Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
23/04/2009 16:53)
lasa nitsoaka any paris i mialy
notarihin'i mialy tgv hametra pialana fa hoe efa mitady hivadika ny capsaty fa tsy ampy vola nifanarahana t@ coup d'etat, dia iny izy lasa nitsoaka any france iny fa hoe miandry kely koa i tgv dia ho...
tohiny
novalian'i mion ny 24/04/2009 05:32
xxx
(
23/04/2009 16:48)
tsy heno intsony i Odon fa efa mihinana ny azo eh
Aiza taloha ilay fanamelohana ny famonoana sy ny fisamborana vahoaka nataon'ny miaramila.
Kay noho ny an'ny tena no mitondra dia mody mangina.
Avoay i Odon eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/04/2009 01:25
xxx
(
23/04/2009 14:56)
aoka ho hajaina ny safidim bahoaka tsy hiala izahay HAT
araka ny fanatra dia hoe ny vahoaka no tompon'ny fahefana dia ny vahoaka ko no nametraka an'i ry tgv ho eo @ pouvoir,koa maninona ianareo eo ambohijatovo no tsy manaiky.Izahay capsat moa dia efa niala...
tohiny
novalian'i vale ny 23/04/2009 22:32
xxx
(
23/04/2009 04:11)
I Ngahy Ravalomanana sy ny politikany
Izaho dia nanohana an'i ngahy Ravalomanana teo aloha, fa nohon'ny nanendry ity PM Manandafy ity ny tenany dia hitako fa tsy ho lasa ny politikany.
Raha nahare ny kabary izay nataony koa aho izay nila...
tohiny
novalian'i essera ny 23/04/2009 08:46
xxx
(
22/04/2009 20:53)
RY CAPSAT
mampalahelo ny zavatra nataony reo miaramila ny capsat, tsy fananany Ravalomanana io fa fananam-bahoaka!
http://www.dailymotion.com/video/x8pypn_mampitomany_news...
tohiny
novalian'i pyar24969 ny 23/04/2009 12:14
xxx
(
22/04/2009 20:33)
président par hasard
http://www.dailymotion.com/video/x8pqau_president-par-hasard_fun...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 22/04/2009 21:43
xxx
(
22/04/2009 15:42)
hafaro ny havanareo
za lehireto tena malahelo foana mahare hoe misy maty indray hono noho ny tolona.
Mba teneno ihany izay havanareo sy ny namanareo mpisera eto fa ny mpanao politika dia mitady seza fotsiny daholo.
Ho...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 22/04/2009 19:24
xxx
(
22/04/2009 14:53)
raikitra ny fifampitifirana eo ambatobe
nandalo teo ambatobe izahay ny maraina teo dia nahita ny tranon'i tgv misokatra ny varavarakely, dia gaga fa raikitra fifampitifiran'i tgv sy mialy teo ambony canape
araka ny vaovao re dia notanteri...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:32
xxx
(
22/04/2009 14:02)
Bonjour pengpeng mitatatata be
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8
peng >>>>>>>>>>>>>>>>>>) :oops: ;-) :oops: ;-) ...
tohiny
novalian'i manelatra ny 22/04/2009 14:22
xxx
(
22/04/2009 10:41)
maty Randriamanja Richard dia saika hamokoa i Ratsirahonana
novonoin'ny capsat Randriamanjato Richard t@ alatsinainy dia nisy saika hamono koa i Ratsirahonana alina :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:16
xxx
(
22/04/2009 07:22)
MILAY BE ZAO @IO ZOMA IO DE HISY HARARY FO INDRAY ZAO
Tairo ranga ny ampamoaka a, aza atao Ra8 rery no apoaka, tairo ry TIM mba manaova ampamoaka momba ny TGV....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:34
xxx
(
22/04/2009 01:33)
Ravalomanana: Sambo niletika.
Tena tsy sahy niverina intsony i ra8 marina. nanao sambo niletika any afrika any. Angamba efa tapitra ny saosy ka lasa manao tarzan any anaty alan'ny Afrika any, na lasa tsalo reraka any Swaziland ka ...
tohiny
novalian'i nancy ny 22/04/2009 04:19
xxx
(
21/04/2009 18:42)
MITOHY ANTRANY NY TOLONA
ETO ANTSIRABE, ZAHAY TSY MAHALALA IZANY HATAY ZANY NY FANTARAY DIA MIALA NY PANONGAM6PANJAKANA, MIROSO NY FIFIDIANANA, DIA HITA NY VOKATRA, MIDINA ATY AMINAY ATY MOA NAREO CAPSAT IREO FA DE HIHINANEM....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 22:04
xxx
(
21/04/2009 18:15)
Tokony hanao Fety isika Tim ato fa afak i Penguin !
Vaovao tena mahafinaritra sy lehibe izay tsy azo eritreretina sady mahafaly tokoa dia ny fahenoanay fa afaka tao amin'ny Capsat i Penguin fa tsy voatana intsony !! ny tsy fantatra fotsiny dia ny hoe n...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:09
xxx
(
21/04/2009 15:29)
Ndrianarijaona Bluff !!!
Vitsy ihany ny tafika tena manaraka an`io CEMGAM io raha lazaina dia ireo izay NAHAZO VOLA IHANY ( CAPSAT sy ny eny am`FORT DUCHESNE) . ...
tohiny
novalian'i reeves ny 22/04/2009 07:22
xxx
(
21/04/2009 15:20)
mba toroy hvtra fa tsy haiko tsony le fitianana, very hevtr
za sipa 23 ans, efa niaraka tamin'ol nandritra ny 3 ans de aveo nisaraka efa ho 3 ans ko zao, de zao tsy haiko fa tsy mety hanana relation serieuse amina bandy hafa mintsy za fa otran'miovaova zany fo...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/04/2009 12:08
xxx
(
21/04/2009 10:22)
19 mois fotsiny e
Zao kosa alou e, aleo ranga mba ho tapitra lay 19 mois avelao izy mba ho jerena ze vitany e, ra8 reny 7 ans niaritra foana nareo, 19 mois fotsiny nge no mba nangatahiny e.
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/04/2009 16:06
xxx
(
21/04/2009 09:26)
Asio fanapahan- kevitra faobe.
[url]http://www_kazeo_com-sites-fr-photos-737-photo-737903-l_ipg[/url]
[img=nouveau dossier(4)(2)]photo-737900-l[/img]
[img=nouveau dossier(4)(2)]photo-737903-l[/img]
[url=nouveau dossier(4)(2)]exp...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/04/2009 09:58
xxx
(
21/04/2009 09:20)
NY TENA MARINA MOMBA ILAY TENY ANOSY OMALY
zao no izy ry zareo a, vao naheno aho hoe MFM ny PM sy namana mpitarika tolona eny Ambojatovo de naleoko nijanona tsy nankeny intsony ny antony dia mazava io MFM io mpamalan-kira sady mpamono olona, a...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:44
xxx
(
21/04/2009 07:27)
Voasambotra halina i Penguin , tena nampalahelo lery !
Misy namatsika iray mpisera mafana fo fa diso lalana izay oa voasambotra omaly fa nafana fo be loatra nihogahoga be teo Ambohitsirohitra teo omaly hariva be fa tezitra tamlé nisy Tim voatifitra omaly...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:20