Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 11/04/2009 07:40)
Raha tafaverina amin'ny fitondrana ra8
Dia hisy sahy hilaza ve fa manongam-panjakana izy ?... tohiny
novalian'i lizabeth ny 11/04/2009 23:04
xxx ( 10/04/2009 12:06)
vehivavy
:arrow: ianareo ry zareo tsy mba midera reto vehivavy gasy mavita azy nilahatra fa aiza ianareo lehilahy e,namono-tena anie reo fa tsy maty e,tairo amin'izay ny lehilahy milahatra e,d vita ny baolina... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 18:57
xxx ( 09/04/2009 19:12)
hay ve é!!
hay ve hitady fifanatonana ihany e! hahahaha!!!! La HAT a contacté Raharinaivo Randrianatoandro à rejoindre la table de négociation. Ce dernier a demandé le report de cette réunion moyennant la... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 20:24
xxx ( 09/04/2009 15:08)
Marina ve fa maty novonoin'ny "TGV" hono i Sonia (Mbs mbola
Ny tena tsy tantiko hoa de le fanelezana tsaho eny Ambohijatovo fa raha manaraka ny "ara-dalàna" ianareo de aza mandainga sy manitatra.... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:04
xxx ( 09/04/2009 14:20)
Quand.......
Quand l'amour n'est plus, seul le devoir reste.... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 21/04/2009 14:32
xxx ( 09/04/2009 13:03)
efa tonga eto dago ny soldat sadec
efa tonga eto dago ny soldat sadc ,ireo commando d'elite premier vague, manao reperage ny cible sy micontacter an'ireo soldat legaliste.Selon nos information sous couvert anonymat,efa tsy ho ela dia h... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:10
xxx ( 09/04/2009 08:42)
Ny zavatra tokana haindra8vendrana sy ny mpisolelaka
mpanao copie coller @ zavatra mifanohatra amin'ny didin'ny ao ambony rehetra :twisted: masina be ry zalahy ireo tonga dia direct any @ paradisa any , ahi-dratsy mpanao copie coller vetaveta :twis... tohiny
novalian'i namanabe ny 09/04/2009 08:52
xxx ( 08/04/2009 18:24)
mitady asa
za ry reto tsy manana paps an , nefa mila miasa fa soa dia mba misy mahita asa ho ana nareo fa eto frantsa mantsy toa betsaka iany ny mahita asa na dia tsy manana paps aza , eto paris no misy ana mba... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 06:35
xxx ( 08/04/2009 12:40)
ra8vendrana sy ireo olombitsy misolelaka
Tsy handroso mihintsy i madagascar raha mbola hanohana ny hadalàn'i ra8vendrana mbà hahazoana tombotsoa, ireo tsy manana hazon-damosina ireo ny mandinika aza tsy hainy , ka mainka ve ny handalina ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:19
xxx ( 08/04/2009 12:35)
KAREMY + Mon Père
Tena lasa ny saiko talohaloha teo nahita Damopra tsy manala volom-bava mandritry ny Karemy ity , nanontany ny antony aho ka hoy izy , KAREMY anie izao ry letia ee...... Tsy nasiako tohiny intsony le... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:30
xxx ( 08/04/2009 11:05)
Ahoana ny lalana ?
Sao mba tokony hopotehina koa ny lalana (arabe) fa natao t@ andron-dRa8 ? Tsy izay moa no ataon'ny HAT : anti-Ra8_isation ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:16
xxx ( 08/04/2009 07:35)
misy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve .....???
TSETSATSETSA TSY ARITRA . mety hisy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve ny fivoarana ara-teknolojia !! ohatra tamin'ny andron'ny adama sy eva zao ohatra de tsy mbola nisy zao evolution techn... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 12:48
xxx ( 07/04/2009 22:01)
Fanontaniana
Ahoana no ahafantarana fa mamela heloka Atra? Ahoana no ahafantarana fa voavela ny heloky ny olona iray rehefa avy nanota izy ka nifona teo anatrehan'Atra? Afaka mamaly faty ve Atra? Sa manasazy?... tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:38
xxx ( 07/04/2009 21:39)
Fetin'ny labiera any Antsirabe
Andao atao fahirano ity fety ity satria ny gropy Fraise no tompon'ny THB dia samy tsy mankany Antsirabe fa tsy mividy labiera fa karaoty sy kaki no vidiana. non au THB, et Produit STAR... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 00:49
xxx ( 07/04/2009 15:55)
fanambarana maika : mila munition raha mahita
Déclaration : Nous sommes actuellement un collectif de plusieurs officiers supérieurs, et de plusieurs sous officiers, majoritaire en nombre au niveau de toute l’armée malgache, a soumettre ce... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:21
xxx ( 07/04/2009 10:38)
fahefana ahoana..
moa no ahafahany filohany HAT mamoaka gadra? fanga tsy ny filohany repoblika no manana izany fahefana izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:47
xxx ( 07/04/2009 09:35)
Praiministra vaovao Tim? de anin
Grêve général e!! Nankaiza? Gouvernamanta e! Aiza??? Iny Dada....(rabe) iny hoa tsy tokony haverina eto ntsony fa tsisy anazy tsony eto! Tsy efa nentiny any ve ny volaben'ny MAP 3,940 milliards d... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:10
xxx ( 06/04/2009 12:50)
MIDINA FOANA-MIDINA IHANY -MIDINA HATRANY
Fa ngah hono kilaotin'ikala Mialy ny vokatry ny tantsaha ka ampidinin'i Andry TGV hisaky ny te ampidina izy ? :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
xxx ( 06/04/2009 12:38)
lanja2o ian n vava ry penguin, so hanolo ny toern Gly FIDY
Manaov vava ts ambina ihany ry penguin amzao Fanjakana efa mijoro be manan pouvoir zao fa ahita loza eo ngah ry lety !!! azo hatao ny manohitra hevitra fa ny maniratsir sy ny manalika olom-panjakana k... tohiny
novalian'i xxx ny 06/04/2009 16:46
xxx ( 06/04/2009 12:16)
porofon'ny fandromba-pahefana ary ny fiatraikany ara ekonomi
ka porofon'ny fandromba-pahefana http://nymarinatsymaty.over-blog.com/article-29741979-6.html consequences economiques http://www.madagascar-tribune.com/Nouvel-article,11619.html ... tohiny
novalian'i essera ny 07/04/2009 09:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2595