raha manaiky ry zareo UA...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 11:18
xxx
(
18/03/2009 10:34)
Mba ahoana ny hevitran'ireo Communauté Inter @ izao e?
Mba ahoana tokoa ary ny hevitrireo Communauté Internationale ny @ izao e?
Toa samy niparitaka vao raikitra ny savorovoro tsinona, mba ilazao vaovao e?
...
tohiny