Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
17/03/2009 05:49)
MAVOLOHA NO VALA-PARIHIKO
Io no vava navoakan-dra8 halina raha sendra nitopy teny an-tokotany izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
suite
répondu par andrywain le 17/03/2009 08:13
xxx
(
16/03/2009 22:09)
vaovao maika eny iavoloha
souce en telephone an'ireo miandry eny fa dia blindes 4 no nodoran'olona eny miaraka an'ireo miaramila 3camions no tratran'ireo GP ,mbola mitohy ny ady amin'izao fotoana izao ...
suite
répondu par rixes le 17/03/2009 10:46
xxx
(
16/03/2009 19:50)
video prise du palais
http://fr.news.yahoo.com/2/20090316/video/vwl-a-madagascar-l-arme-entre-dans-les-b-acb3f14.html
vitsy kely ihany rizareo de niaps ny sasany an...
suite
répondu par xxx le 16/03/2009 20:07
xxx
(
16/03/2009 18:57)
ra8 president honorifique pour qui??
juste
ra8 restera un président honorifique pour les malagasy et andry tgv sera un président diabolique donc cherchons quelqu'un de meilleur et de bonne volonté. Pourquoi pas monja ndefo. Hommage ...
suite
répondu par xxx le 16/03/2009 22:20
xxx
(
16/03/2009 17:09)
ankitifititra be ny mutin sy gp ao ambohitsorohitra
efa mandeha daholo izao blindé ny basy marovava,ny tafondro mihitsy no hampiasain'ny capsat,ary ny CCN moa dia namoaka ny sary fa tena mahatsiravina be mihitsy eny @ izao fotoana izao
www.redtube.co...
suite
répondu par xxx le 16/03/2009 18:49
xxx
(
16/03/2009 16:15)
Ho an'ny havana aman-tsakaiza etsy iavoloha
Dia mbola haverina etoana, ho anireo mpomba an-dravalo etsy iavoloha. Mitandrema ianareo androany hariva fa ho avy izahay. Ka rehefa tsy te ho fatifaty foana dia miala teny na teneno ny havanao izay m...
suite
répondu par iartistika le 16/03/2009 16:45
xxx
(
16/03/2009 15:03)
fanafihana en cours
fanafihana en cours efa eo tanjombato ny blindé sy campion miaraka @ 4x4 feno soldat selon radiomada...
suite
répondu par andrywain le 16/03/2009 18:49
xxx
(
16/03/2009 14:20)
mandat d'arret
izahay eto @ serasera koa dia mandefa ity mandat d'arret ity hisambotra an'i Andry rajoelina....
suite
répondu par aloalo le 16/03/2009 16:23
xxx
(
16/03/2009 13:49)
o ra TGV a
aza adino fa ny vady amanjanakao de aty la frantsa, tsy misy piambina ary hitanay na tsy matetika ary, tianla ve ny hijaliany sy hangirifiry aty? sa tsy tianla hohita intsony angaha? mety tsy ho hitan...
suite
répondu par Noue le 16/03/2009 16:16
xxx
(
16/03/2009 11:50)
Tonga vahiny isika
13H20 : Le nouvel ambassadeur de France à Madagascar, Jean-Marc Châtaigner doit arriver à ce jour accompagné de Marie-Annick Bourdin, qui remplace Marie-Claire Gérardin au poste de première cons...
suite
répondu par mion le 16/03/2009 12:32
xxx
(
16/03/2009 11:19)
v
V comme voalavo maimbo miafina miandry ho vonoina ao mavoloha. ROMBO amin'izay ity e! ho tsapahintsika koa ny tena mba herin'ity raleva ity....
suite
répondu par ravatorano le 16/03/2009 11:55
xxx
(
16/03/2009 10:59)
Dia hitohy hatr@ rahoviana ny crise ?
Raha ny fizotrany fandehanjavatra dia tena mbola mihenjana ny tady politika amin'izao isika miteny izao.
Aroso ny Assise Nationale, tsy ekena.
Aroso ny referendum, tsy ekena.
Dia voahozona ve M...
suite
répondu par aloalo le 16/03/2009 15:50
xxx
(
16/03/2009 10:33)
Mitady fanazavana
Voalaza fa efa lasany Monja Roindefo ny Primature, amin'izao ora izao ve efa miasa ao izy ? Toy izany koa ny Ministera ny Finance, efa miasa ao ve i Benja Razafimahaleo ?
...
suite
répondu par Oay le 16/03/2009 10:46
xxx
(
16/03/2009 10:16)
radio mada
mba misy manomeha lien ve fa toa tsy mety mahazo izahay...
suite
répondu par xxx le 16/03/2009 11:33
xxx
(
16/03/2009 10:00)
TGV = Akoholahy fataka
Mba hainao ve ny akoholahy fataka rehefa ampiadina ? Mamely de mitsoaka, de miverina mamely indray.
Toy izany mihitsy ny zavatra taony TGV, mikopaka eo @ 13Mai dia mitsoaka miafina any @ Ambassade de...
suite
répondu par ralevazou le 16/03/2009 15:55
xxx
(
16/03/2009 09:47)
miankina amin'ny INONA.................
miankina amin'ny inona no mety hahamaro sy hahavitsy ny namany olona 1???...
suite
répondu par Mirananirina le 18/03/2009 14:10
xxx
(
16/03/2009 09:37)
Tsy manaiky
Tsy manaiky an'izany referendum izany izahay. Betsaka ihany ny fangatahana nataon'i TGV, tsy nisy nohajain'i raleva, koa maninona no ho ekenay ny zavatra lazain-draleva (sady hangala-bato ohatry ny ma...
suite
répondu par xxx le 16/03/2009 09:58
xxx
(
16/03/2009 06:02)
Ny tantara no hitsara na iza izy na iza
Voalohan-teny aloha dia miharahaba ny namana rehetra ato anaty forum.
Zavatra mba nanohana ny tena ity ka tsy hay ny tsy hanambara azy fa alohan’izay aloha dia aleo tsoriko fa ny tenako dia tsy ...
suite
répondu par mion le 16/03/2009 07:38
xxx
(
15/03/2009 20:59)
LE PETROLE DU MADAGASCAR
Asa na tena mandinika isika vahoaka na tsia fa ny zavatra fonosin'izao savorovoro eto amin'ny firenena izao dia ny resaka samy te ho patron-ny petrole izay efa an-dalam-pitrandrahana amin'izao fotoana...
suite
répondu par nyavo2000 le 16/03/2009 08:39
xxx
(
15/03/2009 20:19)
efa miala any hono!
asa fa efa mande ny feo fa efa nanao resérvation fa ho avy any Mcar i Pierrot Rajaonarivelo sy pascal Rakotomavo, fa d ho hitatsika eo!...
suite
répondu par tsinjo le 16/03/2009 06:15
