Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
18/03/2009 06:27)
Aiza ireo Mercenaires? manipulation? voasaron'ny Onja Dago!
Aiza ireo Mercenaires dradraina fa ho avy izay andrasan'ny MIARAMILA Malagasy. Atody tsy miady amam-bato fa misy farany ny zavatra rht.
Manaova ny MARINA fa efa voasaron'ny Onja mainty tanteraka i MA...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 10:14
xxx
(
18/03/2009 03:00)
orakoraka izao an
Tsy misy tour de vita!
Tsy misy tour dia vita!...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 18/03/2009 16:05
xxx
(
17/03/2009 23:35)
nisy nanafika teny ambatobe
nisy nanafika teny ambatobe ary votifitra teo @ fitombena'i tgv,tsy maty anefa izy fa mbola nahiditra hopitaly vao teo
www.redtube.com, ny CNN no nilaza ny vaovao ary efa manombolka milaza koa ny AF...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:23
xxx
(
17/03/2009 20:03)
miomana ry mpamadika tanindrazana
efa vonona izahy ry rakotonandrasa noel sy leben'ny cemgam fopla .An 'ela aller fa any retour ....
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:04
xxx
(
17/03/2009 19:54)
Ireto namana TIM
Aoka tsy harary fo ianareo na dia mafy aza ny nanjo. Aza manao be marenina ka tsy hijery sy minia tsy mahita ny zavatra ratsy nataon-dravalo ianareo, tsy laviko ihany koa anefa fa nisy zavatra kely na...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:59
xxx
(
17/03/2009 19:51)
bravo tgv president
miondrika izahya vahoaka fa resy,mifaly daholory capsat sy ny tariny resy izahy ...
tohiny
novalian'i ifiona ny 17/03/2009 20:06
xxx
(
17/03/2009 19:27)
TGV
tena mieritreritra ve ialahy ry tgv fa hanaiky an ela marina ny vahoaka,tadidio fomba tsy menjika nampiasan'ela,tadidio mbola ppure noho izao no ahazo an'ela...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 19:44
xxx
(
17/03/2009 18:48)
izao no vokany rehefa mitsapa ny herin'i tgv
ny voalohanteniko aloha dia mahaiza mionina isika mpanohana ny fitondrana,variana nivavaka isika,mitondra ambavaka ny fitondrana nefa mangalatra akoho alatsinainy,noheverintsika fa rehefa tsy tim dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:05
xxx
(
17/03/2009 18:43)
basta c'est fini maintenant vos politique à la con
Ok je pense que c'est fini maintenant ils ont eu ce qu'ils voulaient, laisser nous faire un peu de business, prenez vos pouvoir et allez vous calmer un peu bouffer ce que vous voulez, laissez nous pla...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:58
xxx
(
17/03/2009 17:45)
MBOLA AFAKA MIDITRA SOAMATSAR ATO NY TIM KA ! MIFAMPAHERY !!
Miala tsiny aloh fa tsy hamoaka ps ato mitsy ah zany ato ho ato fa misy mitady hamely ahy mihitsy ato !!! fa izao e!! ny TIM akory ato tsy ho avahana na esoesoina ah !!! tsy mety izany fa namana te...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 18:08
xxx
(
17/03/2009 17:02)
Tantara tena nisy
Tsiranana (France) -> directoire militaire (Gle Ramanatsoa) -> tsy nahazaka -> Cle Ratsimandrava -> coup d'Etat -> Ratsiraka (France)
Ratsiraka(France) -> election (Ravalomanana) -> tentative de co...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 17:15
xxx
(
17/03/2009 16:00)
Hafatra ho an'izay hitondra ,n'iza n'iza.
Ny zavatra tsara ho fantatrareo mpomba an'i TGV sy ny mpomba an-dRa 8 dia izao : " tsy ankasitrahanay ny famonoana olona hanafenana porofo" .
Na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho tratranay...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/03/2009 18:00
xxx
(
17/03/2009 14:14)
otran mba tiko tenenina fontsiny ity satria zava-misy e
otran mba tiko tenenina fontsiny ity satria zava-misy ato am serasera e !!!
ny lelah sy vevav no mpi-fandefa mail fa ôtran mahalana be ny hoe samy vevav na samy lelah no mi-fandefa mail !! na de hoe...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 07:31
xxx
(
17/03/2009 12:37)
Amin'ny firy moa ilay fotoana???
Amin'ny firy marina moa ry reto ilay fotoana hifando-bera eto amin'ny serasera rahariva amin'izao andro fifaliana izao???? Mahazo tonga ihany koa ry zareo TIM: Noue, Yuka, penguin, jentilisa, sns........
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 12:52
xxx
(
17/03/2009 11:00)
Vita ra8
Ni-demissione ny anao lahy....
tohiny
novalian'i rixes ny 17/03/2009 12:04
xxx
(
17/03/2009 10:45)
izany ka tena filoha marina
satria rehefa ao anatinao le conviction dia sahy maty tokoa,anisany GP miandry eny iavoloha ny capsat nefa dia mbola namerina ra8 fa tsy hiala,raha i tgv ohatran'izay efa lasa nitsoka ...
tohiny
novalian'i isalo ny 17/03/2009 11:32
xxx
(
17/03/2009 09:55)
mbola mitohy ny fankanesana eny iavoloha
feno ambouteillage be @ RN7 durection sud iny,mankahery ny filoha ravalomanana,zaza ,amambehivavy,zatovo ,lehilahy mitandrazotra.Mbola manamporofo izao fa tsy le 2500 an'i tgv akory no lazaina fa vaho...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 10:10
xxx
(
17/03/2009 09:25)
Tsy resaka politika fa alahelo be fahatany tsotra izao
Mba miangavy ireto mutins, na ireto mpomba an-dravalomanana na ireto mpomba an'i TGV na ny mpandroba na ny olona tsotra, sns....mba hanasota ireto olona mpanome visa ao amin'ny ambassade de france.
M...
tohiny
novalian'i dadavy ny 17/03/2009 09:46
xxx
(
17/03/2009 09:05)
tsy manaiky e
efa fomba mahazatra indray izao no milaza hoe ny vahoaka no masi mandidy ,efa tokony hiomana isika mpomba an'i ra8 eto tana sy ny manodidina hanongana an'i tgv na dia 2000fotsiny aza...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 09:34
xxx
(
17/03/2009 06:09)
Ho an'ny Tanindrazana
Un dirigeant de la transition, autoproclamé, déclare commander l’armée : une honte ! Pense-t-il pouvoir commander longtemps une armée dont l’adhésion instantanée est douteuse quant à sa spo...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 07:41