Coup d'état

1. xxx ( 24/03/2009 20:49)
Fa maninona ary raha ekena hoe coup d'état ity revy ataontsika ity e. Tsy hitako ny problème miteny izany. Coup détat ilay izy fa ny fanjakana nahongatsika (na dia lanim-bahoaka tamin'ny alalan'ny fangalaram-bato aza) dia fanjakana mpanao didy jadona. Izany hoe nanongana olona mpanao didy jadona isika.
ka iza no tena tsy légal??? i ra8 manao didy jadona nefa tokony hampiatra ny demokrasia sa isika manao coup d'état nefa manomboka manao ny atao hoe demokrasia????
novalian'i fijo ny 25/03/2009 00:24
2. xxx ( 24/03/2009 20:51)
i ravalo sady mpanao didy jadona no nanao cout d'etat taminRatsiraka ! double fahotana mahafaty
3. KALACK ( 24/03/2009 21:00)
Doubles fahotan mahafaty ?? ten henjan zan lets ry wuiwui
4. andrywui ( 24/03/2009 21:02)
tena henjana marina ry kalaky a! fa ny mahagaga ane letsy de mety manaiky mihits reto TIM reto e !
5. tovolahy007 ( 24/03/2009 21:11)
hahahaha, @ ndra wiwi: TSY COUP D'ETAT ZANY INY FA FANONGANAM-PANJAKANA. hahahahaha
6. KALACK ( 24/03/2009 21:15)
an an an tovolahy a! fanalana anravalo iny kah fa tsy coup detat zany !!! de tsy mahazo mivern eto tsony fa any de miainga any
7. tovolahy007 ( 24/03/2009 21:21)
hahahaha, NANKAIZA KAINY LE BLUE JEAN KO MAINTY TEO E.
8. rakaroka ( 24/03/2009 21:31)
tovolahy007:

hahahaha, @ ndra wiwi: TSY COUP D'ETAT ZANY INY FA FANONGANAM-PANJAKANA. hahahahaha



:-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) Haiiiiyyy tapaka ny tsinaiko , dia hoe koa "double" fahotana mahafaty!
Tssss betsaka mitry ny "mpitondra" sy mpanao politika ao Dago ao , efa "multiples fahotana mahafaty" fa dia "averina" eo amin'ny seza foana!édia "aiza moa no handroso ny Nosy!" sahala @ "ory olona hitondra , ary izany angamba no mahatonga ny aty ivelany misy "ecole d'admnistration
henjakenjana"!
9. fijo ( 25/03/2009 00:24)
ka hiaiky ve sa tsy hiaky le coup e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1458