Liste des messages
Liste des messages, inserés par xxx, par ordre de date
xxx
(
25/03/2009 18:39)
MIALA TGV AVANT DIMANCHE 29 MARS 2009 , SINON
Ho anareo miaramila .
Raha to nareo ka mihevitra fa mitetika hampanjaka ny "ze be no basy " de zao no teneniko anareo: ny bala de tsy maintsy misy farany fa tsy misy an'izany basy tsy mety lani bala ...
suite
répondu par xxx le 26/03/2009 09:34
xxx
(
25/03/2009 14:25)
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ..........
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ...........
suite
répondu par xxx le 09/04/2009 17:09
xxx
(
25/03/2009 13:39)
Andao e!
Andao hifamono indray e! samy manana basy amin'izay mantsy izao ka ho betsabetsaka ny ho faty amin'ity. Dia avy eo hifanilika hoe i ranona no diso, dia mody antsointsika indray ireto milaza ny tenany ...
suite
répondu par fijo le 25/03/2009 22:27
xxx
(
25/03/2009 12:28)
Fandrobana
Re siho2 fa handroba ny banque central rehetra ny capsat ka mampandre ireo tomponandraikitra @ zany mba ho mailo fa sao de hoe...,
Toamasina moa no nanombohany azy iny de aiza ndray ny manaraka?
...
suite
répondu par Andribe le 25/03/2009 13:02
xxx
(
25/03/2009 09:28)
Niady ny fasana hilevenany TGV, LERA A, LERA A, LERA A
Nanomboka t@ niarahany TGV taminy FATSORAHOMANA nampandany azy ho Président iny, no lelapangady voalohany nitsatoka ho @ fasany TGV, satria iny rangahy iny no atidoha foana nametraka any ra8 raha ,na...
suite
répondu par Andribe le 25/03/2009 13:26
xxx
(
25/03/2009 07:43)
ry zareo merina....
Ry zareo merina........
suite
répondu par elyzo le 25/03/2009 11:29
xxx
(
25/03/2009 04:43)
Manina an'i Ra8 sahady aho
Tena vao tsy nisy 1 volana i Ra8 dia efa vizaka be ilay biznesinay ato. Ity tgvendrana ity tena mamono bizna mihintsy. Efa manina an'i Ra8 izahay mpanao bizna heroines ,haschiches ary cocaine aty Shey...
suite
répondu par pitchou le 26/03/2009 03:08
xxx
(
24/03/2009 20:49)
Coup d'état
Fa maninona ary raha ekena hoe coup d'état ity revy ataontsika ity e. Tsy hitako ny problème miteny izany. Coup détat ilay izy fa ny fanjakana nahongatsika (na dia lanim-bahoaka tamin'ny alalan'ny ...
suite
répondu par fijo le 25/03/2009 00:24
xxx
(
24/03/2009 14:54)
yaourt
mba te hanamboatra yaourt aho fa tsy manana yaourtière. Isika gasy anefa misy mahay manamboatra tsara io ka mba omeo ny fanaovana azy akia raha misy mahay eto a!...
suite
répondu par Tazana le 05/05/2009 19:14
xxx
(
24/03/2009 13:21)
Maninona raha avy dia mankany amin'ny essentiel isika e!
Rehefa mijery ireto vahoaka 10.000 eo ho eo an-dra8 aho sy ireto vahoaka 4000 eo ho eo an'i TGV (tsara ho marihana fa aminà million ny gasy) dia ohatry ny mazava be tamiko fa ho avy indray ny gidragi...
suite
répondu par tgvra8 le 24/03/2009 16:50
xxx
(
24/03/2009 10:26)
aiza ra8
12H55 : Selon un journal du swaziland, Marc Ravalomanana aurait atterri hier dans ce pays d'afrique australe (selon sobika.com)...
suite
répondu par pitchou le 24/03/2009 20:40
xxx
(
24/03/2009 09:43)
diploma ilaina ho anizay te-hitondra firenena
Raha tiana handeha tsara ny firenena dia asio mari-pahaizana faraha-keliny ao anaty lalam-panorenana ho an'izay te-hilatsaka filoham-pirenena fa tsy izay olona manam-bola nefa tsy manana fari-pahaizan...
suite
répondu par xxx le 25/03/2009 07:35
xxx
(
24/03/2009 02:08)
Tsy i TGV no tena fahavalo
O rey olona a, ny anarany aza antsoinareo hoe TGVendrana ka aoka tsy hiady @ vendrana fa ataovy sanatria ny miady amin'adala.
I TGV dia saribakolin'ny mpanjanaka. Rehefa ny mpanjanaka no voatohitry...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:08
xxx
(
24/03/2009 01:27)
Tsy mantsy hiafara @ ady an-trano
Raha ny fandehan'ny toe-javatra @ zao fotoana no jerena dia efa tena akaiky dia akaiky ilay ady an-trano eto M/car. Ny antony dia tsotra ihany.
Samy tsy hanaiky na ny andaniny na ny ankilany.
Tsy mi...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:10
xxx
(
23/03/2009 22:42)
miaklatsiny fa amin'ny teny mpanjanaka !!sady somary lavalav
TERRES DÉJÀ EXPLOITÉES
M. Ravalomanana a donné son accord moyennant des contreparties. Selon une source proche du dossier, "Varun devait faire des dons auprès de sa fondation personnelle, ven...
suite
répondu par xxx le 24/03/2009 15:35
xxx
(
23/03/2009 19:36)
non aux expatriés francais
Cher Monsieur,
J'ai bien lu votre demonstration sur ce que représente la France, on le sait sinon ce n'est pas la France.
Il faut voir les choses en trois directions: l'histoire, le présent, et ...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:27
xxx
(
23/03/2009 18:11)
CAPSAT MAFY BE ...... TSAKITSAKY ZATO ARIVO
Hatomboka amin'ilay mafàna fo be mivazavaza tsy misy fiafarany ato io , efa hoe fahandriampahalemana no tanjon'ny capsat koa ady saritaka no hafafin'ity eto
Dia eto koa ilay solabe mpanao rugbi iny ...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:28
xxx
(
23/03/2009 16:32)
J'ai été ménacé verbalement et avec des fusils Mr l'ambassad
Mimenomenona foana hoe nambanana basy aho nefa tsy mametraka fanontaniana hoe inona no antony...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:33
xxx
(
23/03/2009 16:13)
Ary toa mikoretaka sahady
Toa mikoretaka sy manadio tena any @ Communautés internationales sahady ?
Fa angaha tsy hoe [b]" cela ne nous dérange outre mesure "[/b] !!!!
...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:35
xxx
(
23/03/2009 16:09)
matoa sari-na -biby ny pseudo any dia te ho biby izy
Mahavariana fa na tezitra tahakan'inona aza raha olombelona dia tsy hitady sari-na biby no hatao raharaha hatao pseudo
mahalalà menatra dia toneo ny fo fa raha ny hatezerana tsy namana
Ny olont...
suite
répondu par xxx le 23/03/2009 17:25
