Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/03/2009 13:34)
nokidinapen'ny zandary ra8 rehefa avy nokidinapen'ny hafa
sao mbà lasa mivaralila kosa ny prezidà e! sady izy kevokevoka nahazo fahefana iny hanahirana an ! na nisy pays afrikana nanambola injay haka ny harena ambanin'ny tany :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 16:15
xxx ( 20/03/2009 13:29)
miaramila capsaty
efa fantatra ankehitsiny fa ny miaramila ny capsat no nanongana an'i ra8 dia Rakotonandrasana Noel Ndrinarijaona André hoan'izay manana alahelo azy roalahy ireto aza misalasala milaza ny alahelon... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:28
xxx ( 20/03/2009 12:41)
isika milaza azy ho fetsy nefa hambakain'ireo fetsena
dia mamangy ny fahoriana mbà tsy hisosoka alahelo intsony ny tanindrazana fa kondrana izay midoka tena hoe fetsy... tohiny
xxx ( 20/03/2009 11:26)
Eritreritra mandalo
Sao mba nisy nanamboatra ary i Ra8 no tena tsy heno intsony ? na dia tena indray bava aza ve ?... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:33
xxx ( 20/03/2009 11:01)
Union Africaine
Le Conseil de paix et de sécurité de l'Union Africaine (UA) suspend Madagascar de l'Union Africaine. Io ndray zao n vaovao malaza;ary tena marina. Ka raha tsy membre UA tsony lo zan tsika,de tsy a... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 14:19
xxx ( 20/03/2009 08:52)
Le balayeur est balaye
Arrive comme un sauveur Il est parti comme un voleur Arrive comme un hero Il est reparti a Zero Arrive comme un ami Il est reparti ennemi Pourtant je l'avais prevenu La deception de mon peu... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:09
xxx ( 20/03/2009 07:25)
Andao hametraka ny Fitondrana Tetezamita eny Mahamasina
Antso avo ho antsika vahoaka malagasy rehetra. Andeha isika hametraka ny Fitondrana Tetezamita amin'ny fomba offisialy rahampitso. Aza tara fa sao tsy mahita toerana eny intsony. Asehontsika ho hitan'... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 08:10
xxx ( 19/03/2009 21:23)
MANOMBOKA NY CHASSE A L HOMME
SOURCE MIDI MADAGASIKARA L’ancien ministre de l’Economie, du Commerce et de l’Industrie, Ivohasina Razafimahefa, est la première haute personnalité de l’ancien régime à avoir pu quitter... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 20/03/2009 07:07
xxx ( 19/03/2009 20:58)
Tamatave- Antsirabe : Tafita tsara ny lesona jiolahimboto
17H35 : Tamatave : selon le Malagasy tonga saina de Rolland Ratsiraka, Mr Hermann Tsivahiny s'est proclamé chef Chef de région avec l'appui de Victor Hong (pro Tgv ). ( selon Sobika.com) Antsirab... tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/03/2009 13:01
xxx ( 19/03/2009 20:32)
FJKM aho fa leo Lala Rasendrahasina Jodasy Mpamadika
Dia satria tsy nahomby ny tetika rehetra, dia mitady zavatra lazaina hanariana dia ny olona hoe izao e zao e ! Tia politika loatra ianao ka hadinonao zahay ondrinao, famaizana ataon'i Jehovah anao io ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 19:19
xxx ( 19/03/2009 19:58)
misy tsy mahazo teny gasy mihitsy
araka ny fantatra dia naton'ny capsat nihinanemanininy ny pasitera lala,tsy fantatra intsony na jeu de mot na ahoana,na i pasiter lala tsy te hiteny ratsy dia nataony nisotro ny pipiako mihitsy aho au... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:55
xxx ( 19/03/2009 18:33)
HO RAVA NY FJKM
raha izao no mitohy dia ahoana no hiafarany lakona ny paster ra8 tsy eo ry odon manondrana ny mpiandry manao politika aiza tsony fandehan ito fjkm ty raha izao no fandehany ... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:34
xxx ( 19/03/2009 17:20)
Oh ra pikatti a
Tena ohatran’ny lavin’ny saiko le resaka mystification fa mampalahelo fa miverimberina le izy. Na hilaza aza ianao hoe maniaque tsy olana fa tsara ho anao mahalala hoe inona no croyance ny olona ... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 00:28
xxx ( 19/03/2009 16:55)
aona ity
:D toa efa ni-reconnaitre any tgv i frantsa reny malala ok izany rehetra e,bemolanga etc :oops: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:02
xxx ( 19/03/2009 16:16)
Inona no mahamaika ?
Mitombo ihany ny isan'ireo firenena milaza fa fanonganam-panjakana no niseho teto amintsika, ity nefa toa hafa : 11H05 : L'Ambassadeur de France M.Chataigner a été recu par Andry Rajoelina ... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:06
xxx ( 19/03/2009 15:50)
samedi rouge
:evil: :evil: :evil: doro trano ,vaky trano,fangalarana,gidraga be eny ahamasina... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:09
xxx ( 19/03/2009 15:16)
Blasphème
Zao e, Pasitera, generaux 3 niara naita ka mila resahina izy 3 de ita we iza no mandainga fa na izany aza ity misy fanamarihana. Inona no antony tsy nahatao an Mr Razanakolona nefa raharahampirenen... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:34
xxx ( 19/03/2009 14:04)
Manohitra an'i TGV koa Botswana
Nitombo iray indray izao ny firenena sahy naneho ampahibemaso ny momba an'i TGV. Zambia, Botswana : contre France : pour Nations Unies, USA, Union Africaine: tsisy sahy miteny... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:40
xxx ( 19/03/2009 11:40)
vaovao eny ivato
nanao fanambarana ny bandi sy rfi eny ivato manameloka ny coup d etat capsat sy tgv. manomea ultimatum ry zareo.ny rfi mo dia radio frantsay pro tgv ka mahagaga ihany io fanambarany io... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:03
xxx ( 19/03/2009 08:21)
hivoaka tsy ho ela i coutiti sy gal fidy
avoaka daholo ireo lazaina fa gadra politika,izany hoe na dia mamono olona aza dia tsy maninona satria resaka politika daholo izany,dia efa miomana ela isany ry tsalo kely fa miala any coutiti liandra... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299