Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/03/2009 20:41)
Liberté d'expression
io teny io foana no nataony TGV tsianjery rehefa misy mpanao gazety vazaha nanontany izy saby mi-rouler "R" be ery fony izy mbola ampombolahy teo @ 13 mai. Hay tena tsianjery maimbo fotsiny ilay teny ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 21:08
xxx ( 28/03/2009 20:37)
Ho avy fonctionaire bokony be vita ra8
Aza mahay miaina eo ihany , iny anie tsy misangy fa tonga dia kapobatana ira8 mihovitrovitry ny diabeta iny , tandremo ry zalahy fa ny aty tsy hadàlana . 8) ... tohiny
xxx ( 28/03/2009 17:49)
sao kosa aza ka tsy peace e
inona moa ry reto le devisen'i tgv peace and love moa sao dia lasa pisse and alaovy aza izy ity ... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 18:24
xxx ( 28/03/2009 17:37)
LUTTONS ENSEMBLE CONTRE LA FRANCE MAIS PAS ENTRE NOUS
Dia i tgv sy ny mpamadika tanindrazana malagasy maro be no pions ampiasain"ny Frantsay. Ka inona foana no mahatonga anareo manohana an'i Andry sy i Ratsiraka kanefa efa teo foana ireo nandritry ny 30... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/03/2009 14:21
xxx ( 28/03/2009 16:39)
respect total!
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1350.php aiza ny pro tgv amizao!! vô maheno basy mipôka de mistôka! ... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 19:18
xxx ( 28/03/2009 16:27)
fa inona no mahatonga ny tanora????
Fa maninona ny tanora @ izao fotoana izao na lahy na vavy dia efa mahalala manao firaisana???? mahagaga fa vao 13ans monja ny zaza-vavy malagay dia efa tsy virijiny intsony??? vitsy ireo vhvavy hoe rh... tohiny
novalian'i carmene ny 29/04/2009 08:30
xxx ( 28/03/2009 13:32)
Fa inona no zavatra mba nataon'i Marc e!
Betsaka ny milaza fa mba nahavita zavatra i Marc. Fa inona ny zavatra mba nataony ho an'ny vahoaka malagasy e???? Sa izà mihitsy no ratsy saina ka ny ratsy ihany no hitako. [i]Ary aoka tsy hi-com... tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:30
xxx ( 28/03/2009 03:11)
Ekonomia
Ary ahoana ny momba an' i maintirano sy tsimiroro ary i bemolanga ? ambatondrazaka ,sy ny sisa ? :oops: :oops: ... tohiny
xxx ( 27/03/2009 19:50)
RNS Basket 2009
Fa inona mahintsiny ilay problème tsy nahatonga any SEBAM amin'ity e??? Fa miha snob koa ve ny membran'ny CEN e?? Sa tianà handresy ARMADAS????... tohiny
xxx ( 27/03/2009 13:23)
kristiana metisy silamo ra8
Aiza no tsy hanondrana , ny varatra no tanisany lava ka nalatsak' ny kapsat tokoa zay vao nikonetaka , tsy nahavita niaro AZY ilaY garde de corp milaza ny tenany ho black gasy sa blackjack efa trana... tohiny
xxx ( 27/03/2009 12:44)
a celui qui n'a plus ruien , la patrie est son seul bien ra8
perimet ra8vendrana satria - be fialonana ny fananan'ny olona kanefa tsy mbà niezaka ny hotafita fa variana nivenéré anrdra8 -mivavaka @ndra8 fa tsy mbà Jesosy no hivavahany - hilaozana m... tohiny
xxx ( 27/03/2009 00:06)
Dondrona loatra!
za d gaga mitsy...dondrona lotra ny vahoaka gasy...[b]tia ady atrano mitsiny...[/b]aiza ary ilay tia filaminana.mba manana saina ambony tia fandrosoana ve??? Zao vao teo no nigrevy ny iray , vita i... tohiny
novalian'i rajy ny 27/03/2009 17:33
xxx ( 26/03/2009 22:32)
vita ra8 ny diabeta no naka ny toerany ny capstnikaravasy
niozongozona , nipararetra , omeo sucre omeo sucre , tonga indray ry capsaty sy ry mpanao rugby , miaraka @ karavasy sy ny kalaky sns 8) 8) 8) tsy manana garde de corp ngà ra8 ?? efa bainina b... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:49
xxx ( 26/03/2009 22:20)
HAHARITRA ELA VE I ANDRY RAJOELINA SONDAGE AVY @ NEUTRE
JEREO NY SONDAGE DIA ANJARANAO NO MIJERY NY VALINY 8) 8) 8) TSY AFAKA MITONONA ANARANA AHO FA NEUTRE http://www.123votez.com/compte-sondages-styles.php?idsondage=55878&mode=creation... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:01
xxx ( 26/03/2009 21:20)
Ireo voafonja nafahana
La liste des détenus grâciés - Jean Victor Rahitso - Hubert Maurice Balbine - Jean Paul - Fulgence Jocelyn - Marson Lemiasa - Andrianafidisoa - Jean Eugène Voninahitsy - Laurent Boto - Jean Bapti... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:59
xxx ( 26/03/2009 18:59)
zao ny vokany
21H05 : La République démocratique du Congo accueillera le sommet de la francophonie initialement prévu à Madagascar en 2010 ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:56
xxx ( 26/03/2009 14:10)
fitetezam-paritra ny TGV?
tokony mba midina kely any aminy faritra any ny TGV, mba maka hery aminy vahoaka, ohatra Antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i myari ny 27/03/2009 07:46
xxx ( 26/03/2009 11:28)
Fepetra raisiny ho famaizana kely an-dry Mopera TGV sy Odon
Dia miantso ny katolika rehetra tsy andoa rakitra mandritry ny volana iray, na tsy andeha any am-piangonana akory aza... tohiny
novalian'i tovogold ny 26/03/2009 12:31
xxx ( 26/03/2009 08:41)
Maninona moa raha haverina eo ravalomanana:
Zavatra niadana be daholy ange ny malagasy tamin'ny ravalomanana teo e! Aleo izy hiverina ka! ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 04:04
xxx ( 25/03/2009 21:01)
araka ny video sur net any dia ny capsat ihany no nitifitra
araka ny video mandeha sur net any dia ireto capsat ihany no nitifitra teny ambohitsorohitra ny 7 fevrier teo,tadidio ny tenin'ilay commandant teny antanimena.... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 23:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.3111